Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pissoa
(
13/06/2007 21:58)
Tsy Kilalaon-jandry
Hitako tao amin'ny blaogin'i manana19 (mety efa maromaro no namaky tany ) fa "[color=green]Vadin-joky kilolohan-jandry[/color]" hono no fiteny marina fa tsy "vadin-joky kilalaon-jandry" !
http://m...
tohiny
novalian'i izany ny 03/05/2011 07:45
xxx
(
13/06/2007 21:03)
Miandry valiny i pissoa sy ikaretsaka ary xxx
Mba valio raha azo atao ireo fanontaniana manitikitika anay telo, mikasika [b]ny teny tsy fantatra[/b]
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m465e708d7220b...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2007 16:04
lagoon
(
13/06/2007 19:51)
ZAVA-BITA FA TSY WAWAWA
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/5757/portehoalajc5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img503.imageshack.us/img503/801/riotinto2dg6.jpg[/IMG][/UR...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/06/2007 07:46
patolas
(
13/06/2007 18:37)
Mahaleo(Alleloia)
Salama daholo!
Saika mitady ny partition n'ilay Alleloian'iMahaleo aho azafady partition mety lalaovina @ orgue no tena tadiaviko.
Misaotra indrindra...
tohiny
xxx
(
13/06/2007 15:31)
Ohatra ny tsy tsara kay
Ilay tafalatsaka ao anaty fitiavana e. Ohatra ny tsy afaka miriaria izany fa any foana ny saina. Mila ody tsy fitia....
tohiny
novalian'i cutie ny 21/06/2007 23:13
rfd2001
(
13/06/2007 14:37)
Mba miangavy ny filoha hanova toe-tsaina
Ny tenako dia tena olona makasitraka andra-8 mihintsy ary nanohana andra-8 faona. Ankehitriny anefa betsaka loatra ireo fombafomba sy fanapahan-kevitra tsy dia mazava. Fotoana zao haonavana ny lalana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:48
rrgmt
(
13/06/2007 14:02)
Ilay mpivaro-kena teny aminay
Noravan'ny fivondronana ny fivarotany dia nikatona tsy nisy intsony. Nitombo iray ny tsy an'asa8-)...
tohiny
novalian'i marozevo ny 16/06/2007 19:27
mandy
(
13/06/2007 13:41)
"Dans un coquillage"
Sao mba misy mahalala ny tena mpihira an'iny hira iny ianareo ? Dia aiza no mety hahitana ny album misy azy raha toa ka misy ? Misaotra betsaka ô !...
tohiny
novalian'i mandy ny 15/06/2007 15:34
jex
(
13/06/2007 12:33)
Samoela
Manao ahoana tompoko,
ary toa tsy ahitàna hiran'i Samoela mihitsy ato anty tranonkalantsika, misy antony manokana ve?
misaotra tompoko!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2007 19:04
h276
(
13/06/2007 11:40)
Jalim-pitia
Miarahaba anareo rehetra
Mba mitady ny tonon-kiran'i Eddy Lejao aho mitondra ny lohateny hoe Jalim-pitia raha misy manana en MP3 vao maika tsara .
Izay fa dia misaotra mialoha @ fiarahamiasa...
tohiny
LazaDaddy
(
13/06/2007 11:17)
ireo mbola tsy nandre momba an'i Jesoa
[b]Aoka ny olona niaina taty aorianan'ny nahaterahan'i Jesoa no resahina eto[/b] (lohahevitra hafa indray ny talohany).
Adihevitra fahita etsy sy eroa ny hoe: "raha i Jesoa irery no lalana mankany ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 08:07
majesty
(
13/06/2007 11:04)
Ilay mpivaro-tena teny aminay.
Nahagaga ahy ny fihetsik'ity mpivaro-tena iray teny akaikinay.Notantarain'ilay rahavaviny miara-mipetraka aminy mantsy fa mialohan'ny handehanany hivaro-tena amin'ny hariva iny dia tsy maintsy mivavak...
tohiny
novalian'i majesty ny 20/06/2007 06:27
pitchounette
(
13/06/2007 10:24)
Ilaina ve ny Préscolaire sa tsia????
Salama daholo,
Sahiran-tsaina aho miheritreritra ny momban'ny zanako, feno 2taona sy 5mois izy amin'ny septembre, tokony efa hiditra hianatra ve sa tsia?Misy milaza fa manao toute petite section a...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/07/2007 14:28
Ralay
(
13/06/2007 09:58)
Antso
Ny caummunauté Catholique Malgache de la Côte d'azur (CCMCA)dia hanao fivavahana firaisampinoana ho fankalazana ny fetimpirenena ny alahady 24jiona @ folo sy fahefany 10H15 ao @ trano fiangonana soe...
tohiny
novalian'i marozevo ny 14/06/2007 23:30
marozevo
(
13/06/2007 09:34)
Ialahy !
Azo atao ve ny mifanao ialahy ? Inona no mety ho heviny : fifankatiavana sa fifamingavingàna.
Izao manko : Somary nanao ialahy olona iray aho tao amin'ny rubrique iray tao, dia taitra kely Ranaman...
tohiny
novalian'i sympa ny 18/06/2007 01:25
Jeankely
(
13/06/2007 09:22)
Anay io ary President-nay mihintsy e.
Izahay aloha dia tsy mahalala afatsy ny hoe lany President io ary na ahoana na ahoana dia President-nay io madra-pahatongan'ialahy milaza mahay.=))=))=)).Samy resaka donto ity....
tohiny
novalian'i kanota ny 05/07/2007 09:23
bazylou
(
13/06/2007 09:06)
dia raharahan'iza ialahy le8 na ho faty eo aza e!!
fa angaha moa ialahy no tompon'ny Madagsikara ?? ary mba izy tenany angaha tsy mpanararaotra ireto gasy namany e ???? jereo ilay menaka ???
koa raha tsy anazy ny bp sy ny total koa!!:-D:-D:-P:-P ...
tohiny
novalian'i tsotrabe ny 05/07/2007 13:40
ronaldo09
(
13/06/2007 09:01)
Ravalomanana « menace » les investisseurs
L’affaire Sylvain Urfer a remis sur le tapis les debats sur la souverainete nationale. A l’aeroport international d’Ivato, apres avoir assiste à Shanghai (Chine) au Sommet de la BAD, le preside...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/06/2007 07:06
bezestah
(
13/06/2007 08:54)
Hiran'Rabl le hoe 'Hafatro'
Slt daol ra mis mahay io hira io d alefaso @ty 'gagaoos7nepher007@yahoo.fr'
Merci d msotra e.lol...
tohiny
novalian'i Ravakiniaina. ny 29/08/2019 11:28
andry44
(
13/06/2007 08:12)
mandefa moto
Efa nisy nandefa moto nakany Dago?Ahoana ny fomba azo antoka kay raha handefa moto mody any ?...
tohiny
novalian'i mionona87 ny 28/06/2007 17:02
