Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
dragon2madagascar ( 17/06/2007 10:37)
Fitiavana Ambony Ambany
Salama daholo e! mba te ampita vaovao fotsiny. Misy raki-kira hivoaka ao aoriana aho, mitondra ny lohateny he: "Fitiavana Ambony Ambany". ka ato ny hira an-tsary mamaky lay: http://www.dailymotion.co... suite
répondu par Fiffi le 19/06/2007 06:56
Bita ( 17/06/2007 09:01)
Chauffeur mora tezitra
Ahoana ianareo rehefa mitondra fiara mora tezitra ve ianareo? Izaho tena tsy tia miaraka @ mpitondra fiara mora tezitra mihitsy. Matetika dia ohatra hoe: maika izy kanefa emboutaillage, na ohatra hoe... suite
répondu par johnnyandri le 08/07/2007 10:18
xxx ( 17/06/2007 08:30)
Fanandratana ho olo-masina
Tsy azoko tsara lay fanadratana ho olo-masina ataon'ny papa ireny e!Ny maty zay tsy hsandratra ho olo-masina zany de tonga de very any @:evil::evil::twisted: daholo? Moa ve ao @ finoana katolika ihan... suite
répondu par marozevo le 23/06/2007 21:46
diamondra27 ( 17/06/2007 08:22)
fifohazana maraina
tena mba lasa ny eritreritro fa mahatsara ny fahasalamana hono ny fifohazana maraina de mila mandeha tongotra tsy misy kiraro @ireny ahitra mbola mandomando ireny de miaina maka rivotra madio z... suite
répondu par watafon le 23/06/2007 05:49
niryna ( 17/06/2007 06:46)
Famonjena na salvation.
[i]Fa na iza na iza no ta hamonjy ny ainy,dia hahavery azy,ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara dia hamonjy izany.Fa inona no soa azon'ny olona ,raha mahazo izao tont... suite
répondu par niryna le 12/07/2007 04:48
bazylou ( 17/06/2007 00:20)
Aza manao vacance any DAgo
izany fa voasolan'ny fianakavianao ianao!! any izao efa tsy menatra intsony ny hifanasola na rad sy zanaka aza!!! vao midina ny avion fotsiny ianao dia vita ny paosinao, ny entanaaza mety hanjavona r... suite
répondu par torola le 01/11/2007 01:52
bazylou ( 16/06/2007 23:45)
samia mandroka dia
soratna ao amin'ny guiness des records izay mahavita be indrindra. Behoririka. 23 vazaha "ramassés" par la Police ! 15-06-2007 / 08:44 Les contrôles des étrangers se poursuivent un peu partout ... suite
répondu par xxx le 20/06/2007 06:39
bazylou ( 16/06/2007 23:43)
ESY E RY PETY E!!!
NA 100 000 000 FMG AZA DIA TSY HOHITA MIHITSY I PETY E!! TSY ALEO VE ATAO 1000 000 000 000 FMG DIA METY HITONOTENA I LERY ?? TSY NAHA LE8 AZY ALOHA I PETY E!!!... suite
répondu par Jeankely le 21/06/2007 01:24
Bita ( 16/06/2007 23:24)
midina faingana ianao ry anaka!
Nisy zazakely (7 taona) hitan'ilay Mompera nianika hazo. Rehefa nijery teny ambony ilay Mompera dia hoy izy t@ ilay zaza. Midina haingana ianao ry anaka. Ity ny vola 300 Ariary, mandehana mividy culot... suite
répondu par sympa le 18/06/2007 14:46
bazylou ( 16/06/2007 23:20)
teny gasy, teny vahiny, teny .....
Any Belgique hono ny atao hoe crapaude dia sipa, Any france crapaude= crapaud vavy Any ouagadougou sipa = petasse no fiantsony azy Any laréunion, ny toaka fisaka dia gamin ( zaza kely) no fiantso ... suite
répondu par sympa le 19/06/2007 22:49
bazylou ( 16/06/2007 23:09)
feno zaza
mirenireny hono ao MAda hoy i l'hebdo, , 2 000 000 hono ny zaza gasy tsy mianatra fa mitady vola ,; , mahagaga da ny ras hono no mapirisika sy manery azy ireo tsy hibosy intsony fa hivarotra kitay fan... suite
répondu par Bita le 21/06/2007 17:48
pissoa ( 16/06/2007 21:58)
Ho an'ny Dada sy ny ho Dada rehetra
Arabaina izay efa Ray sy mbola ho ray rehetra fa fetinareo hono androany ! Dia mirary soa ho anareo hatrany ! Tsy hadino koa ny Ray am-panahy :-*:-*:-* [img]http://i22.photobucket.com/albums/b3... suite
répondu par sympa le 19/06/2007 22:10
diamondra27 ( 16/06/2007 18:09)
mofo
misy mahay recette mofo isankarazany ve? Any berlin manko importé ny mofo fa le pain complet reny ihany no misy any... De ra mba mahazo re7 mofo baguette na mofo pays hafa de mba mety milay oh... suite
répondu par diamondra27 le 19/06/2007 23:28
diamondra27 ( 16/06/2007 18:04)
kisarisary
hono wa: mba aiza doly no ahitanareo le kisarisary retra reny e? emôtikona moa le izy teo?:oops: Tena misy mahita milay be mitsy ato an! le minana chips zao no tiako sy le robot ary tank:-P:... suite
répondu par diamondra27 le 08/08/2007 16:47
xxx ( 16/06/2007 16:47)
Fanontaniana
Mba saika hanontany aho azafady , mila visa ve raha te handeha ho any Egypte isika gasy? raha mila, misy mba afaka manoro ve hoe inona sy inona avy no tokony hatao? Misaotra mialoha... suite
répondu par diamondra27 le 17/06/2007 07:53
sympa ( 16/06/2007 13:16)
Mba aiza stresse ihany hoa! 0.ô
Jereo nge ireto ééé http://www.youtube.com/watch?v=9iFtKLxmXmA&NR=1 http://www.youtube.com/watch?v=sBwGoce44Vg&NR=1 http://www.youtube.com/watch?v=2Ril8yFEH6k&NR=1... suite
répondu par sympa le 18/06/2007 02:00
sympa ( 16/06/2007 13:03)
Misaotra anareo XD !
Misaotra anareo rehetra moa zany ny tenako t@ ireo toro hevitra maro izay nomenareo ahy ireny. Tena tsy maintsy nisintaka kely aho satria tsy maintsy naka aina kely klo izao teo. Fa izao aloa de efa e... suite
répondu par sympa le 19/06/2007 07:01
caramel ( 16/06/2007 12:42)
fetra hanafoanana ny boaty
manao ahoan daholo ny namana? afaka firy andro tsy ampiasaina kay d foana ny boaty serasera ? ary raha enao tsy miditra ao mintsy nefa misy mandefa hafatra ho anao d mety ho voafafa ihany le izy sa ... suite
répondu par xxx le 21/06/2007 10:31
marozevo ( 16/06/2007 10:07)
Saina Malagasy.
Manakaiky ny fetin'ny 26 juin. Manomboka mikopakopaka izay angamba ny Saina Malagasy any Mcar. Ny tena moa Gasy Vao Tonga (GVT) aty France, ka mba hanontany an'izay rehetra afaka mamaly, na isika aty ... suite
répondu par Jeankely le 18/06/2007 01:17
Jeankely ( 16/06/2007 06:41)
Saribakolin'ny Ntaolo ihany io Politika manimba io
Ny filamatra dia ny hanamboatra ary hanatsara ny kely ananana, ny Politikan'ny Saribakolin'ny Ntaolo dia simbao, dory, poteo izay eo fa rehefa potika ve tsy hitady vola indray hanaovana azy. Iza no sp... suite
répondu par Jeankely le 17/06/2007 04:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3121