Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tslem ( 16/06/2007 06:08)
iza no mba mahalala?
Hono ho ah, asa ianareo izay mba mahatsikaritra fa rehefa misy zavatra vidiana dia matetika ohatry ny misy "R" kely anaty boribory iny eny @ coin coin eny na sahala amzany.Inn kay no dikan'iny izay mb... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 10:14
Zazala ( 16/06/2007 02:21)
Fitaratra manjavona
Tsy ny sakana eo anoloana no tsy ahafahana miroso amin'ny fampandrosoana, nefa matoa ao ny fingana dia aoka samy handinika sy hieritreritra ny nahatonga iny ny olona lasibatra. Mipoitra avokoa n... tohiny
novalian'i ranitse ny 28/06/2007 10:10
cute ( 16/06/2007 00:24)
fetin`ny ray...
miarahaba antsika rehetra indray!!efa ho avy ny fetin`ny ray;..efa vonona doly v?manao ahoana ny fanomanana?Ary ny mahagaga wa d zao e,ny fetin`ny reny a!! tsy mitovy ny daty, any dago sy aty usa(14ma... tohiny
novalian'i cute ny 05/07/2007 01:15
Herimiafina ( 15/06/2007 20:43)
Polisy siantifika?
Misy sampana manokana mitovitovy amin'ny Crime Scene Investigation (CSI) any USA ve any Madagasikara? Na ireny sampana miandraikitra ny fijerena ny ADN, sy mampiasa karazana fitaovana harifomba entin... tohiny
novalian'i xxx ny 04/07/2007 08:19
Fody ( 15/06/2007 20:17)
Mbola politika ve no resaka ato sa inona e?
Manjary mahakamo ny mamaky ny dinika eto amin'izao fotoana izao. Tsy hitako intsony izay maha politika azy. Taim-bava sy fanasana vangy no sisa. Ny zavatra tena mivaingana sy voadinika tsy misy. Sa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/06/2007 01:09
xxx ( 15/06/2007 20:05)
Ny finoana sy ny fandinihana?
1 - Ny hoe mino dia tsy misakana ny saina tsy handinika. 2 - Ilaina ny manadihady sy mitsikera alohan'ny hanekena. Ireo dia hevitra nalaina avy amin'ny hevitr'i Kant mikasika ny finoana. Ahoan... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2007 16:57
patrick2002 ( 15/06/2007 18:51)
porteur ao aeroport Ivato
Rehefa manao vacances any madagasikara ianao dia misy,porteur ao @ aeroport Ivato tonga dia maka ny entanao vao mivoaka ny sous douane ianao ,fa ny mahagaga dia izao tsy mandray Ariary ireo porteur ir... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/06/2007 06:02
xxx ( 15/06/2007 18:49)
Teny mahazatra saingy......
Misy voambolana fampiasantsika mahazatra tsy heverina velively fa hisy akony somary tsy dia tena tsara loatra eo amin'ny fiainam-panahy. Misy ohatra ireto lazaiko ireto, ary iezahana koa ny mba mani... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/06/2007 20:47
Fiffi ( 15/06/2007 17:03)
Sarotra hidirana....
Tsy aiko raha misy am-nareo mahazo an'zaorehefa miditra eto am sera2 namana.... Na de efa ao anaty favoris aza ny sera2 , na manokatra via google de misy "fenêtre" hafa misokatra , fotsifotsy fots... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2007 13:00
mahitsih ( 15/06/2007 14:41)
Fiainana andavanandro
Lasa ho'ah ny saiko @ ity resaka JIRAMA ity eh! Fa tena mijaly ny vahoaka satria tapaka foana ny aty aminay, ka mieritreritra aho hoe saody ary tokony homena izay tena mahavita azy sa ahoana ny hevitr... tohiny
novalian'i sympa ny 18/06/2007 00:17
niainaok ( 15/06/2007 11:53)
fisaorana
Manahoana Voalohany indrindra aloha dia misaotra fa voaray soa amatsara ato amin'ny SERASERA.org satria efa ela no nikasa niditra tao amin'io Azo nareo omena sy fariparitana ve ny mombamomba io fa ... tohiny
novalian'i epsedo ny 05/08/2007 04:59
Ztiana ( 15/06/2007 10:57)
"Tsaiky be"
Bonjour daholo e ! Sao mba misy manana na mahay ilay tononkiran'i Dedesse hoe "Tsaiky be"? dia misaotra mialoha e !... tohiny
novalian'i lembelo ny 05/07/2007 08:04
meva2 ( 15/06/2007 10:31)
tianareo
Inona no karazantsakafo tianareo ankoatry ny sakafo malagasy ? Izaho dia tia sakafo indien sy japonais, ny mba tiako andramana izao dia ny sakafo tibétain.... tohiny
novalian'i mangabe ny 20/07/2007 13:00
tinasou ( 15/06/2007 09:49)
Toe-tsain'ny gasy mody na manao vacance any Dago
tena mandreraka be ahy ny toetsain'ny havako any dago refa mba mody na manao vacance any aho. Tsy haiko aloha raha ny ahy rery no manao izany eh! :?: Lazaina fa tafita aho refa mianatra aty an-dafy ka... tohiny
novalian'i Roch ny 26/08/2007 09:29
meva2 ( 15/06/2007 09:26)
TENNIS
Bjr daholo, Izaho dia mitady namana hiarahana milalao tennis.Raha toa ka misy intéressé dia aza misalasala sady mety hahafinaritra koa ny fihaonana ara- panatanjahatena. Ny toerana dia : Suresne... tohiny
Jeankely ( 15/06/2007 08:27)
Hoy ilay milaza hendry any andafy hoe: adala daholo ny Gasy
Araka ny resak'ity "Bazylou" ity :"hita fa adala daholo ianareo nifidy azy, efa izao no manjo mbola manompo azy ihany::". Izao no fahaizana any andafy ary izao no olona manao ialahy "President" ary iz... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:24
fanantenana2003 ( 15/06/2007 07:56)
ICT Envent 2007 fianaratsoa
tsy haiko na ato no tokony atao ity fa izaho mba manontany hoe misy mahalala an'i zandrikely na i Andryfaly avy any Eni fianratsoa ianareo, ary sao dia misy manana lahatsoratra momba an'ilay ICT Event... tohiny
mamzelkely ( 15/06/2007 07:52)
fanadinoana
inn kay ny mahatonga n'ny olona iray hanadino zavatra resaka stress ve, sa havizanana sa inn de inn n remède an le izy?... tohiny
novalian'i rhina ny 03/08/2007 08:42
ravaka2007 ( 15/06/2007 07:44)
Ny hira sy mozika
Miarahaba anareo, Mba saika hangataka ny hiran Salomon sy Fara: "Ny hira sy mozika". Merci bcp.... tohiny
ikaretsaka ( 15/06/2007 06:30)
Katesizy!
nanontany ity zaza hadinina fanadinana alohan'ny hidirany @ dingana manaraka i mompera: -Aminao ry zanako iza i Jesoa?... -Zanak'Andriamanitra izy Mompera! -Aaa Tsara izany ry zanako , mahay ia... tohiny
novalian'i cutie ny 20/06/2007 00:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5808