Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 18/06/2007 13:28)
re7 flan
manaona e, za reto mbameo re7 na flan azafady fa tsy mahay a! nanandrana ah t@ sabotsy d nivadika le ronono:-( misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/06/2007 11:32
zoara ( 18/06/2007 12:49)
sareraka
salama daholo! henoko matetika ato @ radiovazogasy zao ireo hirany ka mba saika nanontany aho hoe aiza no mba mety ahazoana mividy ny cd na ny k7 n'i sareraka... tohiny
fiderana ( 18/06/2007 11:13)
tsy lafo ny......!
Ny vidin'ny sigara 2 dia mahazo simenitra 1kg, tsy lafo ny simenitra!..... Ny vidin'ny menaka 1 litatra dia mahazo solika 2litatra, tsy lafo ny solika.....!hihihih...... :-D:-D:-D:-D:-D:P... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 20:38
sakaizakely ( 18/06/2007 10:30)
colissimo - coliposte
tsy misy azo atokisana ry reto fa rehefa tonga ny peps de mialangalana dol reto fonksionera mpandany lera any am poste ireto a ! misy colissimo suivi contre signature izay efa herinandro tsy hita h... tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 08:53
gasynamana ( 18/06/2007 08:58)
Tsy azo disona ny Baiboly, nefa ve tena marina????
Misy ny olona no milaza fa izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no marina sy izy. Nefa ve izay voasotra de marina daholo? Misy tantara maromaro mampametraka fanontaniana ao amin'ny testamenta talo... tohiny
ndee ( 18/06/2007 08:21)
madagasikara
tyx razanaparany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2007 06:51
kally ( 18/06/2007 07:41)
Nodakany rangahy
Dia tapaka ny hevitr'i Ségo ka dia nodakàny hiala ny trano i François Hollande.Nasainy nangoron'entana sy hiaina ny fiainany any ivelany.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 19:20
patis ( 18/06/2007 07:36)
Manaiky aho (FIRMIN)
Salut,mba tena tiako be le hiran'ny Firmn: Manaiky aho. Ka tena ilaiko ny toniny. Mercie... tohiny
bazylou ( 18/06/2007 07:01)
resy lava
mada,fabon, 0-2 !!:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/06/2007 01:40
Tiks ( 18/06/2007 06:16)
tsy zaho ny babany zanakao
mba mangataka io hiran'i Jean aime io o! misaotra tompoko... tohiny
Jeankely ( 18/06/2007 01:15)
ESY E RY politika VINDINA E
Dia gaga ianareo satria tsy politika mivantana no resaka eto satria koa novain'i VINDINA "a" ny "i" amin'ny POLITIKA ka lasa POLATAKA=))=))=)). Dia izao samy manala azy izao. Mieritreretana hevitra fa... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:51
bazylou ( 18/06/2007 00:01)
film gratuit
jereo ity!! dia klikeo eo amin'ilay soratra raven maitso!! lasa izao http://www.r4v3n.com/index.php?file=Films&op=infos&id=144#... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/06/2007 23:55
sympa ( 17/06/2007 23:33)
Test ho any izay mahay :-P !!! eheheheheheheh
Anjamo hoe ity http://www.innergeek.us/francais.html Zah nahazo 21.59 % t@ io :^) :^)... tohiny
novalian'i sympa ny 30/06/2007 15:00
bazylou ( 17/06/2007 20:15)
trondro
Niady hono ireto trondro roa, ny 1 trondro be ary ny iray trondro kely. Noho ny ady dia latsaka tanteraka ny mason'ilay trondro kely ary farany aza moa dia tsy tafaverina taoa anaty rano intsony izy ... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 20:46
pisokelindada ( 17/06/2007 17:35)
mitady an i tsila
si tu vois c mess c paske ts aiko n mampiasa an ty zvtra ty hoa fa ampio a!:!::cry:... tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:35
pisokelindada ( 17/06/2007 17:30)
aiz o
mitady an'i audodo69 o ... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 08:51
naughtyboy ( 17/06/2007 16:50)
Avandra masina na ny higgs boson
nahavarina ahy ny namaky ty fikarohany mikasika ny avandra masina(holy grail na higgs boson) elako tsiny ra ifangaro teny vahiny ny fanazavana ,inn moa izy io?mba ahazahoana mahafantatra ny singa nif... tohiny
niainaok ( 17/06/2007 14:55)
mangatsiaka
Manahoana mba omeo vahaolana fa tena mangatsiaka ny andro inana no tokony hatao sy ny tsy hatao izay aloha fa mba omeo vahaolana misaotra sahady... tohiny
novalian'i kally ny 21/06/2007 17:34
rafify ( 17/06/2007 13:58)
hira gasy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ramilisaona%2BFenoarivo/video/x290dv_ramilisaona-fenoarivo-hiragasy ho an'izay mankafy ny hira gasy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2007 06:55
xxx ( 17/06/2007 13:50)
bevoka vao mitsaika
bjr ny olona bevoka mbola mitsaika ve marary valahana sy kibo ko sa normale zany... tohiny
novalian'i booboo ny 18/06/2007 10:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0903