Avandra masina na ny higgs boson

1. naughtyboy ( 17/06/2007 16:50)
nahavarina ahy ny namaky ty fikarohany mikasika ny avandra masina(holy grail na higgs boson)
elako tsiny ra ifangaro teny vahiny ny fanazavana ,inn moa izy io?mba ahazahoana mahafantatra ny singa niforonany zao tontolo izao de noezahiny peter higgs ny mikaroka
singa farany zay madinika fototra tsy mbola voazava atr@zao momba ny niforonany zao rehetra zao antsoina oe standard model(tsy misy mass tahaka ny photon),samy mahalala daoly fa ny matiere rehetra de manana mass zay vita @ atoms
(electron=particule maivana ndrindra,protons,quarks particule mazefatra ndrindra)
@ alalany io theory-ny peter Higgs(physicist) no anazavana reo singa fototra zay niforona t@ big bang
zay tsy manana mass, @ fomba ahoana? misy fitaovana anisany lehibe indrindra alefa eny @ habakabaka itadiavana zv(particle)kely indrindra noforoniny eropeana zay hiainga @ herintaona antsoina oe LHC na
large hadron collider itady an\'izy io.inn no tanjona?
ampifandomina eny @ habakabaka ny proton 2 @ hafainganampandehany azavana(speed of light)ary refa mipoaka de misy fitaovana detector andinika ny singa azo eo zay inoany mpikaroka fa condition hisy lavitrisa sekondra aorinany big bang.ho vita @ heritaona io fitaovana LHC io ary eo anelanelany sois sy frantsa no misy le toerampikarohana efa nanomboka io ko ny zamerloks ao tevatron ao ivelany chicago fa mbola tsy lasa lavitra ,fehiny mety itondra fiovana @ tsara ny fianany zanak\'olombelona v sa tsia ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1522