Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
20/06/2007 14:08)
henan'omby
Inona ary no fanalavana ny hen'omby e ? ...
tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 12:20
ratonga
(
20/06/2007 12:49)
cbd sy sympa
bônaniverséra nareo rolah:-*...
tohiny
novalian'i sympa ny 29/06/2007 11:08
diamondra27
(
20/06/2007 11:31)
mauvais joueur
ahoana ny hatao rehefa sendra ireny mauvais joueur ireny?
Ampirevena ve izy sa tsy atao maharesy mba aseho azy fa matoa izy resy de tokony mbola hianatra teknika bebe kokoa zay
misy de tena mito...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 15:56
xxx
(
20/06/2007 11:03)
inceste
mba mila fanampiana sy torohevitra , taloha t@ za 6na 8ans teo d nisy demi-freren'ny papanay zany nanao attouchement sexuel t@ko , za zany t@zany mbola kely iz koa moa nanafatra fa raha miteny aminolo...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2007 14:56
lohanazy
(
20/06/2007 11:01)
BESSA
SALAMA,
MBA MANGATAKA ILAY HIRAN NY BESSA MISY ILAY HOE "nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho", raha manana ianareo.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 05:40
tsiafoi1
(
20/06/2007 10:39)
"Il n'y a aucune rose sans épines"
Oharina amin'ny voninkazo rose ny vehivavy, TSARA raha atao indray mijery, fa samy manana ny lokony, arakaraka ny goût an'ilay mpitazana ny valeur ny ts11.
Fa ny iraisan'ny vehivavy rehetra, dia man...
tohiny
novalian'i imeva ny 28/06/2007 16:00
nikopol
(
20/06/2007 07:52)
Trois volo-tratra
Manana volotratra telo lava be mihintsy aho eo akaikin’ny lohanonoko avia eo. Hatraminy nahakely ahy dia efa teo hono ireo, ary nisy olona nilaza tamin’i mamanay fa mariky ny fanambinana hono ireo...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 14:12
domino
(
20/06/2007 07:50)
Benja Ralibera - Balaoasy
Manao aona daolo ndray e! mba mahafinaritra ana le hiran'i Benja Ralibera hoe Balaoasy iny. Zay mba manana nareo de mba andefaso za. Azafady ndrindra e!
OK Daolo de bonne journée ndray o!...
tohiny
niryna
(
20/06/2007 07:06)
Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
Rehefa tonga zanak'Andriamanitra isika noho ny fianoana an'i Kristy dia manana andraikitra ny hiteny amin'ny olona ny amin'i Kristy.
Tsy misy zavatra tsara sy mahafinaritra ny mizara izany fitiavan'A...
tohiny
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 21:18
xxx
(
20/06/2007 06:55)
sarotra be
[size=2px]mba sady mampilalao aho no mba manandrana an'ity e[/size]:P...
tohiny
novalian'i Durand ny 21/06/2007 21:52
Raveny
(
20/06/2007 06:51)
jaleby sy bajia
Manaona nareo rehetra zay mamaky eto!Za mba saika hanontany anareo oe iza no mba mahay ny fanaovana an'ireny "jaleby" sy "bajia" reny azafady?
Mba ento eto ane ny fanaovana azy zay mba mahalala e!
M...
tohiny
novalian'i poussy3 ny 15/09/2007 07:24
mim
(
20/06/2007 06:24)
Fiffi-Rafify
lasa kely ny saiko lé!Fiffi sy Rafify v mpivady?misy hifandraisany?
Fiffi manko tena namana navitrika b teto nefa to tsy hitahita firy tsony?d i Rafify no hita matetika eto!aiza enao Fiffi fa mangin...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 19:10
LazaDaddy
(
20/06/2007 05:17)
Fantaro ny fahavalonao
Tsikaritro eto fa misy mihevitra ny namana ho fahavalo rehefa miady hevitra ka lasa bontolo ny fomba firesany. Raha izaho no ataonareo fahavalo tsy maninona (vao maika mampitombo ny faharetako) fa kos...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/07/2007 04:55
xxx
(
20/06/2007 00:31)
fitiavana nipoitra avy amin'ny fifandraisana tsaty
ahoana ny hevitrareo ny amin'ny fitiavana nipoitra avy amin'ny fifandraisana teo amin'ny tsaty ? tena sincère ve sa mety ho virtuel ?
ary possible ve oe olona tena misy sentiment fort mifanoratra f...
tohiny
novalian'i BONGOMASO ny 09/07/2007 12:31
sympa
(
19/06/2007 23:39)
Tsy izao ve no tsara ny loko!
Tsy tinareo ve raha otr'izao ny lokon'i gogole http://www.jabago.com/language-french-black-google.html...
tohiny
novalian'i cute ny 05/07/2007 01:08
sympa
(
19/06/2007 22:39)
Malakilaky moa ééé !
Aleo njay ary jerena ny akinganareo ééé :^):^) avereno adika le soratra midina
http://www.gamesforthebrain.com/game/speedtype/
...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:39
anthoniobarit
(
19/06/2007 20:54)
manimanina
hira ny mahaleo misy hoe , ny hira ny hirako no halefako mianpita ,nitodiana nitodiako rehefa manimanina, manina ...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/06/2007 21:02
kelly13
(
19/06/2007 19:30)
1947
[color=#CC99CC][b]fa maninn tokou no odivan'ny frantsay fanina ny "genocide" nitranga tany mada t@ 1947 ireny?[/b][/color]...
tohiny
novalian'i maintsokely ny 29/06/2007 12:19
ikalapeta
(
19/06/2007 19:01)
Blagy ihany...lolll
Teny vahiny fa manjary tsy mety ah! :-D:-D:-D
c\'est un paysan de sa cambrousse natale qui a perdu (pour la n-ième fois) son chien. :°) il dit à sa femme:
_Dis l\'ma\'lie, l\'chien a enco\'l di...
tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 23:00
fanaina
(
19/06/2007 18:52)
tomany
nisy tovovavy iray izany nitomany, izy tsy miteny tsy mivolana fa ny ranomaso no fafany!
dia hoy ilay madama iray hoe- inn ry ise no mampitomany anjiko tahaka anio hoa?
dia namaly izy annao hoe- ila...
tohiny
novalian'i cbd ny 20/06/2007 22:53
