"Il n'y a aucune rose sans épines"

1. tsiafoi1 ( 20/06/2007 10:39)
Oharina amin'ny voninkazo rose ny vehivavy, TSARA raha atao indray mijery, fa samy manana ny lokony, arakaraka ny goût an'ilay mpitazana ny valeur ny ts11.
Fa ny iraisan'ny vehivavy rehetra, dia manindrona sy mandratra eo ampiotazana raha tsy mahay ny mpaka
Ahoana ny hevintsika
novalian'i imeva ny 28/06/2007 16:00
2. hery ( 20/06/2007 10:51)
Ankoatry ny tsilo dia andro vitsivitsy ihany no manitra mamerovero fa rehefa avy eo malazo.

3. diamondra27 ( 20/06/2007 10:51)
hahaha!:-D:-D

lasa rozy ndray kala tsiafo marina

manimanitra vao maraina, mahate-ho tia sady robe menamena mitsy le ao @ sary ao an!:wink:

fakafakao ? zay ve ke kestion?
Tena resaka exam philo bac serasera 'ty zany an!
4. diamondra27 ( 20/06/2007 10:52)
hery : :lol:

firy ora aloha no alalana manao redaction e!

raha ampitahaina @ rozy ny vhv de zao ndray no hevitro zany e!
5. diamondra27 ( 20/06/2007 10:56)
ny vh zany de samy manan ny hanitra ho azy avy
manana ny qualités-ny nefa koa ny rozy de manana tsilo de ny vhv koa manana défauts
de misy fotoana mivelatra le fleurs ary misy foatoana de mi-faner mihintsana...
De aza taitra @ hatsaran'ny vhv aty ivelany fa tokony hisaina we: inona ny défauts, de ho zakako ve zany défauts zany fa sao de miroborobo manitra amboalohany ny fitiavana de mora halazo any eo, surtout refa azo ny maminy sy zay niandrasana taminy (io ley hanitra )
6. tsiafoi1 ( 20/06/2007 11:05)
hery :
message

:lol::oops::lol::D ka le olona rehetra anie vetivety de malazo doly 5 à 50ans de vita kabary fa miketrona ohatran'ny garana
7. vale ( 20/06/2007 11:05)
:-D:-D:-D:-D..viavy raozy e viavy raozy, hihihi, le viavy manao "raozy" am volony ireny ve mba sarotra takarina?:roll::D
8. kally ( 20/06/2007 13:13)
Aiza kosa no dia raozy irery fa misy mba [size=14px]voahirana an-dranomaria takarina sarotra alaina kanefa dia maro mpitia sy tena manaitra ny saina.[/[/size]i]
Dia misy indray mba
[size=14px][i]Maridariky( marigirity e) ao an-jaridaina mipirapiratra vao maraina
[/size]
9. diamondra27 ( 20/06/2007 17:08)
kally:

Aiza kosa no dia raozy irery fa misy mba [size=14px]voahirana an-dranomaria takarina sarotra alaina kanefa dia maro mpitia sy tena manaitra ny saina.[/[/size]i]
Dia misy indray mba
[size=14px][i]Maridariky( marigirity e) ao an-jaridaina mipirapiratra vao maraina
[/size]



:-D:-D:-D
( marigirity ao an-jaridaina
mpirapiratra vao maraina
aza mifidy fa izaho alaina:-P:-P
10. tatamo40 ( 20/06/2007 17:20)
tsiafoi1:

Oharina amin'ny voninkazo rose ny vehivavy, TSARA raha atao indray mijery, fa samy manana ny lokony, arakaraka ny goût an'ilay mpitazana ny valeur ny ts11.
Fa ny iraisan'ny vehivavy rehetra, dia manindrona sy mandratra eo ampiotazana raha tsy mahay ny mpaka
Ahoana ny hevintsika



Dia anjaran'ny tsirairay no mijery izay tsilo manandrify azy sy ny tsilo mety @ piesiny ko!
11. pissoa ( 20/06/2007 21:03)
raozy taratasy ry lehilahy alaina fa reny sady tsisy tsilo no tsy mety malazo a :-D:-D:-D
12. andry08 ( 20/06/2007 21:25)
Ny tsilo aloha dia tsy maintsy manindrona foana e! Ka asakasaka e!!!
Raha tsy izany anie tsy vehivavy e! Aiza dia hanaiky izao rehetra izao foana! :D
13. nathie86 ( 21/06/2007 07:06)
tsy mora malazo zany ko, le tanora reny no alaina d elà vô malazo eh:lol:
D mahaiza maka zany d tsy manindrona izy eh:)
14. Jeankely ( 21/06/2007 07:24)
Ny antitratitra no manja ry tonaka "nathie86" a. Ny tsilon'ny antitratitra koa tsilo efa matotra ary azo hiasana io tsilony io e. Raha tsilo izy dia ny lehilahy manao "lakaoly", tsy rovitra fa manodina azy ary miraikitra aminy e. Tandremo fa tsy tantely maka mamy fa lakaoly mipetaka an.
15. karinah ( 21/06/2007 07:42)
hummm, izay ny anjy ry nathie hono:lol::-D:-D:-D:-D:oops:
16. karinah ( 21/06/2007 07:44)
Andry08: ka tsy mitovy le hizao rehetra izao ny tsi11!:lol:
17. Jeankely ( 21/06/2007 09:22)
Hosorana lakaoly izy e
18. andry08 ( 21/06/2007 10:18)
Izahay feno tsilo e! =))=))=))
19. kally ( 21/06/2007 17:36)
diamondra27:

:-D:-D:-D
( marigirity ao an-jaridaina
mpirapiratra vao maraina
aza mifidy fa izaho alaina:-P:-P



Izay tokoa ilay tohiny:lol:
20. Jeankely ( 22/06/2007 03:08)
Mitovy ihany na raozy misy tsilo nefa akaiky na voahirana malama nefa takarina sarotra alaina. mila mikojakoja vao mahazo azy. Mila miala ny tsilo na mila mirobola anaty rano izany hoe manala pataloha aloha vao mahazo voahirana ve?=))dia ahoana fa raha manala pataloha koa ataon'ny tsilo rovitra ny rehetra. Tsy mitovy ny fomba ahazoana azy na samy Vonikazo aza. samy manahirana nefa samy manitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395