Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i imeva, milahatra araka ny daty
imeva
(
25/06/2008 04:13)
fiteny gasy mahafinaritra
rehefa tsy faly mibotsina
ohatra ny tsy misy dikany fa malaza mihitsy e
asio hafa hoe e...
tohiny
novalian'i Bethebest ny 29/08/2008 12:12
imeva
(
15/05/2008 03:34)
iray nje
Marim-pandrefesana gasy fahiny:
iray tondro : misy ve?
iray nje = elanelan'ny lohan'akihy be sy lohan'ny fanondro rehefa velarina
iray ankiho = raha velarina ny tanana dia avy eo amin'ny kiho ka ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2008 14:51
imeva
(
17/11/2007 17:11)
hiran-jazakely malagasy
Miarahaba
Aiza izao no mety ahitana an'ireny hira ireny? Mba mangataka page web na mpivarotra eto Antananarivo. Ilay karaoke ireny ho tena tsara amin'izay sady mampianatra mamaky teny.
mandihiza...
tohiny
novalian'i imeva ny 29/11/2007 17:59
imeva
(
04/10/2007 15:18)
Tsy maminareo zaho oh!
Sao dia misy mahay ilay hira:
Tsy maminareo zaho oh! oya
Tsy maminareo zaho oh! oya
Ndeha hosy aho zany eh eh fa tsy maminareo oh
oye eh eh tsy maminareo oh!
Ny masony oya
Ny masony oya
Sah...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:14
imeva
(
30/09/2007 21:22)
mba mangataka ny tonon'ity hira ity
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x2ezqd_rastefa-razanampaniry
lava loatra dia tsy arako
:-D...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:24
imeva
(
23/08/2007 19:59)
vaky tratra
Rehefa ahoana kay ny zaza no atao hoe vaky tratra? Dia ahoana ny fomba fiarovana azy tsy ho voan'izany?...
tohiny
novalian'i betty ny 24/08/2007 14:13
imeva
(
28/06/2007 16:12)
bob marley
Fahafahana no tena fahazoako ny hiran'io olona io. Fahafahan'ireo mainty tsy ho amin'ny fanavakavahana intsony. Mba hanana ny zo maha-olona.
Ankehitriny anefa lasa imagen'ny olona tia mifoka zava-mah...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 15/08/2007 21:42
