fiteny gasy mahafinaritra
9. fahamarinana
(
25/06/2008 17:59)
:arrow: -zany ny aina koa te hanao...
-Tsara ho an'azy ny dubonné,mendrika ho azy ny tai-kafé (mety tsy hain'ny tanora ankehitriny fa tam mamanay taloha no mpiteny an'izany.).
-Ohatran'ny d x e nefa d x d.....
-tommorrow koa day... (l)

17. Bola
(
26/06/2008 02:20)
- n tss sy ny ntso-na-le
- isika gasy koa rehefa henoin ny vahiny hono dia feno an sy ein ny zavatra lazaintsika
- ary ilay hoe pezy sa tsy pezy...ahoana no nihavian io