Tsy maminareo zaho oh!
1. imeva
(
04/10/2007 15:18)
Sao dia misy mahay ilay hira:
Tsy maminareo zaho oh! oya
Tsy maminareo zaho oh! oya
Ndeha hosy aho zany eh eh fa tsy maminareo oh
oye eh eh tsy maminareo oh!
Ny masony oya
Ny masony oya
Sahala ny voakanety eh eh mason'aomby eh
Oye eh eh tsy maminareo oh
...
Ny kibony...
2. sarobidy
(
06/10/2007 08:14)
Raha tsy diso a zany hira zany v tsy le oe ô pilôrvôlamena eee oya :lol: sa zavatra hafa mihitsy zany?
Efa henokenoko aloha io hira io e;-)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0465