"Il n'y a aucune rose sans épines"

21. diamondra27 ( 22/06/2007 12:42)
hono wa: mitovy doly ve ny tsilon'ny rozy rehetra na fotsy na mena na mavo na rose na ...
22. kintana9 ( 22/06/2007 15:15)
amiko tsy mitovy satria izany izy hoe samy hafa loko!
jereo fa ny tsilon rose mavo tsy tena manindrona fa asa tsilo ahoana koa, fa rehefa izy zay ny rose mena, mbola tsy kitihana d efa manindrona hii:lol::P
23. Jeankely ( 23/06/2007 03:25)
Mbola misy aza ny atao hoe tsilo "tsiafakomby"=))=))
24. diamondra27 ( 23/06/2007 10:13)
jeankely: mbola tsy henoko mihintsy zany?
azavao we
25. cute ( 23/06/2007 22:44)
rose artificiel alaina fa ireny tsy misy tsilo!!:-P
26. Jeankely ( 24/06/2007 03:45)
I "diamondra27" koa izany efa variana ny fianana andafy dia tsy mahalala ny "tsiafakomby". Mamely daholo ny tsilony rehetra ary na omby aza miraikitra eo tsy afaka miridana=))
27. la ( 25/06/2007 07:07)
Jeankely>diamondra27>8O:roll::D
28. Jeankely ( 25/06/2007 10:00)
Izy tsy tsilo ary izaho tsy omby ry namana fa miresaka fotsiny e=))
29. Bita ( 26/06/2007 17:46)
Ny fakana azy marina no tokony ho hay fa raha vao azo kosa dia tapaho @ antsy tsirairay ny tsilony fa tsy maniry intsony koa ireny tsilo ireny raha tsy hoe mbola ao anaty tany angaha. Fa ny tsara kokoa ataovy botira @ rozy tsisy tsilo dia afaka tsikelikely ny tsilo indray andro any. Fa ny rozy dia no tena gravy fa sady maro tsilo nefa tsara kely.

Raha tianareo haharitra dia rehefa avelao ho maina tsara dia ataovy anaty boky na ahantona toy ny fanaon'ireny vazaha ireny.:P:P:P:P:arrow:
Hira farany: Rozy ianao manambaka rozy e!
30. la ( 27/06/2007 06:30)
O ry reto a! tsisy rozy tsisy tsilo zany fa naturan rozy zany fa refa alaina izy atao ao anaty vazy de alana ny tsilony,zany midika hoe kolokoloina tsara izy fa tsy avela fotsiny eo anaty vazy eo de vo miodina mahitandry dalia sy ry voirana de adino rozy sy ny vazy satria hoe efa any antrano reny fa tsy afaka ao....asa nefa aloha fa misy koa anie mahery fietsika de votsilo é!:D8O
31. Jeankely ( 27/06/2007 07:55)
Aleo ny tsilo eo ihany e. Mba ilaina ihany iny hirovany tena sady tsy maninona angamba raha rangotiny kely e.
32. la ( 27/06/2007 08:16)
Jeankely>:roll:8)^:^
33. diamondra27 ( 27/06/2007 08:41)
le bonbon vita am rose koa aloha matsiro e, asa na efa nihinana nareo fa tiako be

refa mahay mioty de tsy voatsindrona ka
34. la ( 27/06/2007 08:56)
diamondra27>bonbon vita amin'ny rozy ve otazana??? fa nga tsy vidina 8O:idea::)
35. Jeankely ( 27/06/2007 10:21)
Aleo mba misy manindrona kely kosa fa iny no ahatsiarovana azy tsara. Na misy olatra aza tsy maninona fa vato fantsika e
36. imeva ( 28/06/2007 16:00)
Ny fahazoako ilay hevitra dia hoe samy misy lafy ratsy sy lafy tsarany daholo ny olona. Raha izay ilay izy dia tsy ny vehivavy irery ihany fa na ny lehilahy koa aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076