inceste
1. xxx
(
20/06/2007 11:03)
mba mila fanampiana sy torohevitra , taloha t@ za 6na 8ans teo d nisy demi-freren'ny papanay zany nanao attouchement sexuel t@ko , za zany t@zany mbola kely iz koa moa nanafatra fa raha miteny aminolona d ataony mamay za !, en plus tsy iz rery no nanao io toetra io fa na ny tonton anay hafa koa , d efa lehibe zao za no nitatara ilay yz t@ vadiko , ary apres t@ tatara nataoko t@ vadiko koa ilay iz vao nitatara anilay iz t@ mamanay no sady nanome tsiny any mamanay we olona efa tsy vanona efa nigadra v , no sady mpamono vady no mbola hapetrakareo sy raisinareo ao antrano , tsy fantako we za v tsy normale fa manome tsiny b anilay mamanay sy dadanai za , ary lay iz tsy fantako we tongany mamanay any @ dadanay v ilay resaka , sa tsy aiko e, ilay demi-frere ny dadanay efa maty , fa taloha na d efa manambady aza za fa mangovitra b za vao mahita anazy sady mandositra nefa tazana alavitra , ilay tonton nay ray moa d mody fanina b za rehefa mahita azy , ilay tantine nay anabaviny ilay tonton-ay moa notataraiko anilay iz fa toa tsy asianolona resaka sy hotrany tsy asiany olona fotony ilay iz , misy fotoana aloha ilay probleme adinodinoko fa miverina aty antsaiko foana ilay iz , d eo no mba tiako akana hevitra sy fanampiana , iza ny olona na mpitsabo , tokony hanampy anahako aminilay izy satria misy fotoana za hitako we mila fanampiana e! , or ilay izy tsy sahako tenenina @namako na olonkafa fa tazomiko ho ahy rery , mm lasa trop protectrice b @zanako za , d lasa sao d tsy mandeha amin normal ny fitezako sy ny sisa,izy aloha ny zava_ dehibe efa mba efa voatarako t@ vadiko e ! , za aloha efa 35ans , mananjanaka ary manambady . Miaina normale hotrany olona rehtra miasa. Fa na d eo aza zany cochemar ilay izy ! misaotra betsaka mialoha
novalian'i xxx ny 31/07/2007 14:56
2. sipagasy
(
20/06/2007 13:45)
mampalahelo tokoa izany akia kouuh, fa ianao aloha aiza no monina e!??? dia raha aty ivelany anie mbola azonao atolotra ny manam-pahefana izy e! tsy hoe hanalana baraka azy ihany fa hahatsapany fa tsy nety ny nataony, iza akia mahita sao tsy indry irery ny nataony izany izao??? sao misy ankizivavy hafa ao @ fianakaviana na ny manodidina azy @ izao fotoana izao e! tsy hay anie izany akia e!!!! fa efa tsara aloha raha afaka niresaka t@ vadinao ianao e! sady toa efa niresaka t@ ray aman-dreninao ihany koa!
Fa mahereza e! afaka manantona aide psycho koa ianao raha aty ahafahanao manala izany 'cauchemar' iainanao izany dia mahereza hatrany retsy ry xxx annn:-*
Fa mahereza e! afaka manantona aide psycho koa ianao raha aty ahafahanao manala izany 'cauchemar' iainanao izany dia mahereza hatrany retsy ry xxx annn:-*
3. nathie86
(
21/06/2007 08:43)
Efa maty ny iray, fa le oncle atao in any @ manampahefana tsony, tsis preuve fa efa ela b sa mbola mety iany v zany.
F in no pb miseho eh, misy tsy mety ny toebatana sa oe in no ilanà doktera?
D eo @ fomba fitezaina ndray,mauvaise frequentation no tena ratsy @ ankizy d oe ny andry ko anie ka ol efa nigadra v no niara-nipetraka d.
courage e:)
F in no pb miseho eh, misy tsy mety ny toebatana sa oe in no ilanà doktera?
D eo @ fomba fitezaina ndray,mauvaise frequentation no tena ratsy @ ankizy d oe ny andry ko anie ka ol efa nigadra v no niara-nipetraka d.
courage e:)
4. Fiffi
(
25/06/2007 17:27)
sipagasy:marina zany an ! azo atao tsara ny manolotra azy any am manam-pahefana raha aty frantsa no misy anao...(ny eto frantsa hiany no aiko) na de ho sarotra aza satria heu...efa 35 ans enao...naninona no nangiana hatram-zay ?
dia raha aty ivelany anie mbola azonao atolotra ny manam-pahefana izy e! tsy hoe hanalana baraka azy ihany fa hahatsapany fa tsy nety ny nataony, iza akia mahita sao tsy indry irery ny nataony izany izao??? sao misy ankizivavy hafa ao @ fianakaviana na ny manodidina azy @ izao fotoana izao e! tsy hay anie izany akia e!!!!
5. xxx
(
26/06/2007 10:53)
misaotra betsaka @nareo zay namaly , ilay zavatra nitranga aloha tany dago, ary za mipetraka aty , tsy fantako aloha ny antony tsy notatariko anazy t@ olona , tahotra ,fahamenarana ,ataon'olona resaka , tsy aiko mihintsy , mety fahavendranana koa angamba , t@ za mbola kely mba niezaka niteny t@ mamanay fa tsy aiko koa aza ny anaran'ilay we manao na ny anarana sex t@ zany fa we manao zavatra ratsy @ko izy , d nefa za mbola hampirisihan'ny mamanay we ndana milalao miaraka @ , d efa manao non za fa ts hafa manotra koa fa rehefa mahazo ordre we ndana mankary d manaiky , miheno teninRAD.Mi-comprendre an'ilay olona manotany we maninona koa zao v tenenenina , tsy mitovy aloha ny saiko zao sy t@zany e!, tsy fantako we naninona za tsy niteny , tena ts fantako
6. adidy
(
03/07/2007 12:52)
Mandahana mijery psychiatra na psychologue! Na dia hahafahanao miresaka aza! Ry zareo koa afaka manaraka anao (thérapie comportementale)! Ianao rahateo miteraka dia mety misy fiantraikany @ fitazainao ny zanakao! Mampalahelo fa ny fahazazanao mihintsy no potika!
Tsara aloha fa efa niresaka t@ vadinao ianao! Dia ataovy izay mampety ny fiarahanareo! Ilay vehivavy ao aminao mety hoe efa afa-po, fa ilay zazakyly nijaly(la petite fille qui est en toi) a toujours peur!
Tsara koa ianao miresaka @ mamanao rehefa any Dago!
Ary raha sendra any ianareo; dia atoroy ny vadinao ilay tonton ratsy fanahy!! Ny tsy fantatra ange sao manao victime hafa izy e!
Tsara aloha fa efa niresaka t@ vadinao ianao! Dia ataovy izay mampety ny fiarahanareo! Ilay vehivavy ao aminao mety hoe efa afa-po, fa ilay zazakyly nijaly(la petite fille qui est en toi) a toujours peur!
Tsara koa ianao miresaka @ mamanao rehefa any Dago!
Ary raha sendra any ianareo; dia atoroy ny vadinao ilay tonton ratsy fanahy!! Ny tsy fantatra ange sao manao victime hafa izy e!
7. Felidohnny
(
30/07/2007 14:00)
Atolory an'i Jesosy ny fonao sy ny Fiainanao manontolo dia hivaha ho azy ny olanao rehetra, no sady ho adinonao koa izany NOFYRATSY=CAUCHEMAR nahazo anao izany. Dia mahereza indrindra ary mazotoa mivavaka. Misaotra.
8. xxx
(
31/07/2007 14:56)
za ko nitranganjavatra toy ireo tamin'ny 12 ans , izao afaka nitantara tamin'ny vadiko aho, manampy ahy be dia be izy ary, marina koa fa mila mivavaka fa manampy io, raha tena tsy mety dia aleo manantona olona anampy (pretra, dokotra manokana...)
