BESSA

1. lohanazy ( 20/06/2007 11:01)
SALAMA,

MBA MANGATAKA ILAY HIRAN NY BESSA MISY ILAY HOE "nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho", raha manana ianareo.

Misaotra mialoha.
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 05:40
2. ratonga ( 20/06/2007 11:13)
tsy manana รด !!!!
3. Fiffi ( 25/06/2007 05:40)
tsy fantatra ve ny titra ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7707