Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
26/06/2007 21:30)
olana taratasy
mba mila hevitra o
za zany manana namama vazah, vhv
de tsy mety omen`ny mairie extrait d`acte de naissance hono izy saria we enfant de la DDASS, pere inconnu.
Nanana raikely izy ary reconnu n`io...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 26/06/2007 23:00
Bita
(
26/06/2007 17:30)
Antsy ve sa? (Akoho taman-trano)
Dia hotohizako i ndray ny tantaran'i Durand: (sady tena marina ity an: tany Nosy-be Hellville no nitranga anontanio ny olona any raha tsy mahatoky ianareo) Nanana akoho efa taman-trano ireto mivady ir...
tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:32
xxx
(
26/06/2007 16:36)
Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
Aleho alalahana ny sehatra fa zava-dehibe no horesahana.
[img]Ny zavatra dinihiko eto izao, ka mba tiako raha ifampizarantsika dia hoe: raha ny iray amintsika no voatendry iresaka momba ny fiai...
tohiny
novalian'i gasynamana ny 03/07/2007 22:07
mercia
(
26/06/2007 15:40)
"modia" de Iary
miarahaba ô
mba mangataka ny tononkiran i Iary le hoe "Modia" dia raha misy tondrom-peo koa dia tena vao maika mahafinaritra. Misaotra mialoha e!!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 19:01
tezitra
(
26/06/2007 14:54)
26 JUIN=TSIRANANA=Indépendance
En ce jour de la célébration de l’indépendance, Il est plus que naturel et de devoir de montrer le génie du père de cette indépendance (TSIRANANA) , à travers du contexte de l’épo...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 01:07
sitlo
(
26/06/2007 14:53)
Le singe imite l'homme
"Et plus le singe imite l'homme, plus la différence se montre."
Alain dans [i]Esquisses de l’homme[/i] (1927)
http://classiques.uqac.ca/classiques/Alain/esquisses_de_lhomme/esquisses_de_lhomme....
tohiny
novalian'i sympa ny 06/07/2007 12:33
tisera
(
26/06/2007 12:04)
dinika tsy hita
nisy dinika nahafinaritra ahy izay hoa fa tsy tsaroako intsony na ny lohateniny na hoe iza no namorona azy sy hoe taiza no nisy ilay izy ; dia naveriko nosokafana ireo dinika rehetra nefa tsy hitako i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/06/2007 20:16
hery
(
26/06/2007 08:15)
Kilalao 26 juin
Ireto no filalaonay fahiny rehefa fetin'ny 26 juin.
- Harendrina
- Jiro kapoaka
- Tsipoapoaka
Toa izao no paoziny.
Raha liana amin'ny fitantarana bebe kokoa dia http://hery.blaogy.com/post/4/30...
tohiny
novalian'i cutie ny 02/07/2007 23:12
lamie
(
26/06/2007 05:42)
Mifalia fa Malagasy
Miarahaba antsika Malagasy eran-tany tratry ny asaramanitra!:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 30/06/2007 05:11
Jeankely
(
26/06/2007 04:59)
Arabaina 26 Jona M/kara na vizanin'ny Politika maloto aza
Arabaina i Madagasikara tratran'ny 26 Jona 2007. Ny firenena tarinany lasa alavitra ary izy sahirana satria Mpanao Politika manampahaizana amin'ny Politika maloto no nifandimby namono azy....
tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 05:07
ramahaay
(
26/06/2007 00:42)
serasera misy cam
hehehe iza no sahy wa raha asiana cam ao @ sera, ngamba tonga dia miafina daholo ny be resaka isankarazany ao :-D:-D:-D:-D:twisted:...
tohiny
novalian'i nirymamy ny 17/09/2007 06:21
maholykely
(
25/06/2007 21:40)
fafana ny dinika nosoratan'i harinah fa maharikoriko
ahona kay no mamafa an'ireo hafatr'i, harinah reo fa tena maharikoriko sa tenenina @tompon'andraikitra...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 27/06/2007 12:42
voahiranakely
(
25/06/2007 20:48)
valio re aho
mangataka ny hira valio re aho mahaleo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 20:54
mandrak
(
25/06/2007 20:33)
26 juin
samy tratrany 26 doly, de mirary fety sambatra ho any tsika rehetra :-*...
tohiny
novalian'i sasa ny 28/06/2007 09:36
bazylou
(
25/06/2007 17:02)
hataka ihany , hataka hatrany
Le complexe sanitaire Mère-Enfant, opérationnel
Le président Ravalomanana et les Japonais visitant un bloc chirurgical du complexe.
Un an exactement après le début des travaux, le...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 30/06/2007 03:28
bidagda
(
25/06/2007 16:21)
vehivavy bevohoka mamo tampona !!!
tena mahasorena ny mijery le ramatoa bevohoka be efa eo @ 7 mois nefa dia mamo tampona manara -drindrina avy eo mbola miady lelahy @ namany koa
asa mba manahoana loatra re ty toaka ao dago ao fa mila...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2007 04:45
tisera
(
25/06/2007 15:45)
madagascar à besançon
nosoratako tary @ fety sy fihaonana izy ity nefa toa ho an'ny diaspora no tena mety koa izay franc-comtois te-hitsangatsangana @ week end izao dia ito misy soso-kevitra hialana voly é!
nahita an'ity...
tohiny
novalian'i tisera ny 26/06/2007 22:20
tisera
(
25/06/2007 15:42)
madagascar à besançon
nahita an'ity t@ gazety aho dia liana koa alefako eto sao mba misy te-handeha any besançon ohatr'ahy ianareo namana eto :
http://www.musees-franchecomte.com/index.php?p=296&art_id=
lémuriens izany...
tohiny
wanda
(
25/06/2007 12:43)
sao tara ny Ambondrona
Mba mila dikany raha misy azfdy....
tohiny
ds
(
25/06/2007 12:07)
Voin-kava
Hioty voankazo no anton-dia kinanjo tojo fahafatesana.
kolokolo dimbin'ny vary, vololona solofon'ny ravina
4 mianadahy no namoy aina tamina lozam-piarakodia ny alin'ny sabotsy mifoha alahady teo tan...
tohiny
novalian'i pimaso ny 28/06/2007 07:50
