Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakaroka ( 30/06/2007 20:07)
Compte rendu fihaonana sera Paris 2007
Mankasitraka ireo namana "rehetra" na ny tany na ny tsia fa nanohana tokoa Dia nahafinaritra fa ho avy ny sary... tohiny
novalian'i sasa ny 10/07/2007 05:31
lemenakely ( 30/06/2007 18:50)
Rehefa mahazo bandy ny sipa dia mizesta!...
Asa ianareo ry zalahy raha miremarque fa ny sipa refa mahazo bandy izay dia somary mizesta ! asa misy afaka manazàva kokoa ny momba an'io ve ...... tohiny
novalian'i rtol ny 21/09/2007 06:21
xxx ( 30/06/2007 17:32)
bizarre
:arrow:salama diaby,nisy namako niaraka tamin'ny vadiny anglisy naka rivotra tany dago,loza nefa ny afitsok'ilay ram's,fa efa tonga any dago izy dia lazainy sipan'i kala daolo ,izay lehilà mifampires... tohiny
novalian'i xxx ny 01/07/2007 18:06
bazylou ( 30/06/2007 12:09)
mahagaga an!!
ny arema anie ry zareo ka efa tsy teo amin'ny fitondranaintsony vao nizara izatsy sy zaroa e!! ity koa; antokon'ingahy preda mitondra mihitsy no mizara roa!! tsy mbola nisy an'io teto an-tany!!! ... tohiny
novalian'i rahiratra ny 02/07/2007 05:53
xxx ( 30/06/2007 11:26)
Fitsanganana @ maty
Mino an'izany fitsanganana @ maty izany ve ianareo? Maro no zavatra voalazta ao SM fa ny finoana @ fitsanganana @ maty dia mampimpoitra fifanakalozan-kevitra mahery ka mba omeo valiny raha mba mety? A... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/07/2007 22:21
xxx ( 30/06/2007 10:51)
Fiffi I love U
Fiffi>>>>>:*:*:*:*(l)(l)(l)(l):*:*:*... tohiny
novalian'i dadie ny 14/07/2007 19:04
Europa ( 30/06/2007 09:50)
Mitady efitrano hofaina herinandro Paris
Mitady efitrano hofaina herinandro ao Paris na ny manodidina. Na mifanakalo trano koa raha mety. Azo anoratana mivantana @ jobbet07@yahoo.com aho. Misaotra mialoha... tohiny
rahiratra ( 30/06/2007 06:12)
Menafify Politika
Nahita rovitra boky nolalaovin'ny zaza hono ity mpanao politika menafify. Nojereny kay rovitra bokimena ka hoy izy hoe: "ampirimo fa baibolin'idadabe iny".... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 09:42
sitlo ( 30/06/2007 01:42)
Very olomanga ny tontolo rap gasy
Kay ve ka i Anatole ny iray tamin\'ireo maty eh. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46823c7244aef http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m467e87f02b8ab http://forum.ser... tohiny
rahiratra ( 30/06/2007 01:25)
Ny zanak'AREMA ve mba gaga amin'ny Fisarahana?
Zava-mpiseho amin'ny antoko politika Malagasy ny fisarahana ka inona no mahagaga ny zanak'AREMA nefa hatramin'izao aza ny Arema misy izany hoe atsy manana fomba fijery mivoatra tarihin-DRAHARIJAONA, a... tohiny
novalian'i rahiratra ny 02/07/2007 05:57
bazylou ( 29/06/2007 23:54)
hisaraka ry mpiady an trano iray lavaka
eny fa na dia ny antokony aza dia hizara roa!!! beeurkkkkkkkk ""Politique Le spectre de la scission guette le Tim La réunion du bureau politique du Tiako i Madagasikara (Tim) d'hier, qui devait... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:48
bazylou ( 29/06/2007 23:38)
?????
Niditra tao anaty taxi borosy hono mopera fa handeha ho any ambany vohitra. Nipetraka izy , ary vao tafatombina izy dia nijery tao ankavanany , dia taitra ary hoy izy hoe "" Aza mitondra anay amin'ny ... tohiny
novalian'i sympa ny 01/07/2007 17:01
nadie ( 29/06/2007 21:34)
number one
mangataka... tohiny
maholykely ( 29/06/2007 18:13)
volo manify produit ampiasaina
bjr inona ry reto no mampaniry volo fa za tena manify volo be ! sady olioly... tohiny
novalian'i nanjas ny 01/02/2008 14:26
maholykely ( 29/06/2007 18:11)
managataka ny tonon'ilay hira hoe
wonderful to night iny ze manana merci... tohiny
novalian'i Alinot ny 04/07/2007 07:16
khaina ( 29/06/2007 15:55)
tiako be Iary
salama e! raha mba misy dikan'ilay hiran'Iary lay modia am'zay iny dia mba omeo aho fa tena miady be amin'ny piesiko iny. zay fa dia manantena anareo e! khaina kainamg@yahoo.fr... tohiny
novalian'i cutie ny 23/07/2007 00:23
Aino ( 29/06/2007 14:12)
de nakaiza?
izao ry zareo tia zava-maranitra ah!!! indrindra moa fa antsy na hoatrany izany. dia tato atrano aho nanana sabatra maromaro sy antsy maranitra be hireny, mba filalahoko rehefa tsy de misy atao iny ... tohiny
novalian'i fanaina ny 02/07/2007 21:00
Aino ( 29/06/2007 13:54)
mba nakaiza dol?
gaga aho fa tsy misy hita hintsony ilay akama bonne taloha @chat hireny!! ... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 08:54
Fiffi ( 29/06/2007 13:36)
Bonnes vacances daholo indray......
[color=#CC0000][size=20]Bonnes vacances daholo ![/size][/color] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Nature/paysage1.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Nature/mini... tohiny
novalian'i sympa ny 04/07/2007 19:42
mamzelkely ( 29/06/2007 13:25)
ndao mba hiresandresaka eee
ndao sika vehivavy mba hiresandresaka hoe sy hifanome conseil na eo anivon fomba fitafy zany na eo amin'ny coupe-na volo , ny shampoing tokony apesaina ny produit tokony apesaina ny resaka makiazy etc... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0882