bizarre

1. xxx ( 30/06/2007 17:32)
:arrow:salama diaby,nisy namako niaraka tamin'ny vadiny anglisy naka rivotra tany dago,loza nefa ny afitsok'ilay ram's,fa efa tonga any dago izy dia lazainy sipan'i kala daolo ,izay lehilà mifampiresaka an'i kala,na havany izao aza,té hisaraka ilay sipa satria na izy izany manapaka fiavanana amin'ny havany ,na hiady aman-olona foana,tsy fitiavana an'i kala izany ny fijeriko azy fa fanambanina tsotr'izao ra atao ny analyse,manapaoly leiry,sa ahoana hoy nareo:?:
novalian'i xxx ny 01/07/2007 18:06
2. diamondra27 ( 01/07/2007 09:03)
na anglisy na gasy na iza de mitovy foana rehefa manao io acte io.

Izany no atao hoe: abus sexuel amiko satria raha voafehy ilay olona dia azo manipuler-na sy ambaniana. T@ film no nahitako io fa en réalite ihany koa efa hita.
Ny adresin'ny namana taloha hono , ny fianakavina, izay mifandray amin'ilay vhv rehetra dia tokony hotapahana.
Amin'izay afaka mihambo sy miteny le bandy fa hoe: tsy tafita le vhv raha tsy nohon'ny aminy , de zay foana no averimberiny amin'ny le vhv farany tena tafiditra ao antsain'nilay vhv tokoa ilay izy hany ka na dia te-hisaraka aza ilay vhv dia matahotra satria hoe: tsy mahay na inona na inona raha misaraka amin'io lhl io.

Mampalahelo le film fa ny aza voany ihany.

Raha ianao na ny namanao na havanao no tratran'io dia ampio izy hiala amin'ilay bandy fa tena fadiranovana.
Manaova action mihintsy
Le bandy manko amin'izay fotoana izay mahay mandangolango tsara an'ilay sipa, nefa rehefa avy eo darohany avy aty an-damosina.

Raha mbola ao anatiny ilay tovovavy dia tsy hi-réaliser ny zava-manjo azy satria battu moral @ le lavage de cerveau.

Mitovy amin'ny le we zarazarao hanjakàna t@ colonisation ihany io
3. xxx ( 01/07/2007 16:10)
:arrow:misaotra anao aho ry diamondra fa rahavaviko iray tam-po amiko mintsy io ary vaky ny saiko fa soa tsy mbola niteraka zareo,tena mahery ianao fa tena diso fantatrao ny situation toy ny hitan'ny masonao directe,tena té hiala kala ka hoy aho taminy ,mahareta kely aloha,ary dinio fa fiainanao io,misaotra anao fa izaho ko mahita fa tsy fitiavana izany fa io colonisation,lazainao io,satria refa tia dia calme fa tsy misavaona etsy sy eroa,misaotra e:idea:
4. sympa ( 01/07/2007 17:18)
Mitovy hevitra @ diam's :roll:
5. xxx ( 01/07/2007 18:06)
8Oahoana ny hevitr'i diams zany,ary mba azavao tsra hoe ry diamondra ny cinema ny colonisation fa tara zay e,misaotra:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7067