Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rahiratra, milahatra araka ny daty
rahiratra ( 09/03/2009 12:21)
Mathotra TGV ny miaramila dia milaza ny tsy ao an-tsainy
Kay moa ka asa fivelomana tsara hoy ry zalahy ny miaramila ary tany milamina i Madagasikara ka na sarim-bavy aza afaka manao miaramila. Tonga ny saritaka dia milaza ho tsy izy ny akama.... tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 14:31
rahiratra ( 02/07/2007 09:07)
Rahoviana no hisy fotoana hifidianana AREMA. hihihihibazylou
Raha tsy fidiana izy dia rahoviana no hisy fotoana hifidianana AREMA. hihihihibazylou. tsy miverina intsony dadatoa=))=))... tohiny
novalian'i rahiratra ny 03/07/2007 06:51
rahiratra ( 02/07/2007 06:28)
Mamono fitiavana sa fahazarandratsy no sarotra hialana?
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany. Izany no atao resaka ho velabelarina. Fahazaran-dratsy ny mitsabaka ivelan... tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 05:39
rahiratra ( 01/07/2007 02:25)
Fanovana tsy midika fizahavana Vetsoko TIM niala
Ahelin'ialahy eran'ny rehetra fa TIM niala ialahy. Raha leo ny vahoaka ka hanova tsy midika izany fa TIM niala no asisika andoha. Mandroso ary mitady vaovao ny vahoaka raha tsy azonao ny dikany. Manas... tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:16
rahiratra ( 30/06/2007 06:12)
Menafify Politika
Nahita rovitra boky nolalaovin'ny zaza hono ity mpanao politika menafify. Nojereny kay rovitra bokimena ka hoy izy hoe: "ampirimo fa baibolin'idadabe iny".... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 09:42
rahiratra ( 30/06/2007 01:25)
Ny zanak'AREMA ve mba gaga amin'ny Fisarahana?
Zava-mpiseho amin'ny antoko politika Malagasy ny fisarahana ka inona no mahagaga ny zanak'AREMA nefa hatramin'izao aza ny Arema misy izany hoe atsy manana fomba fijery mivoatra tarihin-DRAHARIJAONA, a... tohiny
novalian'i rahiratra ny 02/07/2007 05:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087