Menafify Politika
1. rahiratra
(
30/06/2007 06:12)
Nahita rovitra boky nolalaovin'ny zaza hono ity mpanao politika menafify. Nojereny kay rovitra bokimena ka hoy izy hoe: "ampirimo fa baibolin'idadabe iny".
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 09:42
7. sympa
(
03/07/2007 12:01)
tsoraka :arrow: tsy aiko fa nga rehefa manao blague otr'izao de hoe arema :roll:
8. tsoraka
(
04/07/2007 09:42)
Ka izay indrindra voavalinao. Rahiratra efa mihomehy dia mbola hanontanianao indray hoe angaha io bazylou nefa efa hita fa bazylou no zanak'antitra Arema.
