Rehefa mahazo bandy ny sipa dia mizesta!...

1. lemenakely ( 30/06/2007 18:50)
Asa ianareo ry zalahy raha miremarque fa ny sipa refa mahazo bandy izay dia somary mizesta ! asa misy afaka manazàva kokoa ny momba an'io ve ...
novalian'i rtol ny 21/09/2007 06:21
2. rush ( 30/06/2007 19:21)
inona koa ity fanontaniana ity?raha ianao ve no mahazo zavatra tena tianao tsy hizesta?dia aiza koa ny olona raha mizesta ilay sipa?mba nahazaka na nahazo dia mizesta e!
3. ainga ( 30/06/2007 19:35)
raha fatorana ny tanàny sy ny tongony dia mbola afaka mizesta foana ve ilay sipa ? Raha io lazainao io dia ny vozona fotsiny no voafatotra (la corde au cou !):-D:-D

Fehiny : tsy adalan'ny sasany angamba ny mamatotra ny sipany ao antrano:
-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. vale ( 30/06/2007 19:55)
lemenakely: izany aza izy oe nahazo !:-P:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
5. kally ( 30/06/2007 20:38)
Sao kosa ilay olona tsy mizesta fa ilay mijery no mahatsiaro ho voatsindry?:}
6. dreamm ( 30/06/2007 20:59)
:-D:-D:-Dmarina izany ry kally! tena tsara ilay valin-teny;.....
7. mandrindra ( 01/07/2007 17:53)
ka izy aza nahazo ko, firifiry no tsy mahazo na mitady aza, ary firifiry koa no tsy misy mpitady?
8. dongadonga ( 01/07/2007 19:02)
misy mpitady foana ny sipa an ,fa mbola tsy tonga ao @ anjarany fotsiny ,fa rehefa tonga le andro 1 de mizesta be izy :-D:-D
9. pissoa ( 01/07/2007 19:35)
sao de nareo lehilahy no tsy mahazaka fotsiny an'le tenenina hoe efa misy silany dia hoe mizesta ? :-D:-D:-D
10. mignone ( 02/07/2007 07:41)
possible mintsy izany ry pissoa ô :-P
11. sympa ( 03/07/2007 17:37)
donga² >> eka ozy ;-) :-D:-D
12. Jeankely ( 21/07/2007 02:46)
Ny bandy koa no tena mirehoka rehefa mba hitsikian'ny sipa ary nahita ny atiny.=))=))=))
13. rtol ( 21/09/2007 06:21)
Tsy hanavahana io na bandy na sipa no mahazo ny najarany fa samy mizesta sy faly avokoa. Noho izany dia izay efa nahazo :"tano ny azo fa sarotra ny mila" ary mahaiza mifaly sy mizesta. Izay tsy mbola manana kosa dia mahaiza mifidy.
Hamaranako azy dia aza dia hidirana lalina loatra ny fiainan'ny olona fa ny anao atao izay hahatsara azy.
Mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.855