Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsoraka ( 28/06/2007 01:09)
Tezitra=tsak tsak zato Arivo
Mbola mitoetra ny Tsak Tsak zato Arivo Ry tezitra o.... tohiny
novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 09:08
sympa ( 27/06/2007 22:06)
Inona ny tao @ eritreritrao ?
Manontany tena aho hoe inona ny nahatonga anareo nanao io pseudo anareo io? Ny ahy moa de efa euh... hehehehe "sympa" ny fombako moa izany no nahatonga iza nanao ny pseako an'io :^) Ary ny anare... tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 20:21
ds ( 27/06/2007 19:22)
Martinicette
[IMG]http://img172.imageshack.us/img172/9364/photo1go2.th.jpg[/IMG]... tohiny
novalian'i rvoulah ny 01/07/2007 07:42
ramar ( 27/06/2007 15:26)
fitiavan-jaza
mitady ny hiran'i Haingo lay hoe Fitiavan-jaza ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 19:00
mioratsara ( 27/06/2007 14:30)
vady maditra
slt,aona ny atao ra manana vady maditra,efa manan-janaka 1,ary efa nisaraka 1an zahay,mety mbola hisy fanantenana iany ve?... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/08/2008 17:04
tsiafoi1 ( 27/06/2007 13:11)
Après la pluie le beau temps !
Irak\'izany de ilaina ny oram-baratra, manamando ny tany, mampitsimoka ny voa, fa rehefa avy eo mioty ny vokatsoa sy fifaliana (c\'est le beau temps). Toy izany koa ny fitiavana, le adiady ireny no... tohiny
novalian'i ditrakely ny 06/09/2007 13:36
sympa ( 27/06/2007 12:38)
Testeo ny valera QI nao ;-)
Ity misy test de Q.I. (Quotient Intellectuel). Ny anao io an :!: http://www.desinformations.com/test.php?_eq_id=1... tohiny
novalian'i sympa ny 01/07/2007 16:51
xxx ( 27/06/2007 11:44)
sarotra be ny mamono io fitiavana io
za efa manambady, de lasa tia olona ray hafa ndray taty aoriana, mbola tsy nisy firaisana aloha teo aminay , fa mifankatia fotsiny am fifandraisana eny, mifanome cadeaux, mifanatitra, mifampitantana e... tohiny
novalian'i kanota ny 02/08/2007 07:33
pitchounette ( 27/06/2007 10:55)
emblyopie : areti-maso ve sa fahasembanana???
Salama, misy fanontaniana ity hoe areti-maso ve ny emblyopie sa fahasembanana(Ny emblyopie mantsy dia maso ilany tsy mahita fa ny ilany mahita tsara)tsy fantatro na avy any an-kibo ve sa azo mandritra... tohiny
pimaso ( 27/06/2007 10:31)
Nos condoleances pour la famille des victimes (04) malgaches
Quatre morts dans la voiture devenue folle C'est un spectacle horrible qu'ont découvert la nuit dernière, vers deux heures du matin, les secours qui arrivèrent quelque huit cents mètres aprÃ... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/06/2007 23:43
bazylou ( 27/06/2007 10:26)
normala be ity
satria izy azanangalatra:!! ""Amnistie fiscale Déception des opérateurs La décision du président de la République d’accorder une amnistie aux auteurs de délits fiscaux n’a pas eu un Ã... tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:26
bazylou ( 27/06/2007 10:14)
io fa nijabaka !!
:-D Amnistie fiscale « Grosse, comme une maison ! » On s’attendait à tout dans les ménages, dans les entreprises mais pas à ce point de la part du chef de l’Etat. Une amnistie fisca... tohiny
novalian'i pifa ny 03/11/2007 11:25
prime ( 27/06/2007 09:22)
Mirary soa...
Amin'ny fanetren-tena tanteraka no anoratako ity indray mandeha ity... tsy lohahevitra iadian-kevitra akory na filazantsara ho zaraina fa firarian-tsoa noho ny fihaonantsika rehetra teto amin'ny seras... tohiny
xxx ( 27/06/2007 09:03)
Mimasta foana.
Za ry zalahy tena tsy haiko fa mimasta foana isan'andro ah! Tena marina io fa tsy vazivazy an! De mba mila fanampiana hoe inona no atao mba hijanonana fa tena lasa fahazaran-dratsy tanteraka le izy. E... tohiny
novalian'i boygay ny 08/01/2008 12:18
ari.malala ( 27/06/2007 07:45)
concentration
Manaona daolo, Tsy haiko ity na ato no tokony hipetraka, fa anontaniako aloha, inona ,no tokony atao ahazoana concentration, fa za tena tsy mba mety concentrée zany mintsy!... tohiny
Jeankely ( 27/06/2007 07:43)
Tandremo ry vahoaka fa diska GOAKA ! hihihi
Tezitra mihirahira ny Repoblika voalohany, asa modiany tsy hay fa izay hadisoana farany vita no mitoetra ao antsain'ny olona. Anontanio any ry tezitra hoe inona kay izany "TSAKY TSAKY ZATO ARIVO". Tsy... tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:22
dragon2madagascar ( 27/06/2007 07:25)
Vaovao
Arahaba tafahoatra ny tsingerintaonan'ny fahaleovantenan'ny Firenena Malagasy. Hoentina hanamarihina izany dia indro vaovao kely natoraka ao @'ny takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.o... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 09:13
grefy4 ( 27/06/2007 06:52)
ray ô! bessa
mba afaka manome ny naotiny ihany koa v ianareo kay azafady (tain-dalitra)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 09:14
naritsimba ( 27/06/2007 05:41)
FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
Miarahaba antsika namana rehetra tratran'ny 26 Jona 2007. Vita ary tanteraka soa aman-tsara ny 25 jona 2007 ny fihaonan'ny namana Daddie avy any Nice sy ny namana teto Antananarivo. Teny Ambohibao n... tohiny
novalian'i fijo ny 05/09/2007 19:37
vale ( 26/06/2007 22:45)
Bonannif' Rafify !
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] (l):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 00:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.8052