Tandremo ry vahoaka fa diska GOAKA ! hihihi
1. Jeankely
(
27/06/2007 07:43)
Tezitra mihirahira ny Repoblika voalohany, asa modiany tsy hay fa izay hadisoana farany vita no mitoetra ao antsain'ny olona. Anontanio any ry tezitra hoe inona kay izany "TSAKY TSAKY ZATO ARIVO". Tsy mbola miala io ra-Tezitra a. Ny an'i Bazylou moa dia mazava be sahala ny masoandrobe lohataona fa ny mangalatra kely ve hono ahoana no gadraina. Ny an'i Vetsoko indray dia tao amin'ny TIM hono izy no niala. Na mahantra ianao, na tsy mahita ho hanina raha tabatabain'ny olona hoe Ry vendrana mahantra ireto ve ahavaha ny olana misy aminao. Tsy maintsy miezaka ianao vao mihinana. Ry zalahy be hatoka ary any andafy no miseho mahalala ny fahantrana. Oh TANDREMO RY VAHOAKA FA DISKA GOAKA.=))=))=))
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:22
2. bazylou
(
27/06/2007 10:17)
izany no izy ka rehefa tsy faly rangahy mibotsina!!:lol::roll::-P:-P
Aza miady vitana amin'ny akoho rajeankely fa izy na ho any antsena aza lolohavinba:::-D:-D
Ny anareo anie mazava be fa andevolahin'ilay 8 e::!! arovy ao ny anao ary tandremo sao tratra eo fa hafna ny raharaha

4. vetsoko
(
27/06/2007 13:46)
Monsieur jeankely:
fa tsy raharahanao mihintsy le fahantrana e!
tsy raharahanao le vidim-piainana tsy zaka e!
aminao tsy responsable ny mpitondra e!
ry zalahy teo aloha aminao no mahatonga izao rhetra izao e!
aminao koa izay tsy manohana an-dra8 dia arema na mpitondra teo aloha e!
Inona ary mba critère itiavanao pitondra iray???????hoatran'ny tsy compétance na éffiacité mantsy fa ...tsy haiko e! aleoko manontany aloha toy izay manompa na miteny ratsy na avy hatrany dia maniratsira,manjary lasa mitovy isika

5. tsoraka
(
28/06/2007 01:04)
Na iza na iza mpitondra nifanesy dia samy tompon'andraikitra. Politikanao ny hoe izay eo antoerana ihany no tompon'andraikitra. Izay ho solon'ny mpitondra amin'izao fotoana izao dia tsy maintsy manarina izay lazainao fa fanapahan-kevitra diso avy ataon'ny fitondrana ankehitriny. Ny fanaovanareo ialahy FILIHOMPIRENENA ve ara-dalana? Ny fomba ratsy dia ratsy no avaly azy. Ny mamono vonoina fa tsy safosafoina.
6. Zazala
(
28/06/2007 03:07)
tsoraka:
Ny mamono vonoina fa tsy safosafoina.
Ary izay mangalatra atao ahoana, izay mampigadra koa?
Zaho efa nivolaña taminarô, kaza mamaky söratr'i Jeankely fa io rangahy io mpiasan'i R8 eto @ forum serasera sy ny maro hafa. Izy mañamia hevitry hitiavanarô ra8 fo. Za aloha tsy tia hiady hevitry @ ingahy io, satria misy teny gasy mañano hoe " Lalitry koa adala bay takôfa " Conseil amiako anareo namaña io " . Tsy resaka politiky mihitsy tadiavin'i ngiah io e! Aza mba henti-po @ zay amabaran'i ngihy io anareo. Misy tenigasy arèky koa ty "Iz koa mkoraña @ masotay loha mangaña.
7. tsoraka
(
28/06/2007 04:49)
Tsy fantatro ilay ngahy fa ny azoko lazaina dia ity i zazala koa kay anisany tena mihevitra hamerina diska gaoka an? Aiza ilay razoky no tsy hanambara? porofoy dia mety hangina izy ra-zazala a.
8. vetsoko
(
28/06/2007 23:22)
nareo hoa dia tsy mahita hafa tsy hoe izany disk goaka izany e!raha vao tsy ra8 ve dia tsy maintsy izany????????kely be le marge de manoeuvre vanareo,tsy mahita afa-tsy ra8 sy ratsiraka,efa impiry zà mamerina an'izany amin-dry jeankely ohatra fa eh eh eh!jamba
10. xxx
(
02/07/2007 11:10)
Hita fa ny olona rehetra tsy te hahalala na nanana na nijaly ny olona taloha ta@ 1920 na 1940
Ny ahy dia mapitaha ny vidimpiaianana t@ vao niditra teo Ra8 sy @zao
Ohatra menaka 1 l t@ 2001 sy menaka ray litre @zao[quote=vetsoko]
Feno produits Tiko anie ny tanàna @zao ry Akama eh!
An'azy ny tanàna ry akama
Angaha afaka mankaiza intsony ny gasy kely satria zay no sitrapon ny messie eh!
Vodiala ve ?
ATTR ve ?
Alma ve ?
Sambo mpanjono ve ?
Magro ve ?
Fanaovana la farine ve ?
Sa mbola tsy ampy anao reo ry Akama ?
Actionnaire ao @ Trano fitaratra ve ?
......
Developpement rapide et durabe pour Ra8 ry akama
Minoa fotsiny ihany eh! fa ho avy lay Messie eh

11. Jeankely
(
03/07/2007 02:34)
Ny mpiasampanjakana izay vetivetesinareo hatrany ho kely karama dia hita rehefa mahazo fitondrana fa miroborobo tokoa ny fananany. Azy no manamporofo na ny fahaizany manitatra na ny risoga. Alohan'ny nitondrany io eo amin'ny toeran'ny Filoha io dia nanana ny zavatra nataony ary raha ny fahalalako sy fantatry ny betsaka dia tsy orin'asa nitsilipilopy ny orin'asany. Koa raha miitatra amin'ny zavatra maro moa tsy izany ve no tanjona amin'ny fandraharahana. Ny momba ny halatra sy ny sisa indray ataoko fa tsy misy afatsy ny manangona sy mitahiry izay porofo hatratrana izany. Na ho ela na ho aingana tsy maintsy misy farany ny toetra ratsy ka na ny mpilaza na ny lazaina dia samy miandry ny farany. Na izany aza mbola miverina @'ny lohahevitra hoe tandremo tandremo ny Diska GOAKA.
13. kanota
(
04/07/2007 01:45)
Mpanohitra draoka tsy miteny izay avy nampiditra tany amin'ny lavaka. Zanak'Arema mila mangina any anaty fasana.
14. vetsoko
(
04/07/2007 13:22)
maninona aery i kanota raha any @ zanaka arema any no miresaka fa tsy mifankahazo mihintsy le kozy
15. kanota
(
05/07/2007 01:25)
Mamaly an'ialahy revy Arema aho raha tsy azon'ialahy. Tsy mila fisainana AREMA. Resaka gisa mainty ve no miseho milay
16. xxx
(
05/07/2007 08:07)
Fa rajeankely ve rajean kely loha sa ny saina no kely sa ny inona ? :twisted:
Asa na mahasoa ny vahoaka ireto na tsia :
1-Amboary ny làlana; fa tsy misy hanaovan'ny TIKO livraison any @ dezaka, Fa tsy ilaina ny manamboatra ny làlana hivoahan'ny vokatra.
2-Mila manafatra ENGIN ny groupe TIKO dia asiana détaxation ny camion sy ny engin isankarazany. Dia Jamba daholo ry rajeankely loha sy ny forongony fa mody nampiany kely ny resaka informatika.
3-Dia mitabataba ra8 fa niakatra ny solika, SATRIA ILAIN'NY GROUPE TIKO IRENY, fa ny menaka nisondrotra tsy misy kôzy satria TIKO. Dia faly rajean kely loha fa hoe tsy afaka manararaopaty ny mpandraharaha vahiny
4-Betsaka loatra ny hetra an'ny TIKO tsy voaloa t@ menaka dia foanana ireny. Kanefa vola tokony hiditra @ fanjakana io, sa ve mbola betsaka ny vola any @ vahoaka ka ario any ireny, mba valio rajean kely L.
RaJeanKely L ngamba mpiasampanjakana tsy mandoa hetra na debadeba ao @ Groupe TIKO ao ka tsy olana ho anao izany.
Six. Avy @ Gasy mieritreritra.:idea:

17. kanota
(
05/07/2007 09:28)
Ialahy AREMA mila mangina sy mandraitra vava. Vao nandeha ny detaxation nifandrombaka nividy ialahy mianakavy. Vita ny lalana na mpihira na iza mifandrombaka mandeha eny. Ny soa rehetra dia iarahana fa tsy nisy izany ny hafa ihany izany no miliba. Ny atao hoe fahaizana dia fahaizana miasa ao anatin'ny lalana izay mipetraka. Zanak'AREMA aza no tena ahazo tombony amin'io fa mody Rinikoto. Zanak'AREMA tsy mila miteny fa mila milevimbelona.
18. xxx
(
05/07/2007 14:30)
t@ détaxation dia nifandrombaka ve ny vahoaka madinika s ny mpanambola ? Ary mitondra inona ho an'ny vahoaka moa ny mpihira mitety faritra ? Ary ialahy ? inona no soa azon'ialahy t@ lalana vita ? Raha vita ny làlana any tsiron mandidy dia lazao izay tombotsoan'ialahy ? Fa ho an' ny Tiko dia betsaka : mihena ny fiara simba ary mitombo ny faritra hivarotana. Sa tsy azon'ilay kanota ity izany, fa tsy misaina fa vatankazo ? GM
19. kanota
(
06/07/2007 01:13)
Ialahy no tena ketrina. Mandoa vola sahala ny "pont" n'ialahy angaha ny fampiasana ny lalana. Tsy tanana mamokatra i Tsiromandidy ary tsy misy vokatra miakatra aty antananarivo afatsy ny an'i TIKO ihany ve? ary tsy misy fiara mampiasa ny lalana afatsy TIKO ihany ve?
Ny detaxation ataovy ny statistika ny isan'ny olona nanana Tele, ordi, sns talohany sy taorian'io detaxation io.
Hita mazava fa ialahy mihintsy no nividy fiara nanaovana Taxibe koa inona no resahina?
Ny fanjakana tsy homena draokadraoka politika ary ny zanak'Arema mila mandraitra vava.

20. xxx
(
06/07/2007 06:16)
Hay fantatr'ialahy fa tanana tsy mamokatra i tsi2nmandidy nefa novitain'ny mpitondra satria be vola ny olona any hividy produit tiko. ary ny produits tiko tsy miakatra fa midina any ambanivohitra hamidy.:idea::idea::idea: aleo omeko saina rehefa tsy manana. :?::?:Firy isanjaton'ny gasy izany manana fiara taxibe izany ? ary indrindra hoe firy @ vahoaka mahantra no manana taxibe ? Ilay 4L nampanantenaina t@ propagandy aza tsy azon'ny vahoaka hatramizao.:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted: