Mirary soa...

1. prime ( 27/06/2007 09:22)
Amin'ny fanetren-tena tanteraka no anoratako ity indray mandeha ity... tsy lohahevitra iadian-kevitra akory na filazantsara ho zaraina fa firarian-tsoa noho ny fihaonantsika rehetra teto amin'ny serasera... manao izany aho satria tsy afaka ny hihaona sy hiserasera aminareo eto intsony ao anatin'ny fotoana tsy voafetra, mety haharitra ka mety tsy tafaverina eto intsony...

Androany no mba andraisako anjara eto farany aloha hatreto...

Koa dia mirary ny fiadanan'i Kristy ho amintsika tsirairay avy...
2. niryna ( 27/06/2007 09:29)
prime:

:cry::cry: Mirary soa anao koa aho ary misaotra betsaka tamin'ireny toro-hevitra rehetra ireny.Mino sy manantena aho fa mbola hitsiditsidika kely eto ihany ianao.:*

3. sonwin ( 27/06/2007 10:11)
mirary soa ihany koa dia mahavita soa amin'izay atao rehetra.

4. rush ( 27/06/2007 10:54)
misaotra anao ry prime!manantena ny fiverenanao hatrany anefa na izany aza!fialan-tsiny koa no ataoko anao raha toa ka somary nasiaka aho t@ famaliana ny hevitrao!izany rehetra izany eo hiany fa rehefa misy namana tsy afaka miverina eto intsony dia mba malahelo ihany ny fo e!
5. ikaretsaka ( 27/06/2007 11:08)
Mazotoa letsy e, mirary soa dia rehefa miverina ato ihany e
6. ari.malala ( 27/06/2007 11:35)
fa hoaiza i prime? :-( mirary soa hoanao iany ko e
7. diamondra27 ( 27/06/2007 11:39)
dia mirary soa hatrany
ianao sy ny fianakavianao koa anie ho tahaka izany hahazo ny fiadanan`i Kristy
dia mahareta hatramin`ny farany an.:-*:-*
8. la ( 27/06/2007 11:48)
Mirary soa prime de mavita be amin'izay atao e:cry::cry::)
9. fasaly ( 27/06/2007 11:48)
mirary soa ho an'ni pripe izany :-*mahavita be sy mahita ny soa amzay hatao any mandrampisera indray prime:wink:
10. sakaizakely ( 27/06/2007 12:26)
dia veloma mandrampaha tsy mihaona ary raha toa tsy ho tafaresaka intsony

mirary fahasoavana

mampamangy any ;-);-);-)
11. naughtyboy ( 27/06/2007 12:31)
mahavita be de mirary soa torak'izany:D
12. Fiffi ( 27/06/2007 14:18)
prime:

Androany no mba andraisako anjara eto farany aloha hatreto...

Koa dia mirary ny fiadanan'i Kristy ho amintsika tsirairay avy...
:(:( fa ho aiza akia ndry ry prime ? de miverena ainhana an ! :-*:-*:-*:-*:-*

13. Imahaka ( 27/06/2007 15:52)
dia mirary soa koa izany prime a. Raha sendra tafaverina eto ianao indray andro any dia ataovy "seconde" ny ps, ny ahy amizay fotoana izay efa ikotofetsy.
14. xxx ( 27/06/2007 16:29)

Ho aminao sy ny fianakavianao mandrakariva anie ny Fitiavan'i Kristy! Amen.
15. marozevo ( 27/06/2007 18:06)
Hianavaratra anie ianao, ry prime, hiloloha tantely.
Hiantsinanana hibaby akondro,
Hianatsimo hivimbina bonbon,
Hiankandrefana hilanja fary lava vany.

Ary any andro any volana, ka miverina, dia hitondra divay ela niotrehana sy hena matavy, araka ilay voalaza ao amin'ny bokin'Izaia ao.

Merci pour tout.
16. pissoa ( 27/06/2007 21:43)
mandra-panoratra o :-D:-D:-D
17. gasynamana ( 03/07/2007 22:05)
mirary soa e! Dia mivavaka ho anao sy ny fianakavina e! azafady fa somary tara fa izao mantsy vao mandalo eto indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769