Mimasta foana.
1. xxx
(
27/06/2007 09:03)
Za ry zalahy tena tsy haiko fa mimasta foana isan'andro ah! Tena marina io fa tsy vazivazy an! De mba mila fanampiana hoe inona no atao mba hijanonana fa tena lasa fahazaran-dratsy tanteraka le izy. Efa nanomboka 12 ans za no nimast de hatramin'izao. Misy akama milaza hoa mandehana mamonjy therapiste fa toa tsy poinsa zany koh. Sady tsisy sosy hatao amin'izany. Sa io ve ilay hoe crise de Trentaine? za manko 31 ans. Na dia efa manao @ jobako aza aho ny alina dia vao maraina rahefa manao douche de mimast indray. Tena ampio zalahy fa toa tsy normal zany ny fahatsapako ny tenako ah.
novalian'i boygay ny 08/01/2008 12:18
2. Fiffi
(
27/06/2007 09:25)
zah aloha tsy lahy fa mba mamaly fotsiny an ! heu...nga hono misy maha-ratsy an'zany ? raha zany ny atao hoe crise de la trentaine , tsy aleo ve io toy zay le misy milaza hoe mampiaraka foana ?
3. Jeankely
(
27/06/2007 10:33)
Aiza koa ny hisy an'izany fa efa marary nareo Raxxx. Farafaharatsiny hoe tsy nahita volana maro fa aiza koa no hisy izany hoe na eo aza ny ankilany. Dia nareo izany ilay anisany maty voatsatok'antsy raha miaramila tany anady. Mila mahafehy tena fa tsisy izany. na firy taona na firy taona tsy mahavaha tena izany. Mijery an'ialahy eo ambony Atra hoe inona ity ataona ry zanako no dia milalao tanana=))=))=))
4. xxx
(
27/06/2007 10:36)
jeankely, ra mieritreritra an'izany tokoa tonga d mikainkona i balita :-D
6. fasaly
(
27/06/2007 11:43)
ny tarehy ratsy hono no tsy azo ovàna fa ny fomba ratsy azo ialàna:-P;-) aza mieritreritra an'io refa mifoha sy hande handro de ho afaka
7. sakaizakely
(
27/06/2007 12:48)
xxx> tsy misy normalité amin'io resaka io. Raha hoe impolo isanandro de azo atao hoe obsédé mila fitsaboana, fa raha in1 na in2, ataoko angamba fa tsy olana izany
8. menalamba
(
28/06/2007 08:17)
Io no voalazan'ny mpitsabo sy manam-pahaizana fa fomba iray fiarovana @ fiavian'ny homamiadan'ny prostaty ,ny fanaovana izany matetika hoy izy ireo dia miaro ny lehilahy @ izany kansera izany.Amiko manokana dia tsy tokony ho tery saina isika hihevitra fa fahotana ny fanaovana izany satria tsy aleo aza ve manao izany ilay olona toy izay andeha hijanga any @ mpivarotena na hanolana olona sanatria?Amiko dia toy ny filana rehetra @ olom-belona toy ny hetaheta ,hidihidy
na hanohanana ihany izany ,raha tsy izany dia mba lazao ary ny maha fahotana azy:roll:
na hanohanana ihany izany ,raha tsy izany dia mba lazao ary ny maha fahotana azy:roll:
10. menalamba
(
28/06/2007 15:40)
kallie:
mbola mahare tsara ve i xxx? tô oe mamparenindrenina hony zany....:-P
Ho an'ny lahy sa ny vehivavy? Ary isaky ny mahita olona marenindrenina izany raha izany dia mety mpanao an'io?:^):^):-D
11. rahiratra
(
03/07/2007 06:46)
Ny resaka Cancer indray dia gaga aho fa misy namana mpanotra raha nifanena tamina bandy somary sarisarimbavy izahay roalahy dia raikitra ny resaka satria miotra amin'i leiry ilay bandy. Iny bandy iny hoy izy mivonto ny Vopla-ny satria sarimbavy ary matahotra dia mimasta foana no ataony ka nisy fiantraikany tamin'ilery. Nony taty aoriana hitanay nahazo sipa malemilemy izay koa ra-lery ary nilaza ny akama fa efa sitrana i Razoky. Izany hoe tsy misy nahatsara an'i leiry mihintsy ny mimasta izany. Misy milaza fa mampiasa Baranjely na karaoty ny vehivay any @ dezaka ho solon'ity lasa alavitrabe ataon'ny vazaha. Dia tsy haiko aloha fa toa tsy nanao izany ny olona taloha fa avy dia olona ihany no ampiasana ny fitaovampiadina=))=))=))
13. ranitse
(
09/07/2007 09:32)
Mitifitra mafy koa ry kallie angamba any an? Manao be fandraoka mihintsy ve?
15. xxx
(
10/07/2007 10:51)
za koa mi-masta foana isan'andro, fa tsy mampaninona ahy, fa zarako aza afaka ny mavesatra ko
16. Jeankely
(
11/07/2007 06:08)
Iza no milaza aminao fa manaraka io mamamamsta io aho. Olona tsy haiko faritana izany mimasta izany amiko. Mahazo manao dia alefaso ny saina mandray ity tantara ary mandiniha fa tsy voajanahary izany.
17. kanota
(
17/07/2007 08:30)
Lavabe azo atao fehikibo ny an'i xxx koa aiza no tsy himasta no hatao vahaolana dia mody hoe help, help, help=))=))=))
18. xxx
(
16/08/2007 12:16)
io akory dia tsy misy tokony iadiana hevitra satria tsy misy tokony mampanahy fa tsy aretina zany io ary koa tsy misy fiantraikany fa hoatran'ny zavatra rehetra, ohatra ra misakafo mihoatra ny zakanao ianao dia marary na ra milely mihoatra ny normal ianao dia mety hiteraka cancer ary ra dur ianao ianao amin'ny fanaovana azy io dia mety hiteraka vokadratsy eo amin'ny tenanao ka tsara ra une fois par jour farafaharatsiny na trois fois par semaine en moyen mimasta dia tsy pb
19. Jeankely
(
16/08/2007 13:23)
Miala atsy amin'ny resaka Pelaka dia miditra ato @ mi-masta ry xxx. Sady Pelaka no mpimasta. Ao aminao daholo ny rihatra.
20. Angolaina
(
21/08/2007 11:53)
[quote=xxx]
Za ry zalahy tena tsy haiko fa mimasta foana isan'andro ah! Tena marina io fa tsy vazivazy an! De mba mila fanampiana hoe inona no atao mba hijanonana fa tena lasa fahazaran-dratsy tanteraka le izy. Efa nanomboka 12 ans za no nimast de hatramin'izao. Misy akama milaza hoa mandehana mamonjy therapiste fa toa tsy poinsa zany koh. Sady tsisy sosy hatao amin'izany. Sa io ve ilay hoe crise de Trentaine? za manko 31 ans. Na dia efa manao @ jobako aza aho ny alina dia vao maraina rahefa manao douche de mimast indray. Tena ampio zalahy fa toa tsy normal zany ny fahatsapako ny tenako ah.
Ny saina no mitondra an'io ka any no voalohany tokony fehezinao @io raha tsy zany dia raikitra @io foana ianao ary ny tena maharatsy azy dia lasa tsy mahazo tsirony intsony ianao rehefa miaraka @ vadinao fa efa zatra loatra an'io. Tsy dia hoe crise de la trentaine izany io fa mauvaise habitude fotsiny. Sa izao no tena tonga @ilay hoe "on n'est jamais mieux servi que par soi-même" ve ?
Aiza kosa e! mba mahay miservir anareo lehilahy tsara kosa izahay vehivavy e :lol: