concentration

1. ari.malala ( 27/06/2007 07:45)
Manaona daolo,

Tsy haiko ity na ato no tokony hipetraka, fa anontaniako aloha, inona ,no tokony atao ahazoana concentration, fa za tena tsy mba mety concentrée zany mintsy!
2. diamondra27 ( 27/06/2007 08:44)
inon le ilana le concentration aloha e? asa sa meditation sa inon
3. Fiffi ( 27/06/2007 09:18)
aza alefa lavitra akia le saina ari.malala an ! :-*:-*:-*:-*
4. xxx ( 05/07/2007 13:14)
tandremo ny self-talk
5. ikaretsaka ( 07/07/2007 15:16)
ny saina amam-panahy koa ange ry ari ilaina exercice fa tsy vatana ihany e
dia misy ireny exercice de concetration ireny, exercice spirituelle (meditation aby ireny)
mizara manao ireny
ity midy fomba iray
nisy mompera nanoro ahy t@ mbola kely momba io meditation io dia hoe mankany am-piangonana hoe (katolika) dia mandoalika dia ilay jiro menamena kely iny no jerena sy ifantohana aloha. atomboka 15 de 20 minitra... dia tsy mieritreritra zavatra hafa afa tsy iny
fa rehefa zatra ianao dia tsy maninona na adiny telo aza ianao no ao, ary tsy fifantohana amin'izay fotsiny intsony fa mandeha kao ny vavaka sy ny examen de conscience sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.377