Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino
(
02/07/2007 20:34)
maika laotra nareo izany!!
vao miaraka erin-andro mahery kely hono dia raharaha na koa soratra sahady no ketrehany famille:roll::?::°):-w...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/07/2007 15:31
mandrak
(
02/07/2007 20:28)
mampamangy any @ Ra8 hoy Rossy
Tsy zany mantsy fa ny jery any Rossy za t@ Sabotsy de zao ny afatrinedala oé:
"de mampamangy any @ Ra8 lesy annnn" http://www.dailymotion.com/relevance/search/rossy/video/xs1di_rossy-madagasikara-ma...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 11/07/2007 06:01
paris10
(
02/07/2007 19:27)
saribakoly
ny tena saribakoly (poupée) taloha dia tena vita bakoly (porcelaine).Nisy hira zay fa tsy tadidiko loatra intsony,zay matadidy hoe mba tohizo dia mba lazao hoe iza moa ny nihara an'io:
Ny sarikobako...
tohiny
novalian'i ktsif ny 11/07/2007 15:00
ds
(
02/07/2007 15:28)
Fisaorana
Amin'ny anaran'ny fianakavian'i Martinicette izay hisoloiko tena eto, sy amin'ny anaran'ny fianakaviana rehetra mana-manjo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana tamin'ireo teny mamy sy fank...
tohiny
novalian'i Samoana ny 03/08/2007 11:48
velosoa
(
02/07/2007 14:27)
Taratasy misokatra !
Manoratra ity taratasy ity izahay mpanjafan'ny PAOSITRA MALAGASY, mba hilazanay ny fahasahiranay momba ny fidiran'ny mpiasa sy ny fisokafan'ny biraon'ny paositra malagasy.
Nanomboka androany dia nidi...
tohiny
novalian'i Ccilia ny 13/09/2007 06:04
anjabota
(
02/07/2007 10:26)
mojia
te ahalala vaovao momba io artista io aho fa tsy sur tsara aho an...
tohiny
tsoraka
(
02/07/2007 09:35)
Fanontaniana mikasika ny Ampanjaka
Amin'izao fotoana izao dia mbola misy ny Ampanjaka any amin'ny Faritany isankarazany ary izay mikasa ny hirotsaka ho solombavambahoaka na Filoha dia misy ny maka tsodrano any amin'ireo Ray amandreny i...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:39
rahiratra
(
02/07/2007 09:07)
Rahoviana no hisy fotoana hifidianana AREMA. hihihihibazylou
Raha tsy fidiana izy dia rahoviana no hisy fotoana hifidianana AREMA. hihihihibazylou. tsy miverina intsony dadatoa=))=))...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 03/07/2007 06:51
fatritra
(
02/07/2007 06:35)
radio vatican
Salut!
Misy mahalala ny site n'ny radio vatican ve o? Mba te-hahafantatra ny tenako, misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 19:19
rahiratra
(
02/07/2007 06:28)
Mamono fitiavana sa fahazarandratsy no sarotra hialana?
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany. Izany no atao resaka ho velabelarina. Fahazaran-dratsy ny mitsabaka ivelan...
tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 05:39
diamondra27
(
02/07/2007 06:16)
ahoana no tokony atao
misy namana vhv izany tara @ lhl iray. Tena tiany dia tiany tokoa io lhl io.
Ny olana anefa dia ilay lhl tsy miraika aminy fa mpinamana tsotra izy roa . Tsy mbola nisy resaka hoe: fitiavana fa resak...
tohiny
novalian'i andryjaps ny 11/09/2007 09:30
ari.malala
(
02/07/2007 05:07)
Bonanif Fasaly
Coucou fasaly; miarahaba sy manoroka anjy tratry ny tsingerin-taona nahaterahana aky de mirary soa bedabe hoandry a! :-*:-*:-*:-* d atov milay ny fety e!:-*-:*:-*:-*...
tohiny
novalian'i fasaly ny 25/07/2007 18:56
fejere
(
02/07/2007 01:34)
Inona no antony azafady?
Tsy mahafantra de manontany ny antony ary aleo manontany toy izay manao² foana. Misy lignes fotsy horizontales maro² eo @ écran le ordi portable iray zay ampiasaiko, toy ny misy rivotra mitsoka, ar...
tohiny
novalian'i wanalen ny 06/08/2007 12:04
bazylou
(
01/07/2007 23:31)
fidio hany izy e!!
"""fayot de la classe a décroché le bonnet d’âne : Amnistie fiscale ou comment « karchériser » les 2.000 milliards d’ariary d’arriérés fiscaux du groupe TIKO SA"""
« Grosse comme une m...
tohiny
novalian'i kanota ny 06/07/2007 01:17
zamatiana
(
01/07/2007 21:00)
TANALA VERY SAMPY
MILA IO PAROLE IO MERCI...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/07/2007 08:58
bazylou
(
01/07/2007 18:31)
nitono tena ohatra ny lolo fotsy
""LES MEMBRES DU TIM RECONNAISSENT QUE RAVALOMANANA N'EST PAS UN HOMME D'ETAT ET
QU'ILS ONT VOLONTAIREMENT AVOUE (MANIFESTE) LEUR DECEPTION.""
"TELONOHOREFY" DU 15 JUIN 2007.:wink::wink:...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 08/07/2007 05:42
Aino
(
01/07/2007 15:07)
tsy rariny
izaho hoa t@ volana Mai teo iny saika ande ho any Londres, dia nividy Billets ho an-olona rao, avy @internet no matetika hividiananay azy dia mande tsara faona.
tonga aza ny fotoana andehanana dia e...
tohiny
novalian'i fanaina ny 03/07/2007 16:09
pissoa
(
01/07/2007 09:47)
Antitra Kely !
Misy fomba fanalana ilay mikentrona amin'ny andrina ireny ve ? Ilay karazany ranonampango sy voamadilo ... fa tsy dia mampiasa zavatra simika be loatra !
Antitra kely ny andriko fa nila fiaretan-to...
tohiny
novalian'i dailynews ny 12/07/2007 19:59
niryna
(
01/07/2007 06:29)
Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?
Nisy fanontaniana ity nomen'ny olona ahy ka mba zaraiko amintsika rehetra eto.
Raha manana namana ianao:ny iray kristiana,ny iray tsy kristiana.
Samy sahirana be izy ireo ka mila vonjy.Ataovy hoe ar...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/07/2007 06:45
rahiratra
(
01/07/2007 02:25)
Fanovana tsy midika fizahavana Vetsoko TIM niala
Ahelin'ialahy eran'ny rehetra fa TIM niala ialahy. Raha leo ny vahoaka ka hanova tsy midika izany fa TIM niala no asisika andoha. Mandroso ary mitady vaovao ny vahoaka raha tsy azonao ny dikany. Manas...
tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:16
