mampamangy any @ Ra8 hoy Rossy

1. mandrak ( 02/07/2007 20:28)
Tsy zany mantsy fa ny jery any Rossy za t@ Sabotsy de zao ny afatrinedala oé:
"de mampamangy any @ Ra8 lesy annnn" http://www.dailymotion.com/relevance/search/rossy/video/xs1di_rossy-madagasikara-madagascar-hira_music sady napiny any ty [IMG]http://emoticone.free.fr/Smileys/Fuck/Smiley-msn.com-Fuck-23001.gif[/IMG]
De mba atovi tonga ny ono ny afatrééééé hihihi
novalian'i tsoraka ny 11/07/2007 06:01
2. Zazala ( 03/07/2007 06:42)
Aiza i Rossy fa efa ngôma be zahay aty. Mba mitongava amizay fa efa LERA zao é! Mba andefaso hira vaovao indray é! LLLLLLEEEEEERRRRRRAAAAAA
3. rahiratra ( 03/07/2007 06:53)
Tsy mba resaka maloto angaha io tanany io ry zazalata?
4. xxx ( 03/07/2007 07:00)
Fa 'ngah hono tsy afaka hifanaraka izy mi'tsam ?
5. Jeankely ( 03/07/2007 07:02)
Lasa sahala an'io ve ny tarehin'i zazalata sa Rossy sa bazylou?
6. kanota ( 03/07/2007 09:59)
Raha tsara ny hafatra dia mba omeo mamanao mandrak ary mba hitondray miverina i Rossy. Fitia mifamaly kosa
7. Imahaka ( 03/07/2007 10:19)
:-D
8. jimtex ( 03/07/2007 12:49)
efa hitako fa iny no omeni roosy anazy
9. silamo5 ( 03/07/2007 13:46)
efa tokony miverina aty mada i rossy fa efa ela izay.mba hanampy anay aminy fampihavanampirenena ary hanorina fanjakana vaovao.
10. mandrak ( 03/07/2007 17:30)
zazala> yes netsika tapolaka hihany no ady eo "avereno le raikala talo éééé"

Jeankely> fa nga ko moa msy idirany i bazylou lé izy ééé

rahiratra> tsy resaka maloto io fa tanana mbetaveta ry nao hà :-D:-D
11. mandrak ( 03/07/2007 17:40)
silamo5> zay ndray le mora tezitr' annnnnn :-P
12. kanota ( 04/07/2007 01:32)
Mba homeo an'i Maman'i mandrak fa sahaza ny zokiolona io
13. Zazala ( 04/07/2007 02:12)
Misaotra hoy i maman'i Mandrak, fa ty kosa natolon'i maman'i mandrak ho anao ry kanota http://emoticone.free.fr/Smileys/Fuck/Smiley-msn.com-Fuck-23001.gif
14. tsoraka ( 04/07/2007 02:36)
Samy manana atolotra ianareo fa ny atolotro ny vahoaka kosa dia misy ny fahasahiranana ka aleo hiseho raha olona vao hitondra any amin'ny fandrosoana. Ny zanak'Arema mila mandraitra ny molony fa tsy tianay vao misy tondromolotra fotsiny.
15. kanota ( 04/07/2007 06:44)
Jereo fa ny tarehiny mihintsy io ary ny tanana dia sahala ny fanaony an'i Maman'i zazala
16. mandrak ( 05/07/2007 19:53)
tsoraka:

Samy manana atolotra ianareo fa ny atolotro ny vahoaka kosa dia misy ny fahasahiranana ka aleo hiseho raha olona vao hitondra any amin'ny fandrosoana. Ny zanak'Arema mila mandraitra ny molony fa tsy tianay vao misy tondromolotra fotsiny.



Fa nga tsy oe "ampanana ny tsy manana io ranga io é"
Zao fotsiny éé, ho anareo Tarik' I Mpivarodronono na TIM, aza mitarahina kory oé misy ny fahasahiranana fa nareo no nifidy anio donc ereto trèfle éo, fa tandremo fotsiny sode antitreo fa tondé imezanay anéé hééé :-D
17. kanota ( 06/07/2007 01:30)
Fa iza no mitaraina amin'ialahy fa tsy ialahy no manaraka ny vaovao aty Madagasikara ary tia hiverina sy mandrisika ny olona hikomy. Anotanio i Rossy fa naninona izy no nihira hoe "TIANAY MADAGASIKARA E", nefa ialahy toa milaza hoe ny anareo? Raha mahazo an'iny ompa iny ny Malagasy dia averina amin'ialahy ary ataovy ao ambany ondan'ialahy sy ny Arema rehetra
18. madera2 ( 09/07/2007 18:35)
:lol:
19. tsoraka ( 11/07/2007 06:01)
Ny vava no betsaka fa tsy aninontsy aninona fa vola baoritra. Mpanohatra tsisy ilana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539