Inona no antony azafady?

1. fejere ( 02/07/2007 01:34)
Tsy mahafantra de manontany ny antony ary aleo manontany toy izay manao² foana. Misy lignes fotsy horizontales maro² eo @ écran le ordi portable iray zay ampiasaiko, toy ny misy rivotra mitsoka, ary mihetsiketsika izy io, inona no antony ary inona no azo atao mba hitsaboana azy?
Misaotra sahady aho amin'zay torohevitra mety hanampianareo ahy.
Fejere
novalian'i wanalen ny 06/08/2007 12:04
2. pkm ( 02/07/2007 11:27)
Hi
Misy tapaka ny nappe mampitohy ny "UC" @ écran, vokatr'ilay vohaina sy hidina lava (usure). Mety ho vita raha mahita ilay nappe.
3. rhina ( 05/07/2007 09:47)
hihihi, misy rivotra mitsoka. Sode mba idiran'ny rivotra amin'izany nareo fa manao akanjo mafana.

manjary manimba rivotra iainana sady tsy mampisy aerasio ny uc ko nefa izy io rehefa miasa mafy mila rivotra madio.

toroy hevitra tsara izy ry "pkm" tonga d bisina zany fa aza mianaana e!
4. ikaretsaka ( 09/07/2007 14:22)
misy raha tsy manjary ny UC sy nny screen.. io voalazan'ny eo ambony io
5. ondinion ( 23/07/2007 09:44)
Izaho mino fa resaka materiel izany e, angamba marina ilay resaka nappe. Manontania bandy mahinana hard fa tsy olana goavana akory izanyI Ny tenako tsy mahay hard loatra dia tsy te hiteny betsaka.
6. wanalen ( 06/08/2007 12:04)
mila sokafana dia apetaka tsara fa mety misy poussiere kely tafiditra fa tsy voatery ho tapaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1924