Bonanif Fasaly

1. ari.malala ( 02/07/2007 05:07)
Coucou fasaly; miarahaba sy manoroka anjy tratry ny tsingerin-taona nahaterahana aky de mirary soa bedabe hoandry a! :-*:-*:-*:-* d atov milay ny fety e!:-*-:*:-*:-*
novalian'i fasaly ny 25/07/2007 18:56
2. sasa ( 02/07/2007 05:28)
bon anniversaire njy fasaly d enga anie mba hitondra soa sy fanambinana ho anjy izao tsingerin-taona izao.:-*:-*:-*:-*:-*:-*
3. akamatiana ( 02/07/2007 05:35)
:-*:-*:-*:-* bon annifffffffffff njy zozoky!! mirary soa sy taona fahombiazana ho anjy akia aa !
4. fasaly ( 02/07/2007 05:36)
merci merci merci eeeeee!:wink::-*:-*:-*:-* aza mihetsiketsika eo dool klou fa ho avy aho am gatô sy ny champagne ....ela loatra lay mpi livré:?:-*:-*:-*:-*
5. sasa ( 02/07/2007 05:37)
akamatiana way :-*:-*:-*:-*:-* kisssssss be njy fa taiza foana izay indray za vao nahita anjy tato
6. Stretch ( 02/07/2007 05:38)


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/smack-bisou.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/rose-rouge-ouvre.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/smack-bisou.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0043.gif[/IMG]
7. robby ( 02/07/2007 05:42)
bonnanif fasaly kelinay a!:-*:*:*:*:*:*mirary fety sambatra ho andry ô!
8. mamzelkely ( 02/07/2007 05:43)
bon annif akia njy aaa de mirary soa bdb tara kely njay za zany hihihi:-*:-*:-*:-*:-*
9. ari.malala ( 02/07/2007 05:46)
une revenante kle! de bon retour wan akamatiana ko zany e! aiza le champagne eeeee!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
10. KIMBERLY ( 02/07/2007 05:56)
bonaniv miss fasaly d mirarisoa ho andry d aza adino ny manome ny gato ko an :-*:-*:-*
11. kelly13 ( 02/07/2007 06:28)
joyeux anniversaire ankia njy d ho tratry ny ela indrindra a :-*:-*
12. rush ( 02/07/2007 06:49)
miarahaba anao tratrin'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao aho ry Fasaly!ho lava andro ary ho tahian'Andriamanitra lalandava e!mampita ny hafatra avy @ razandry fiffi koa aho e!
13. ratonga ( 02/07/2007 07:11)
:-*bônaniverséra njy, d mirary soa bobaka b étouétou :-*:-*:*:-*:-*
14. ftma ( 02/07/2007 07:27)
bonne anniversaire Fasaly, mirary ny tsara indrindra :-*:-*
15. mignone ( 02/07/2007 07:30)
bonnanif e ! :-*
16. lancia ( 02/07/2007 07:44)


bonanif njy zany e
17. kally ( 02/07/2007 08:00)
Dia tratry ny fety akia indry izany a! hitondra zava-baovao mahafinaritra koa ilay taona iray niampy:P
18. sympa ( 02/07/2007 08:34)
http://tartalacreme.photo.doctissimo.fr/images/dossiers/t/a/tartalacreme/Glitters/TN-12145-Hello.gif

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/0007.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/BALLOO%7E1.GIF[/IMG]

Bonn'annif ry fasaly an [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/0027.gif[/IMG]
19. booboo ( 02/07/2007 08:35)
Joyeux anniversaire Fasaly ô ! mirary soa indrindra dia hombam-pahasalamana hatrany :-*:-*:-*
Manaova fety finaritra dia lay kôkam-bilany atsipazo aty avy teo :°):°)..kony a ?
20. andrea ( 02/07/2007 08:39)
happy birthday princesse !
Que cette journée soit la tienne ..
Big big Kisss :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2688