Bonanif Fasaly

61. sasa ( 04/07/2007 04:58)
sympa tsy rariny fa maninona no asainao handihizan'io sipa io ny gateau nefa za tsy mbola nihinana akoriny :twisted::twisted:
62. fasaly ( 04/07/2007 05:09)
mbaliana: vao nahita anjy nanaoratra an'io aho toundé ozy zà hoe! tany izany e! hitako dool tsin ny sary fa mitovy am lay gatô no komandéko ihany ny anareo tao:wink:
i angie no hitako raha tsy diso aho miranjana:-P

sympa: tena kendaiko io sipanao io raha hitako an!
mbola betraka ny tara sy tsy mbola nahazo kounnn!:?
fa sipan'i toi nga io8):-D

sasa: ao aky fa mbola misy madio tsy vohitraka ao anaty frigo ao a! sady matsiro be ...
63. mamzelkely ( 04/07/2007 06:47)
sympa zao zao zay ts nahazo kay nataonaoanzao ftsn le gatô :x:-D:-D
64. sympa ( 04/07/2007 12:51)
sasa, fasaly, mamzelkely :-*:-*

65. fasaly ( 04/07/2007 16:07)
hummm! miam miam, aoka zay sao matavy lotra aho e!:-D
66. fasaly ( 04/07/2007 16:10)





sympa: sao lasa otszao eo fa kalou hilam amzay ny gatô kan!:?
67. sympa ( 04/07/2007 18:44)
fasaly =))=))=))=))=)) OooooOOooooAAAaaaayyyyéééé =))=))=))=)) Tsy mba iza kosa no otr'io ko :-D:-D
68. fasaly ( 04/07/2007 18:59)
:-D:-D:-D:-D ka aleo hilam amzay zany lay gatô e!
69. sympa ( 04/07/2007 20:21)
fasaly :arrow: Raha leo gateau de aleo njay zany ity

70. fasaly ( 04/07/2007 20:40)
ouuuuuuuuh! zà tsy misotro zava-mafàna ry lekely a!:?
raha hoy enao hoe asina fromazy kely de mihinana kely fotriny aho:-P
71. melody ( 04/07/2007 21:22)
fasaly a, somary tara train kely ny aty bonannif akia
:-*:-*
72. sympa ( 04/07/2007 21:31)
eheheheheheheheh

73. Tokinao ( 04/07/2007 21:34)
Bonnanif fasaly a! dia mirary soa e. mieux vaut tard ke jamais hono :) :-*
74. fasaly ( 04/07/2007 22:19)
melody, tokinao::-*:*mciiiii marina mits yzany ka! sady tsy mbola tara fa une semaine anie annif foanae!:wink:


sympa: hummmm mciii kou toi na raha fromage malefaka laniko ihany fa lay mahery fofone be sy mahery gout reny tsy laniko8-)
75. sympa ( 05/07/2007 01:31)
fasaly :-D:-D enao ko ôô
76. bobone ( 05/07/2007 06:45)
Fasaly:
hmmm bisous 1000 fois akia Fasaly an:-*:-*:*! (l)(l)de ho tratry ny mitsingeringerina akia ! ary ho feno fifalina hatrany ny fiainana rehetra eo ampanatanterahana ny asa aman-draharaha !mahereza e!:wink::D:D
BOBONE IHANY KAH!!!:-*=D=D
77. fasaly ( 05/07/2007 17:10)
sympa::-D:-D kou marina zany kou! tsy tiko lay mantsina be reny:?8-)

bobone: hummmm elaela indry tsy hita ah! merci kou de biz:-*
78. sitlo ( 05/07/2007 19:30)
[center][/center]
79. Papoose ( 05/07/2007 22:46)
fasaly, happy belighted bday eee!!aza adino ny mistring an!:wink::-D
80. bobone ( 06/07/2007 08:04)
Fasaly: :D:D:)eto ihany akia fa tsy manadino fa mahatsiaro lalandava an!!! mbola maro be ny asa e!
biz akia an!:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.342