Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 06/07/2007 12:45)
tsy zatra manao talon
Ahoana no tokony ataoko fa za tsy mba zatra manao talon ka na dia miakatra kely fts na d 3cm aza ny kiraroko de efa marary be ny haton-tongotro? Io le noteneniko ary am dinik'i mamzelkely hoe sairana ... tohiny
sympa ( 06/07/2007 12:17)
Milay raha misy otr'izao an ^^!
Mba nahagaga za ihany ity sary ity fa saika latsaka ny saokako raha nahita azy 8O [img]http://humour-blague.com/page/photo/grande1/animaux4.jpg[/img]... tohiny
novalian'i sympa ny 07/07/2007 12:53
wize ( 06/07/2007 11:20)
mangatako tononkira
mba mangatake le tononkiran'i henric enlgesias, le hoe: number one, misaotra betsaka o! ... tohiny
diamondra27 ( 06/07/2007 10:09)
sary mihetsika serasera
Tiako be le sary mihetsika serasera hay manana actrices toa izao isika an! =D=D=D jereo sary rehetra tsy le kisarisary tsony 'ty fa tena izy an... tohiny
jimtex ( 06/07/2007 09:34)
SAMORON'OLO RAHKICKY
mba mangataka rah_kicky SAMORON'OLO ra misy manana merci... tohiny
novalian'i mandrak ny 06/07/2007 21:30
tsika2 ( 06/07/2007 08:47)
namana
:-wkaiz daolo e! mb mil naman e!... tohiny
novalian'i bolou ny 07/08/2008 09:02
niryna ( 06/07/2007 06:21)
Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela aho!
Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela ny fahavaloko aho(na ny olona manana ady amiko,na ny namana nivadika tamiko,na ny olona nandratra ny foko,na ny hafa nanao toetra tsy zaka,sns):cry: [i]..Fa rah... tohiny
novalian'i tslem ny 20/07/2007 08:59
tslem ( 06/07/2007 05:59)
sao d efa voa aza ah :-D
Mba lasa ihany ho ah ry zareo ny saiko fa isaky ny manokatra ny pejin'ny serasera ah ka vô mahita an'ity :-D d tonga d toran'ny hehy, sao dia efa voa aza ah :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i sympa ny 07/07/2007 14:35
Jeankely ( 06/07/2007 01:05)
Ny vahoaka sa "vetsoko" TIM niala no tena mpisolelaka
Somary nijanona tsy nazoto nanoratra aho satria mba tonga saina amin'ny hanatry ny akama ary mahita koa fa "discussion stérile" ka aleo miala. Kanefa dia averimberin'i"vetsoko" hatrana ny solon'anara... tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 04:26
ikaretsaka ( 05/07/2007 22:29)
hatraiza?
Ok, aleo atao hoe ny "fetran'ny azo atao sy ny tsy azo " ilay izy ho an'izay kamo hamaky! resaka efa mpandeha eto ity fa aravoko ato aby ! Hatraiza sy hatramin'ny ahoana ary hatramin'ny inona no ... tohiny
lezozyabe ( 05/07/2007 20:05)
Fihaonana Namana Antsirabe
Tonga izao ny vacances dia mino aho fa maro indray ireo namana ato, ka hoy aho hoe: "maninona raha mba asiana fihaonana sady hifankahalalàna no hialam-boly e?" Misaotra.... tohiny
novalian'i tomtom ny 24/04/2008 16:56
xxx ( 05/07/2007 17:05)
Taiza, taiza indray ianao?
Hira ohatra iray no hapetrako eto dia ianareo no angatahako mamaly azy @ hira hafa mety hamaliana azy. Izao ary: Taiza, taiza indray ianao? Taiza , taiza mba lazao? Taiza, taiza, taiza? laza a ao... tohiny
novalian'i Lantoer ny 19/09/2007 23:26
glou ( 05/07/2007 14:28)
mbola vacances mahajanga ihany
dia mbola faly mitafa amianareo eto indray ny tenako mbola misy 4 places libre zany zao ho an' izay farany vao ho tapakevitra ny andeha ihany koa raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ireo lahara ... tohiny
novalian'i glou ny 21/08/2007 08:18
ari.malala ( 05/07/2007 14:19)
asaina mandainga...
Raha misy ngamba ny olona tsy hahazo izany fanjakan'ny lanitra izany dia ny secretaires sy ny standardistes... itako am cas ko mantsy, asaina mandainga lava izao! olona eo fa tsy te hiresaka am le mpi... tohiny
novalian'i niryna ny 19/07/2007 04:37
mahitsih ( 05/07/2007 14:04)
Ny fisainan'ny olona sasany...
Mahagaga fa dia efa talenta ananan'ny sasantsasany @ malagasy mihintsy ity mamitapitaka olona ity, ary miseho @ endrika rehetra io,na ato @ samy mpinamana serasera aza, amiko ireny olona ireny dia lan... tohiny
novalian'i sympa ny 06/07/2007 11:13
bazylou ( 05/07/2007 13:46)
zanak'arema
mba misy sahy milaza ve eto fa ireo tanora gasy amin'izao fotoana izao, ny 20 ans et+ , dia tsy nahita ny arema sy deba??? Ary ilay zanak'arema tsy tianareo anie ka zanak'areo ihany ary tamin'ny andr... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2007 00:50
ROSEDELIMA ( 05/07/2007 12:47)
ny mpampianatra
raha mitovy taona @mpianatra ianao no mampianatra de mety ve?nahoana?... tohiny
novalian'i volamena1 ny 04/06/2008 11:21
diamondra27 ( 05/07/2007 12:26)
preservatif feminin
hitako any @ gazety any ho any fa hoe: lancé any dago io preservatif feminin io? ny tao an-tsaiko avy hatrany de ozy za we: tsy rariny kosa satria nahoana? asa na efa nahita io daholo isika na... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:09
tezitra ( 05/07/2007 11:28)
MORT DE 4 JUMEAUX, Ravalo responsable
Mort de quintuplé à Tuléar : Les 4 enfants nés d’une seule mère à ankililoaka au début du mois de juin sont décédé un à un , à intervalle de 3 jours, et ça ne choque personne, D... tohiny
novalian'i kanota ny 10/07/2007 08:44
fatritra ( 05/07/2007 09:50)
Piano
Manahoana, Misy afaka mandefa note de musique amiko ve. Za de olona vao haingana no nianatra ary nianatra tena fa tsy nisy mpampianatra akory, nefa very ny boky mba teo amiko ka izay no ilako fanamp... tohiny
novalian'i lapino ny 07/07/2007 08:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3197