Ny fisainan'ny olona sasany...
1. mahitsih
(
05/07/2007 14:04)
Mahagaga fa dia efa talenta ananan'ny sasantsasany @ malagasy mihintsy ity mamitapitaka olona ity, ary miseho @ endrika rehetra io,na ato @ samy mpinamana serasera aza, amiko ireny olona ireny dia lany andro @ zavatra tsy misy dikany ary ho toy izany mandrakizay ny hiseho @ fiainany manontolo. Ao moa ireo tonga dia miseho @ habibiana.Vao haingana tany @ faritry atsimo iny no nisy olona nisandoka ho fianakavian'ny olona mipetraka ao @ ity tokatrano iray ary tonga dia nampandrosoan'ity mpiasa an-trano ary araka ny re dia notifirin'ilay mpisandoka avy hatrany ny tompon-trano.
Tena mampalahelo ary ananarana ny mpanampy sy izay ao an-trano rehetra mba tsy hamohavoha fahatany na hampandroso raha tsy olona efa fantatra tsara fa dia avelao izy ho ... AO IVELANY AO...
Nefa anie tsarovy ry MPAMITAKA fa MBOLA HO TSARAINA DAHOLO E... sao dia mihevitra ny ho afa-maina any ...... samy ho hitan'ny havany eo, ho ratsy fiafara...
Teny atsipy ny ahy iny........ kah!

novalian'i sympa ny 06/07/2007 11:13
2. ianao
(
05/07/2007 14:27)
izany kosa ve tsy efa reglement de compte. Dia mpinamana teto amin'ny serasera ve no nanao an'izany? Sa tsy azoko tsara. :oops:
3. mahitsih
(
05/07/2007 14:44)
Tsy hoe namana eto @ serasera no nahavita ilay habibiana fa manana ilay toetra mamitapitaka ka mampalahelo.
5. diamondra27
(
06/07/2007 09:52)
mandrindra: de raha mahazo dite koa enao de mety ararotiny eo fa tsy afaka mifidy tsony e!:-P
tena otran'ny mijery film zany za mamaky azy. Tena mampalahelo be zany.
tena otran'ny mijery film zany za mamaky azy. Tena mampalahelo be zany.
6. sympa
(
06/07/2007 11:13)
Ko raha avela ao hivelany ao moa le oll de ahoana no ahafantaranao fa havanao na tsia le izy satria enao tsy mitazana akory. Fa le tantara aloa mampalaelo ee :?