zanak'arema
1. bazylou
(
05/07/2007 13:46)
mba misy sahy milaza ve eto fa ireo tanora gasy amin'izao fotoana izao, ny 20 ans et+ , dia tsy nahita ny arema sy deba???
Ary ilay zanak'arema tsy tianareo anie ka zanak'areo ihany ary tamin'ny andron'nyarema izy noteraka!! ary tsy hanana saina hafa izy fa arema no notaizana azy sy ny fiaraha -monina niainany , ka ahoana , atao zanaka tim indray ve ??:wink::wink::wink::wink:

novalian'i kanota ny 09/07/2007 00:50
2. nathie86
(
05/07/2007 13:55)
tsy azoko, fa nga ko mo nisy fitazaina arema zany, na oe fitazaina tim :roll::)8O
3. kally
(
05/07/2007 14:03)
Ianao izao no zanak'"aremo aho" hitanay eto k'no!
Ny fisainana arema tsaroako izao ilay milaha-bary sy milaha-menaka isam-pokontany, ny kôperativa sy ny stock tampon maha be kirifitra dia taty aoriana ny fanapoahana tetezana sy ny famonoana ny olona milahatra.

4. rush
(
05/07/2007 14:23)
bazylou:ianao aloha no zanaky ny arema hita be vava eto e!sady ianao koa ve dia ho tezaina TIM?
mba misy sahy milaza ve eto fa ireo tanora gasy amin'izao fotoana izao, ny 20 ans et+ , dia tsy nahita ny arema sy deba???
Ary ilay zanak'arema tsy tianareo anie ka zanak'areo ihany ary tamin'ny andron'nyarema izy noteraka!! ary tsy hanana saina hafa izy fa arema no notaizana azy sy ny fiaraha -monina niainany , ka ahoana , atao zanaka tim indray ve ??:wink::wink::wink::wink:
"bazylou":aza mivadikondana rabazylou aaaa!raha teraka t@ andron'ny arema ve ny zaza dia notezaina @ fiara-monina arema?izany ve dia mba mitombona e???ianao izany raha mahazo zaza @ zao TIM izao dia ho lasa fitezaina TIM no hitezainao ny zanakao?
Ary ilay zanak'arema tsy tianareo anie ka zanak'areo ihany ary tamin'ny andron'nyarema izy noteraka!! ary tsy hanana saina hafa izy fa arema no notaizana azy sy ny fiaraha -monina niainany
inona moa no nolazain'ratsiranana?pisodia ianareo mandra-pahafatinareo?ka raha ny TIM ve no eo dia hivadika TIM ny fiaraha-moninareo dia ho tezaina @ io izy?izany ve tsy ilay atao hoe mpamadika?
6. bazylou
(
05/07/2007 22:42)
BOn, eekena mba tsy ifandirana e, ny zaza amin'izao izany dia zanak'i le8 sy ny tim!!!
Raha izahay hono no ataonareo hoe zanak'alika, ianareo tony izany zanak'inona?? zana-kisoa ve??? sa zana-kandevo mpanompo fatratra!! na koa zanaky ny mpisara-bazana!!:roll::roll:
Raha izahay hono no ataonareo hoe zanak'alika, ianareo tony izany zanak'inona?? zana-kisoa ve??? sa zana-kandevo mpanompo fatratra!! na koa zanaky ny mpisara-bazana!!:roll::roll:
7. kanota
(
06/07/2007 03:43)
Izahay indray aloha dia tsy AREMA ny Raiamandreninay ary tsy TIM koa saingy ny Filoha dia FILOHAN'i MADASIKARA no fahalalanay azy aloha hatramin'izao. Ny vahoaka tsy nilelaka ary tsy nahazo tombontsoa manokana ka tsy tonkony kasihana. Ny AREMA tsy mila miteny fa vola baoritra. Raha nahavita dia milaza saingy specialiste amin'ny fandroahana foko tsy mitovy, fanaovana risoriso, Favoritisme, Nepotisme, mandoro Oniversitia...Ny ratsy rehetra ao amin'ny taranak'Arema. Na ho faty eo aza tsy hisy hanarina an'ialahy eo amin'ny fitondrana ka hoe ARENOA
8. nathie86
(
06/07/2007 06:37)
tsy zanak'alika io tsy zanak'adala fa zana-pokon'olona :lol::lol::lol:
9. Jeankely
(
06/07/2007 06:56)
Reviko ianao ry nathie86 na mety tsy hitovy aza ny tady tokanga amin'ity POLIFIKA ity an. Zanak'i Dadabe fotsiny ka.
10. kanota
(
06/07/2007 09:17)
Ialahy bazylou AREMA no lovan'ialahy ary vazaha ialahy fa tsy raharahanay. Mivoatra foana ny Malagasy rehefa miezaka. Ny fanarahana ny asaratsy no nampiemotra ka asakasak'izay hiany taranak'alika mivoavoa, vavan'amboa
11. kally
(
06/07/2007 16:47)
Ity no arak'ilay hiran'i Samoela hoe [size=13px]"nifanao amboa razana reo!"[/size]:-D:-D
12. kanota
(
09/07/2007 00:50)
hahaha sahala ny mitapy ka ny olona rehetra teraka hono no taizan'Arema. vavan'amboa owaowaowa