sary mihetsika serasera

1. diamondra27 ( 06/07/2007 10:09)
Tiako be le sary mihetsika serasera

hay manana actrices toa izao isika an!
=D=D=D

jereo sary rehetra

tsy le kisarisary tsony 'ty fa tena izy an
2. mandrindra ( 06/07/2007 10:12)
aiza hono no ahitana an'izany??
3. diamondra27 ( 06/07/2007 10:32)
mandrindra: ao @ sary rehetra ao wa jerena
raha vao miditra serasera enao de ery ankavia misy we: sary rehetra de klik de mivoaka ny sary de misy sary mihetsika ao, milay be, original
4. diamondra27 ( 06/07/2007 10:34)
eto re e!

http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary

aseseho fa misy ao
5. mandrindra ( 06/07/2007 13:21)
ahan :lol:
6. ftma ( 06/07/2007 14:35)
mba omeo sopapa ry fasaly sy Aino an mahafinaritra ery ilay izy :wink:
7. Papoose ( 06/07/2007 17:35)
:-D balbine ko aza ko!:-D
8. diamondra27 ( 06/07/2007 17:57)
ftma:

mba omeo sopapa ry fasaly sy Aino an mahafinaritra ery ilay izy :wink:

______________________________


hay ndry koa razandry tia ilay izy?
f'ita wa koa

9. diamondra27 ( 06/07/2007 17:59)
Papoose:

:-D balbine ko aza ko!:-D

____________________

tena épisode vaovao ndray zany an'i balbine 'zany fa andraso jereko we fa mbola tsy nahita za

ftma: adinonjy i mamz

10. hery ( 06/07/2007 18:44)
le an'i stephanie kou milay :-)
11. xxx ( 07/07/2007 08:08)
hery:

le an'i stephanie kou milay :-)
ié tsisy mpanana...:-P


12. diamondra27 ( 07/07/2007 16:25)
fa ny an'iza no misy manana?
13. Papoose ( 09/07/2007 04:52)
diams, i balbine koa omena spapa @ le sarimihetsika fa izy be sary ka!sady sary mila ahetsika @zay oh la la yes ny hafatra tiany ambara!=))
14. ikaretsaka ( 09/07/2007 18:26)
enha anie ka tsy hisy hanao koa eo hoe visa a ..
dia sarimihetsika manao akanjo dia tsy manao akanjo!
15. Papoose ( 10/07/2007 01:05)
dia manjary blocken'ny administratera ko!raha manao bikini mety mbola ekeny ihany!:lol:
16. diamondra27 ( 17/07/2007 05:36)
ika: hahaha :-D:-D:-D

papoose: de aona kosa zany tsy mba hijery film ve?
Aleo bikini ihany zany jerena e!

hay ve ramuscle koa manao sary mihetsika e!

samy mahita style daholo nareo ireto fa tsy misy manome sopapa



aino, fasaly, mamz: allo allo! mbola miandry hono ho an'izay afaka mampianatra ô!
:-*:-*:-*

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1506