Ny vahoaka sa "vetsoko" TIM niala no tena mpisolelaka
1. Jeankely
(
06/07/2007 01:05)
Somary nijanona tsy nazoto nanoratra aho satria mba tonga saina amin'ny hanatry ny akama ary mahita koa fa "discussion stérile" ka aleo miala. Kanefa dia averimberin'i"vetsoko" hatrana ny solon'anarako.
1-Izaho tsy mbola nanao antoko hatramin'ny niainako ka asa na ny TIM niala no avy nilelaka ary sendra kakana ka nahazo mangidy na ny hafa tsy anaty antoko?
2-Tsy mbola niteny aho fa tafita i Madagasikara saingy nilaza aho fa mila miasa tokoa ny tsirairay ary ny "Secteur Privé" no tena nampandroso haingana ireo any amin'ny voalaza "Dragon du Sud" fa tsy ny fanjakana izay hidoikan'i vetsoko fa ny President no mahatonga ny fahantrana.
3-Nandray ohatra ny President any Portugal i vetsoko dia miombonkevitra amin'ny namana aho satria ohatra mifandaka raha ny tantara sy ny zava-bitan'i Madagasikara mioatra @'i Portugal. Raha nandray an'i "Singapore" izay nahazo fahaleovantena t@ 1965 ianao izay tafititra amin'ireo voalazako etsy ambony dia mety arahina.
Koa iza no mpisolelaka ry vetsoko: ny vahoaka izay tsy manana antoko ary notaritinao hifidy ny TIM taminao TIM nahafatrapo sa ianao niala avy ao?
Aminay dia ianao no nilelaka saingy tsy nahazo ny mamy dia nipitika ary mimenomenona fa TIM NIALA eeee TIM AFAKA eeee.
Iza no tena adala?

répondu par kanota le 12/07/2007 04:26
2. kanota
(
06/07/2007 01:46)
Mazava ho azy fa ny "TIM NIALA eeee TIM AFAKA eeee." arak'io ambony io no tena avy nilelaka ka ny olona indray no lazainy mpilelaka fitombenana. Nanahoana ny fitsakotsakoana ny kankana nangidy nolelafinao tao amin'ny TIM nialanao ry vetsoko ooo? AREMA mila mangina
3. xxx
(
06/07/2007 05:55)
jeankelyloha sy kanotay mitovy @ foza, miaraka ao daholo ny loha sy ny sisa.
F'angaha tsy mba mandinika vao miteny ? Zone franche ve hampandoso an'i Madagasikara ? Sa ny fanaovana antsirambina ny volampanjakana sy ny fond avy any ivelany ?

4. ranitse
(
06/07/2007 05:55)
Izy no efa zatra mpilelaka ary nihevitra ny ahazobe tao amin'ny TIM kay tsy nahita fa nilelaka "Gilette". Izao tataka ny lelany ka mimamama hoe TIM niala TIM niala. Tsenain'i bazylou sy zazalata ary tezitra nefa tondroiny molotra i TIM niala.
5. kanota
(
06/07/2007 06:00)
Lazao koa fa taorian'ny 2002 vao nisy ny Zone Franche ry donto miafina xxx? Io no fantatry ny AREMA ampidirana mpiasa betsaka t@ fiton'androny. Pahana angaha tsy mijery ny fotoana nanombohan'ny ZF. TIM niala ary niafina vetsoko sy ny AREMA no tena rangoro fototry ny olana rehetra ary tsy mila miteny intsony.
6. xxx
(
06/07/2007 06:05)
Efa lazaiko foana hoe mandinika vao miteny. Fa inona no secteur privée lazain'ny FOZA ? ireo zone be dé bé eto ? Dragon du sud aho é dragon du sud. F'angah ny prezida any mitovy @ aty ?
7. nathie86
(
06/07/2007 06:46)
ty xxx ty ra mba anaratsy olona ^tr'zao fa enao io ngaz tampo_pahaizana
8. Jeankely
(
06/07/2007 06:53)
Allo "nathie86" an! Hitako tampoka ilay solon'anarana dia OK e. Akama milay ianao ry nathie86 a. Forcendry zalahy ho mpisolelaka ny TIM ny olona rehefa mba tsy tia korontana. Fiemorana foana no hita avy eo izy indray no milaza hoe tsisy fivoarana. Izay vita zero na dorana dia inona no azo raisina.
10. xxx
(
06/07/2007 07:14)
Tsy hoe tampony ny fahaizana fa ny kely noratovina no ampiasaina ry nathie86 à ! Ary tsy manaratsy fa milaza ny haratsiany. f'angah dé ny tsara ihany no atao holazaina ?
11. Jeankely
(
06/07/2007 07:32)
Ianao koa aloha xxx tsy reviko noho i nathie86 eee=))=))=))=)).Ny tsara ihany no hitako any @ nathie86 kano=))=))
12. kanota
(
06/07/2007 09:13)
Tena ry tezitra no tena tsy izy a. Eo tena no mitady mpandika teny eo. Rehfa tsi mitanisa ny Dadabe Tsak tsak zato arivo dia mody manao xxx. Ny AREMA mila mangina fa tsy alehany firy taona maro izay nefa tsy namokatra.
13. nathie86
(
06/07/2007 13:04)
i xxx an, miteny ny faharatsiana v io
Merci jean an:)
jeankelyloha, kanotayzao v d oe milaza ny faharatsiana. Manaratsy zao @ko
Merci jean an:)
14. vetsoko
(
06/07/2007 14:02)
tsy azoko le reaaa hoe "mpisolelaka"
atsaharo le resaka secteur privé fa manjary miteniteny foana ise!efa nisy nahatsikaritra mantsy e iz eo aloha eo dia tsy ampiako ,sombiny kely fotsiny,kely an no homeko:,ny filoha ra8 no midomine ny secteur privé ao an-tanana(tiko ets....)fantatrao kosa angamba izany a!saingy tsy nandroso haingana araka ny voalazanao i dago niha-nahantra aza hoa!saingy tsy tantin'ialahy isany moa izany nefa réalité isan'andro
dia aza valiana @ resaka oe AREMA ohatra raha mety

15. Kota
(
06/07/2007 17:44)
vetsoko:

Ahoana aloha ilay hoe mi-domine ? plus de 50% ny secteur privé azy daholo?
Fa izao aloha e ! manaiky ve aloha ianao fa efa nanana Ra8 talohan'ny naha filoha azy e ? manambola Ra8 fa tsy vao izao. Ny azy ny volany tsy afeniny na ampitomboiny any suisse na tahaka izany fa ampiasainy ao madagasikara ! sao dia tokony hanao investissement any an-tany hafa aza izy !!! omenao tsiny ve izany izy raha mieritreritra izay hampitomboany ny volany ao Madagasikara ?
Ianao moa tsy mety milaza ny nidiranao sy nialanao tim ka tsy hita hoe aiza no tena tinao ahatongavana fa efa mahafantatra daholo hoa hoe mahantra i madagasikara !!!izaho tsy hiteny hoe arema ianao dia lazao hoe inona àry no tokony hataon-dRa8 fa tsy hainy ? zavatra azo lazaina izany fa tsy secret araka ny namalianao ahy tamin'ny lohahevitra hafa !
16. kanota
(
07/07/2007 05:07)
Mazavabe io fa miteniteny foana ireo ary tsy mahita ny aty Mada. NY ronono mandry izao ny avy ivelany no mora ary io no vidin'ny olona nefa lazainy fa tsisy afatsy ny Produit TIKO. Mpamahandalitra. Izay no mahatonga ny hoe zanak'Arema mila mandraitra vava. Na hainao ry vetsoko ny Filoha inona moa no hidiranay amin'izany. Ianao no mahay azy araka ny teninao ary niaraka sy nilelaka azy ka aza gaga raha nilelaka t.. misy kakana. Koa aza ny olona no lazaina mpisolelaka.
17. tsoraka
(
08/07/2007 05:39)
Vetsoko tia ho vedette amin'ilay hoe TIM niala eee. Malaza be angaha raha TIM niala ry vetsoko? Sady mahay tsara ny fahazana sy ny toetran'ny President fa zanak'antrano nandositra hono radada vetsoko hahahahaha=))=))=))
18. vetsoko
(
09/07/2007 17:17)
tena tsy raharan'ireto mihintsy le fahantrana k'le!sady aminareo tsy responsablen'ny fahantrana ny mpitondra!!!!! ity le atao hoe fanohanana anjambany,fanatisme 100% ,marina e!
Za no manontany ery ambony hoe tsy azoko le resaka hoe mpisolelaka nefa za ndray no valian'i kanota hoe milaza ny olona ho mpisolelaka??????!!!!:?::?:
omenao tsiny ve izany izy raha mieritreritra izay hampitomboany ny volany ao Madagasikara ?
Hoy i kota:
" omenao tsiny ve izany izy raha mieritreritra izay hampitomboany ny volany ao Madagasikara ? "
f'angaha heverinao mampandroso firenena izany ??!!dia miara mahita isika fa miha-mitombo tokoa ny volany ao madagasikara,satria izy no investisseur sady légalisateur,tsy mandoha hetra izy satria mahazo amnistie fiscal,tsy nampidi-bola ho an'ny fanjakana ny fisian'ny sociétény be dia be satria nanao détaxation izy pendant deux ans Fantatrao ve ohatra fa tsy manana fidiram-bola hafa tsy ny taxes sy impots ny fanjakana malagasy????dia io vola azo avy @ taxe sy impots io no ampiodinana ny machine admnistrative:tous les ministères miaraka @ branche par régions, karaman'ny fonctionnaires,jiro sy rano @ établismentm-panjakana manerana ny nosy,hi-financierna ny projetm-panjakana sasany,ny assemblé national(députés)ny sénat,ny presidence ,ny magistratures ,ny entretient ny infrastructures d'états rehetra(batiments publique,lalana,machine à écrire ets...sy ny sisa tsy voatanisa;dia aminao ve mesure mety ny détaxation en plus pendant deux ans:?: nefa isika tsy manana société d'états ohatran'ny taloha intsony(sotema...)hampidi-bola ,SAINGY nataony ihany ny détaxation satria ny sociétény ary ny sociétény irery ihany no mahazo tombotsoa t@ ilay izy dia mampitombo ny volany araka ny voalazanao tokoa izy,plein pouvoir ts'inona ,nisy niteny izy t@ izany hoe dangereux ity mesure raisinao ity dia nigadra moa le olona izay ,novonoiny daholo ny société adversesny dia lasa izy no actionnaires priincipal @ secteur économique maro dia maro,fantatrao angamba izany,sombiny ihany izany lazaiko izany ry se fa mba diniho ihany,raha ohatra moa hoy nareo hoe mety izany dia ts'koi,za tsy haniratsira

19. kanota
(
10/07/2007 08:39)
Izaho manamafy fa lainga izany lasa TIKO daholo izany ny sehatra matanjaka @ rehetra. Ny resaka "Tax" dia azo hitarina betsaka io ry vetsoko miseho mahay. Milaza TIM niala ary mahalala tsara ny President ianao ka mino aho fa tsy nahazo Poste Ministre angamba no nialanao tao. Ianao anefa dia tsy alehany ary tsisy ilaina anao. Mbola aiza no hiafaran'io membre @ SADC sy ny WTO io raha araka ny fahalalan'i manampahaizana ny resaka hetra "tax" izany? Mba valio? Ianao no nilaza fa milelaka fitombenan'ny .... ny sasany fa inona no mahasamihafa ny vody sy fitombenana?=))=))
20. vetsoko
(
11/07/2007 09:28)
tsy misy azon'i kanota le kozy nazavaiko dia aleony maniratsira ,AMBANY BE E!
marina io voalazako etsy ambony io na hiodin-kavia ianao na hiodikavanana,saingy ny anao moa fanohanana anjambany no asanao eto dia rehefa tsy mahita fanazavana dia manompa sy mampiseho valeur
tsy mamaly intsony za rehefa ianao no mamaly fa manjary miara-mihidina aminao za