Ny vahoaka sa "vetsoko" TIM niala no tena mpisolelaka

21. Jeankely ( 11/07/2007 11:22)
Izany no analyse ambany ka aninona ianao. Maninona tsy hazavaina io resaka SADC sy WTO fa modiana miodina. Misy tax be dia be ho hanina izany sa ahoana? Ambony e ambony eee, TIM niala aho e, mahay tsara ny President-ny Malagasy aho e, tsy izy io e. Izany tsy milaza ianao fa mahay sy izy sa ahoana? Tsy milaza ny valeur-nao ianao rehefa miteny ny President ho vendrana sa inona?
22. kanota ( 12/07/2007 04:26)
Fandrosoana tsy mila vetsovetso ry leiry e. Kanota no sahaza azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556