Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela aho!
1. niryna
(
06/07/2007 06:21)
Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela ny fahavaloko aho(na ny olona manana ady amiko,na ny namana nivadika tamiko,na ny olona nandratra ny foko,na ny hafa nanao toetra tsy zaka,sns):cry:
..Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo,dia mba hamela ny anareo koa ny Rainareo izay any an-danitra. Mat 6:14:roll::D
Ary raha mitsangana mivavaka hianareo,ka misy olona ananareo alahelo,dia mamela ny helony,mba havelan'ny Rainareo izay any an-danitra koa ny helokareo Marka 11:25-26.:cry::roll::P
Ahoana ny hevitrao? Tsy ho voavelan'Atra izany ny heloka raha tsy mamela ny hafa na mangataka famelan-keloka avy any amin'ny hafa aloha.:(
(l)niryna

répondu par tslem le 20/07/2007 08:59
2. Rafotsy
(
06/07/2007 07:27)
Inona kay no hevitra tadiavinao ho tokony hananany kristiana ?
Io no lalàna voasoratra ao anatiny Baiboly natsangan'Andriamanitra , ary tsy misy adi varotra !

3. majesty
(
06/07/2007 07:33)
hoy ny vavaka nampianarin'ny Tompo hoe "...Mamélà ny helokay tahaka ny amélanay izay nanao ratsy taminay..."
dia anjaran'i niryna ny mamakafaka :D
dia anjaran'i niryna ny mamakafaka :D
4. tslem
(
06/07/2007 07:37)
te hampiteniteny foana olona indray angamba niryna zany :roll:
marina dia marina fa tsy misy tohiny akory hoe ary Izy dia tsy hamela ny helokareo intsony mandrakizay
ô ry niryna a! Andriamanitra dia be famindram-po ary tsy misy izay mahalala izay ho tanterahiny @ tsirairay @ ora farany
niryna:
..Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo,dia mba hamela ny anareo koa ny Rainareo izay any an-danitra. Mat 6:14
Ary raha mitsangana mivavaka hianareo,ka misy olona ananareo alahelo,dia mamela ny helony,mba havelan'ny Rainareo izay any an-danitra koa ny helokareo Marka 11:25-26
marina dia marina fa tsy misy tohiny akory hoe ary Izy dia tsy hamela ny helokareo intsony mandrakizay
ô ry niryna a! Andriamanitra dia be famindram-po ary tsy misy izay mahalala izay ho tanterahiny @ tsirairay @ ora farany
5. nathie86
(
06/07/2007 07:44)
zany oe manao ratsy aloha zany d mivavaka b refa avy eo d afaka d ôtr'zay fôna:lol::lol::lol::lol:
6. tslem
(
06/07/2007 07:48)
nathie86 >>>an,an,an kosa e, ianao kosa ve dia tsy mba hihezaka hanohitra ny fankam-panahy raha mbola azo ialàna e,ny ety an-tany anie fitsapàna e!
8. rush
(
06/07/2007 09:18)
tslem:mahagaga tokoa a!fa @ fomba ahoana moa no hamelan'ny Ray anao raniryna raha tsy mahay mamela ianao e?hatomboka @ fanekena ny fahadisoanao aloha e!
te hampiteniteny foana olona indray angamba niryna zany :roll:
9. karinah
(
06/07/2007 10:36)
ny Ray mamela heloka mandrankariva, na inona hataontsika zanany ,efa napetrany tamin'ny "safidy" izany rehetra izany, dia na hisafidy hanao ny ratsy na ny tsara, ..rehefa mahatsapa tena kosa isika zanany dia mamela foan ny Ray.
10. xxx
(
06/07/2007 11:30)
Marina izany ry Karinah; i JESOSY no niteny hoe raha mamela hianareo dia mba havela koa ny helokareo; izany hoe raha mamela heloka i Karinah dia avelany koa ny an'i Karinah na inona na inona rehefa mahatsapa i Karinah ka mangataka famelana. Fa raha tsy mamela ny hafa i Toi dia hovaliana izay nataon'i Toi na dia hatramin'ny 1 ariary aza.:!::!:
Tandremo fotsiny sao mamitaka ny tena, ka tsy manaraka io fampianaran'i Kristy io, na mihevitra zavatra hafa ankoatran'io fa mazava tsara io an!.

11. hantajoasy
(
06/07/2007 12:53)
tsy haiko r'eto fa tena manana olana @ fianankaviana aho ny rahavaviko mintsy no miteraka problème ho an'ny rehetra , fa raha ho lazaiko anareo eto ny fahotana mahafaty vitany de hoy nareo hoe tsara hoazy ny faizina , mpanelanelana azy mirahavavy zokiko aho nefa tena lasa zaho avy no miasa saina ,de vao avy nandamina aho zao no nahita an'ity karajia ity hoe "mamela ny heloky ny namanao eny na dia ny fahvalonao aza"
12. ikaretsaka
(
06/07/2007 14:09)
rehefa avy nitsoka i Jesoa ka nametraka ny fanahy masina t@ apostoly dia hoy izy " Raiso ny fanahy masina, izay tazominareo dia voatazona ary izay avelanareo dia voavela"
dia raha mijery ny tantara isika dia ireo olona rehetra nolazain'ny Tompo fa voavela heloka dia ireo namela ny eloka sy/na nihaiky ny hadisoany!

13. karinah
(
06/07/2007 14:48)
xxx::^):^):^) izay nolazaiko ihany no naverinao fa nataonao version hafa fotsony!^:^
Marina izany ry Karinah; i JESOSY no niteny hoe raha mamela hianareo dia mba havela koa ny helokareo; izany hoe raha mamela heloka i Karinah dia avelany koa ny an'i Karinah na inona na inona rehefa mahatsapa i Karinah ka mangataka famelana. Fa raha tsy mamela ny hafa i Toi dia hovaliana izay nataon'i Toi na dia hatramin'ny 1 ariary aza.:!::!:
Tandremo fotsiny sao mamitaka ny tena, ka tsy manaraka io fampianaran'i Kristy io, na mihevitra zavatra hafa ankoatran'io fa mazava tsara io an!.
14. xxx
(
06/07/2007 16:47)
ny helokao izany tsy avela rehefa tsy mamela ny hafa ianao! Tsotra, a velao ny hafga dia ho voavela ny- helokao!
15. xxx
(
06/07/2007 17:11)
niryna:
Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela ny fahavaloko aho(na ny olona manana ady amiko,na ny namana nivadika tamiko,na ny olona nandratra ny foko,na ny hafa nanao toetra tsy zaka,sns):cry:
..Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo,dia mba hamela ny anareo koa ny Rainareo izay any an-danitra. Mat 6:14:roll::D
Ary raha mitsangana mivavaka hianareo,ka misy olona ananareo alahelo,dia mamela ny helony,mba havelan'ny Rainareo izay any an-danitra koa ny helokareo Marka 11:25-26.:cry::roll::P
Ahoana ny hevitrao? Tsy ho voavelan'Atra izany ny heloka raha tsy mamela ny hafa na mangataka famelan-keloka avy any amin'ny hafa aloha.:(
(l)niryna
18. marozevo
(
06/07/2007 17:55)
Raha miara-maty amin'i Kristy isika
dia hiara-belona aminy koa.
Raha miaraka aminy miari-pijaliana
Dia hiaraka aminy hanjaka tokoa
Raha mandà Azy kosa isika
Laviny koa anatrehan'ny Ray.
Na mivadika aminy aza isika
Izy tsy mivadika mandrakizay.
Nalaina tao amin'ny boky Ankalazao ny Tompo, p 1023.

19. karinah
(
06/07/2007 18:07)
Marozevo: hanolo-tena tahaka ny nataon'i Kristy koa ve izany isika vao hahazo fiainana m/zay:?::roll:
20. marozevo
(
06/07/2007 18:14)
ie.... amin'ny fomba hafa mety hiseho amin'izao fotoana izao... Ohatra, Zatra mivavaka ianao sy ny fianakavianao rehefa hisakafo any an-tranonao. Miditra resto indray, tsy misy mivavaka hisakafo izany ny olona ao... Hivavaka ianao ve ? sahiran-tsaina sy sahiran-kevitra.... ohatra ihany io....
Ohatra hafa : Maro ny mpandrabiraby ny mpivavaka ankehitriny, indrindra amin'ireny firenena milaza ho "laïcs" ireny (France ohatra). Sahintsika ve ny mijoro amin'ny atao sy ny oha-piainana fa mbola misy Kristianina marina tokoa ao amin'io Firenena io....