Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fatritra, milahatra araka ny daty
fatritra ( 21/05/2009 09:29)
Mba ampio zay mahalala e
Salu doly, mba mila fanampiana arak'hevitra e. Aiza no toerana tokony antoniko fa mila ny mombamomba olona iray, mpampianatra izy io ary fantatro ny anarany.Sa na mandeha amin'ireny birao ny resaka fa... tohiny
fatritra ( 07/02/2009 18:54)
Garde veine
Salama e, Fa hono wa re olona, inona no tena hevitry ny " garde veine ", zany hoe ny asany am olona tsy salama. Serum izy io. misaotra e... tohiny
novalian'i elyzo ny 06/03/2009 07:14
fatritra ( 03/02/2009 11:18)
Hopital Andranomadio Antsirabe
Manahoana daholo, Mba manana fanontaniana e, fa inona avy kay ny aretina mety tsaboina ao amin'io hopital io. Henonay fa tsara ny fitsaboina ao, ny olona rehetra ve afaka mankao mivantana sa tsy mai... tohiny
fatritra ( 05/07/2007 09:50)
Piano
Manahoana, Misy afaka mandefa note de musique amiko ve. Za de olona vao haingana no nianatra ary nianatra tena fa tsy nisy mpampianatra akory, nefa very ny boky mba teo amiko ka izay no ilako fanamp... tohiny
novalian'i lapino ny 07/07/2007 08:23
fatritra ( 02/07/2007 06:35)
radio vatican
Salut! Misy mahalala ny site n'ny radio vatican ve o? Mba te-hahafantatra ny tenako, misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 19:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0101