Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dolbia ( 09/07/2007 07:19)
Zaho matoky tenako (Clo Mahajanga)
Mr Clo M., mba azonao omena ahy ve ny tonon'io hira io ? misaotra tompoko... tohiny
novalian'i Bditra ny 23/07/2007 14:39
ratojos ( 09/07/2007 07:12)
jtm
iny misy vehivavy tsisy ankanjo mibridana eo an dalana... tohiny
biz ( 09/07/2007 06:37)
RFF:Nefa ianao indray
mba saika angataka io hiran ru zareo rff ry reto a! misaotra betsaka;le hirany hoe :NEFA IANAO INDRAY BIZOU BE!(l)... tohiny
ari.malala ( 09/07/2007 06:19)
Rehefa mamonjy lamesa
Isika dia mahalala fa ny LAmesa dia miantomboka @ antsa fanombohana ka miafara @ antsa fanirahana (hoan'ny katolika io teneniko io a!) samy mahalal aiany koa isika fa ny Tenin'Andriamanitra sy ny Tena... tohiny
majesty ( 09/07/2007 06:01)
HUNZA
Foko anankiray eny akaikin'i Pakistan iny no misy azy,karazan'irony finoana Musulman Ismaëlite irony ny finoana arahan'izy ireo,ny tena mampiavaka azy ireo dia ny salam-pahavelomana ao @-ndry zareo d... tohiny
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 22:30
Jeankely ( 09/07/2007 01:02)
Maka lesona sa ahitana olana ny fanaovana sipa mialoha fanam
Mivezivezy eto ny hoe "Grand Amour", "Fitiavana voalohany" sns. Rehefa manambady dia voalaza fa ireo tsy nanao sipa tsy ampy traikefa na "experience" ka ao antokatrano vao tady hisary adala. Ny sasany... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/07/2007 13:40
bazylou ( 08/07/2007 23:14)
zara raha naharesy
http://www.rugbyinternational.net/ ny maki ... tohiny
novalian'i totty ny 09/08/2007 15:57
melody ( 08/07/2007 16:51)
ventson'ny selibatera
mba nijery tao @ tononkira ihany aho fa tsy nahita ka mba mitady io tononkira io izay manana o, misaotra betsaka :-*... tohiny
novalian'i Belami ny 21/04/2008 18:28
melody ( 08/07/2007 14:14)
Bodo sy Njakatiana
mba mitady ny tonon-kirandry zareo izay manana, ilay hira hoe RESY, misaotra betsaka.:-*... tohiny
novalian'i cutie ny 11/07/2007 22:17
xxx ( 08/07/2007 13:57)
Betao ny fandrianao
http://fr.news.yahoo.com/rtrs/20070707/tod-finlande-portage-depouse-cb1d00a.html :D... tohiny
naughtyboy ( 08/07/2007 13:52)
ho an'zay makafy Ray charles..
mahavarina toko ny tantarany lery sy ny mozikany ra samy artista ary ty misy version hafa le hira akafiziko hirainy alicia keys +jamie foxx "georgia on my mind" reveo manjahttp://www.youtube.com/wat... tohiny
novalian'i ratonga ny 09/07/2007 15:01
xxx ( 08/07/2007 13:15)
Mitomany i Lafrantsa
25 jolay 2005 : nitsidika an'i Madagasikara i J.Chirac tamin'izay. Nangingina ny fahitalavitra frantsay tamin'izay, fa [u]nifona[/u] manko i Chirac noho ny tamin'ny fanjanahan-tany. Tamin'io fotoan... tohiny
diamondra27 ( 08/07/2007 09:58)
tour de france
tena mba nankasitraka sy nahafinaritra ahy le idée we atao any londres ny départ tour de france ny commentaire momba ity tour de france ity koa; sady mba nahita an-tsary mihetsika le tour bridge, ... tohiny
novalian'i vale ny 09/07/2007 16:48
Jeankely ( 08/07/2007 07:44)
Andron'ny fianteherana @ fanjakana ve izao?
Dia tena jendana ny tena raha olona nandrato fianarana andafy na mipetraka andafy no manabosesika antsain'ny olona ny hiandry sy hanantena ny Fanjakana. Asa inona loatra no mijery amindreo na andafy a... tohiny
novalian'i kanota ny 14/07/2007 02:54
tsoraka ( 08/07/2007 05:45)
Nivadika Politika SESIKIDORO hono i bazylou
Rehefa tsy manao copy and paste dia mikorontana bazylou mitady hamelezana ny Malagasy. Mikorontana fa SESIKIDORO. Izay koa anaran'ilay bazylou SESIKIDORO oooo=))=))=))... tohiny
novalian'i kanota ny 10/07/2007 08:26
xxx ( 07/07/2007 23:53)
Fascination
Sao dia mba misy afaka manome ny tonon'ilay hiran'i Fascination misy hoe : [i]Ndao fa hoentiko any ianao, hijery ilay tanànanay ... Tsy maintsy tongako any ianao fa efa izay no tanjoko Ilay tra... tohiny
novalian'i cutie ny 12/07/2007 23:53
bazylou ( 07/07/2007 22:44)
cuisine sans frais
""" les etudiants de Vontovorona créeraient toutes ces nusances sur la rn1, au nom droit d'étudier, . Encore une fois , tout est mis sur le dos du delestage, sauf qu'un communiqué officiel de la ji... tohiny
bazylou ( 07/07/2007 22:27)
any madagasikara di amisy
an'izanyhoe , sady note administratif no decret no loi !!! mahatalanjona an!!:roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i bazylou ny 12/07/2007 00:58
bazylou ( 07/07/2007 22:10)
MEGALOMANIE
*Izany izao no azo hanafohezan fohy sy mazava an'ilay 8 io!! Mahazo amnistie rehefa aoa anatin'ny club. Ary tadiaviny ho azy daholo na ny alika na ny kisoa. Ny an'ilay pety rakotoniana aza moa ,di... tohiny
maholykely ( 07/07/2007 18:51)
hifika n°12
mba afaka jerena eto ve kay le film hifika n° 12 ... tohiny
novalian'i sympa ny 09/07/2007 14:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3438