Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jijaman
(
13/07/2007 10:21)
Jeux des îles à Madagascar
Ahoana ny fanomanana ny jeux des îles eto @tsika ty eh
na ny mpilalao na ny kianja
Toa mbola goragora be ihany le izy koh.Aiza mbola tsy mivoka daholo ny fandaharam-potoanan'ny lalao rehetra
...
tohiny
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:36
xxx
(
13/07/2007 09:29)
Naninona i Segolene no tsy lany
http://www.dailymotion.com/video/x1dnbp_segolene-royal-parle-allemand
:D...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 19/07/2007 09:04
fillemada
(
13/07/2007 09:20)
ny fiainany tanora ankehitriny
Misy tanora tena mievitra oe tsara ny zavatra ataony nefa tena tsy mety!Aoana no fomba anampiana azy ireo?...
tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:26
niryna
(
13/07/2007 08:27)
Inona no mitranga rehefa maty ny olona?
Ny lainga nataon'i Satana voalohany indrindra tamin'i Eva dia ny hoe "tsy ho faty ianao"(Gen 3:4)
Vovo-tany no namoroanan'i Jehovah Atra ny olona ,ary nofofoniny fofoanaina mahavelona ny vavorony ;di...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 00:45
dragon2madagascar
(
13/07/2007 07:58)
film momban'ny gasy
salama e!
Ho an'izay tsy mbola nahita, topazo maso ito rohy ito izahy ahitanao oronan-tsary 53 minitra mikasika an'ny malagasy: http://www.dailymotion.com/relevance/search/j%27irai+madagascar/video/x...
tohiny
novalian'i Nickovy ny 05/08/2007 06:49
kanota
(
13/07/2007 07:03)
Iza ilay nilaza reraka tsy nahafaty baolina?
baolina politika hono no lalaovina. Ka iza ary ilay reraka mivazavaza nefa tsy mampiditra but ny akamany ooo? Manomboka @ renintsoratra?...
tohiny
novalian'i kanota ny 15/07/2007 05:01
tsoraka
(
13/07/2007 06:51)
Fa iza no faly amin'ny Zanak'Arema
Anay vozaky amin' Zanak'Arema. Avy nangorona sy nanao rapadango ny fananan'i Madagasikara avy eo mitsikera tsy misy vokany. Inona no vtanao ary tonganao taiza i Madagasikara fa tsy ianao no faly miant...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 17/07/2007 08:52
kanota
(
13/07/2007 02:15)
Tsy ny tampidalakaleha ve no voazanaka ara-tsaina-bazylou io
Milaza ny sasany voazanaka aratsaina nefa tsy makaizany zanak'Arema. Mitady ny olona hanampy azy satria tsy mahavita inoninona. Tampidalakaleha koa aiza no tsy ho fanina. Vavan'amboa mivoavoa=))=))sis...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 02:11
Jeankely
(
13/07/2007 01:31)
Mandrerakabe ny mpamorona olana tsisy vahaolana
Omena ny olana nefa tsisy vahaolana fa mijanona ho olana ka inona no dikany. Zero manatody tsy mahafaty baolina fa mivezivezy manerana ny kianja ary hiomehezan'ny mpijery...
tohiny
novalian'i kanota ny 14/07/2007 02:48
bazylou
(
12/07/2007 23:29)
mandreraka beny miady hevitra
=))=))amin'ny olona voazanaka ara-tsaina ka tsy mahita hafa tsy ny izao tim mpiady antrano lava izao!!Be zity amin'ny halatra ataoamin'ny hafa fotsiny nef atsy alehany , tsy matanty fifaninanana akory...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 04:48
sitlo
(
12/07/2007 20:35)
AmbondronA
Tsy hitako mihitsy izay itiavan'ny olona an'ireo. Lany olomanga ve ny malagasy ka izao mpaka tahaka rehetra izao dia andihizana daholo? :-w Amiko aloha ireny dia tsy artista mihitsy eh.
Sora-jandiana...
tohiny
novalian'i sitlo ny 30/07/2007 14:14
cheila
(
12/07/2007 16:37)
mangataka tononkira
sao mba misy afaka manome ny tononkira hoe:
1)velomy aho (choralie IX Melun)
2) O ry velona tsarovy ( Chorale ny Antema)
dé misaotra!...
tohiny
nimihasou
(
12/07/2007 13:58)
banja malalaka
mba mangataka ny tononkiran'ny Mily Clement"banja malalaka" !!!!misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i geely ny 12/07/2007 14:54
xxx
(
12/07/2007 13:27)
ANGATAKA HIRA
Tsy fantatra ny mpihira sy ny lohatenin'ilay hira fa misy oe "na samy tia aza izahay, dia toa tsy anjaranay, ny hiara-dia ho doria,amin'ity fiaianana ity"
Misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i nirimamy ny 12/07/2007 15:56
xxx
(
12/07/2007 13:24)
Akoho sy mananasy
Ahoana kay no fikarakarana azy?
Nofony mena fotsiny no misy (fen'akoho) fa tsy akoho manontolo ...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:22
kallie
(
12/07/2007 12:35)
enceinte ou pas
kikou dôly, tara 2 j ny rrr, malemilemy b fôna, mora reraka b, tsy mahatanty tabataba, fanina refa any am supermarché fa mafana be....
Tsy aiko na ny saina na tena izy, possible ve oe psychologiqu...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 31/07/2007 10:29
madagasikara
(
12/07/2007 09:38)
tel telma
Salut!
Raha ohatra ka mitondra tel fixe (appareil no tiko lazaina an)avy aty ivelany mankany dago ka tsy mankany amin'ny poste hanao reny installation be toy ny taloha ireny rehefa hampiditra ligne d...
tohiny
novalian'i miarina ny 12/07/2007 12:38
havanan
(
12/07/2007 09:30)
mikoty ...
manahoana,
fa hono ho'aho e: inona no dikan'ny hoe mikoty? Le miteny hoe : tiko enao sa andao anao?
Nisy tantara henoko manko hoe le sipa hono no nikoty le lehilahy. Ka liana ny te-hahalala ny amin'...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 10/08/2007 07:50
simplex
(
12/07/2007 09:02)
Tsy mande
any @ namana (tsikera @ sary) sy ao @ rvg ilay smiley :b
misaotra mialoha ^:^...
tohiny
novalian'i hery ny 12/07/2007 13:00
ktsif
(
12/07/2007 09:00)
Haintso Haintso
tetsy @ Esplanade Analakely
fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasalamana t@ izay. nanao fifaninanana Radio Crochet misoka tra ho an'ny daholobe ny mpikarakara. dia tonga nanantona teo...
tohiny
novalian'i ianao ny 12/07/2007 16:27
