Jeux des îles à Madagascar

1. jijaman ( 13/07/2007 10:21)
Ahoana ny fanomanana ny jeux des îles eto @tsika ty eh
na ny mpilalao na ny kianja
Toa mbola goragora be ihany le izy koh.Aiza mbola tsy mivoka daholo ny fandaharam-potoanan'ny lalao rehetra
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:36
2. bazylou ( 13/07/2007 23:53)
ady gasy io e; brokatera isan'andro!! ny terrain sy ny piste anaovana athletisme aza mbola tsy vita mandrak'ity!!(l)
3. hps ( 16/07/2007 17:25)
tsy hatao ho vitany fanaratsiana ny momba izany fa raha isan'ireo efa Tafa nareo dia tohano ny Tanindrazana,fa aza be resaka sa efa zongo ka manambany ny tany niaviana:evil::evil:
4. princesseN ( 18/07/2007 15:30)
hps:

tsy hatao ho vitany fanaratsiana ny momba izany fa raha isan'ireo efa Tafa nareo dia tohano ny Tanindrazana,fa aza be resaka sa efa zongo ka manambany ny tany niaviana:evil::evil:


tsy reska fanambaniana zany ry hps fa fanairana ny tompon'andrikitra ah!tsy adala nge ny olona ka faly hanaratsy foana akory eh!iaraha-mahita zany alo hatreto,:-@:-@:-@
5. miou ( 26/07/2007 07:36)
zany mihitsy ry princesseN, matoa le izy resahina de mba te hanana ny tsara, fa tsy hohafabaraka lava izao, tsymilay ve oe zay vita gasyde milay eh, fa tsy faly ny hanao zara fa vita lava izao de leo ny ol farany
mba hivereno kely mony tany maurice eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3746