Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hps
(
16/07/2007 17:41)
Tonokira Jeux des ils
Mba mangataka ny hira faneva jeux des ils,indro tafaray,i Njakatiana no namorona azy,ary Nanie no mihira arahin'ireo artista maro,Misaotra mialoha=D=D...
tohiny
novalian'i hps ny 17/07/2007 17:19
vavolombel
(
16/07/2007 17:02)
afaka manao asa soa ve ny demony??
miarahaba ny mpandinika rehetra,
gaga be zaho satria tampoka amiko ilay izy, tena fifanojoan-javatra angamba ny filazana azy na ahoana fa saika hanokatra dinika vaovao manko aho io mikasika ny tromba...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 11/08/2007 14:33
matavy
(
16/07/2007 16:44)
Mba rahoviana
mba mangataka an'io hira io aho fa ilaiko azafady. Misaotra mialoha ! Matavy....
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 17/07/2007 13:29
marvin
(
16/07/2007 14:53)
maninona ny lehilalahy mitombabavy no akahalany olona sasany
satria ve te hanana izany fiainana izany ve izy ireo sa fidiny azy ve no toy izany sa inona no antony e mahasosotra anao ve ny fisiany izy ireny inona nomba torohevitra omenao azy valio e...
tohiny
novalian'i boraingy ny 02/08/2007 10:56
ari.malala
(
16/07/2007 14:44)
fara vady anadahy
Mba inona hoa ny tena hevitr'io oha-pitenenana io fa tsy azoko mintsy e! misaotra mialoha am fanazavana o!...
tohiny
novalian'i princesseN ny 01/08/2007 15:56
khoto
(
16/07/2007 11:24)
Misy aty Italie ve ireto ry M.Hery sy nynamana aty?
M. Hery a:
Mba miangavy raha azonareo hatao ny hanamarinana ho ahy ireto adresy ireto :
[b]REGISTRATION COMMITTEE(OFFICE 1)
Vaile Lucina 1454
Rome-Italy
E-mail : registrationitaly@yahoo.it
At...
tohiny
novalian'i khoto ny 17/07/2007 04:35
Jeankely
(
16/07/2007 11:06)
Fifandraisan'ny vahoaka @ Mpitondra isantokony ankehitriny
Noho ny lesona izay hita sy napetraky ny mpitondra nifanesy dia tsy rototra firy @ tompon'andraikitra isan-tokony ny vahoaka. Ny fandraisan'ny vahoaka izany Politika izany dia zava-dratsy ary resaka f...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 07:56
hery
(
16/07/2007 09:15)
Ny Admin :-)
Sendra hitako nampihomehy tany ho any fotsiny
[img]http://img478.imageshack.us/img478/5775/11343479728272mo7ae3uetl0.gif[/img]...
tohiny
novalian'i dadie ny 28/07/2007 09:14
xxx
(
16/07/2007 08:57)
Dokam-barotra mampme
Inona no dokam-barotra efa hitanao na renao ka nampme ? Atomboko dia tohizo :)
[center]"Nouvel OMO, petit et puissant"
[img]http://www.unilever.be/Images/omo_aap_tcm141-65182.jpg[/img][img]http:/...
tohiny
novalian'i princesseN ny 19/07/2007 08:40
afaka
(
16/07/2007 08:54)
ny tromba
izahay dia miaramonina @ olona mpanompo sampy be le mitaiza tromba sy zananhary be ireny.Hatramin'izay dia tsy mitsahatra manisy fananfody sy mamatotra ny sainay izy ireo .Miheno ny eritreritray satri...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/07/2007 15:08
rasou84
(
16/07/2007 08:03)
Kiady tretrika
mba mangataka io toninkira io azafady....
tohiny
novalian'i princesseN ny 19/07/2007 14:37
rush
(
16/07/2007 06:51)
Famenoana ny mombamomba
miarahaba ny rehetra indray!
mba misy fanontaniana kely ity azafady e!misy namana vao avy nisoratra anarana dia ny olana dia tsy hita mihintsy hoe aiza ho aiza ilay soratra hoe ny momba anao, izany h...
tohiny
novalian'i ropl ny 18/08/2007 15:28
fitiabdb
(
16/07/2007 06:00)
voadona mafy, mila conseils
sali daholo
Zao za vao mba niditra forum gasy fa hitako mahafinaritra ny fifanakalozan-kevitra sady mba mila conseils avy aminareo.
Ny momba ana dia izao: vehivavy mbola tanora, manambady ary vao te...
tohiny
novalian'i reve ny 23/08/2007 05:49
menalamba
(
15/07/2007 21:54)
Fehivavan'alika
Hoan'ny ankama rehetra izay mety somary misy "from" kely @izao andro mafana izao dia ito mba misy torohevotra kely hanalana ilay mivovo bé iny:
-Sasana tsara aloha ireo kopala roa
-Hamainina tsara ...
tohiny
novalian'i menalamba ny 16/07/2007 20:33
niryna
(
15/07/2007 18:13)
Fianarana sy fialam-boly ary fialantsasatra any aminareo!
Miarahaba antsika rehetra indray aho.
Mba mahaliana ahy ny fianarana sy ny fialam-boly ary ny fialantsasatra any amin'izay misy anareo any.Mba afaka mizara amin'ny namana ve ianareo sy ilay toerana ?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 02/08/2007 23:16
bosista
(
15/07/2007 17:30)
fitiavana ve no lohalaharana sa ny fivavahana
manaona daoly!
afaka mivady ve ny olona anakiroa samy hafa finoana ary samy mafana fo? ny ray katolika ny iray jesosy mamonjy oh, ary raha mifankatia be nefa samy mitazona ny azy, azo atao ve ny man...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 01/08/2007 05:29
xxx
(
15/07/2007 12:06)
lehilà
:lol:lasa saina aho fa nahoana kay ny lhl matetika tsy mipetraka manaja vehivavy sa hoe kapay tsy hita fery zareo dia manararaotra,tena grave sa vé eken'ny lhl ko ny vavy ramandé any an-kafa,ny mava...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 09/08/2007 05:57
vavolombel
(
15/07/2007 07:13)
ho an'ny mpanamasina ny lavenona!
miarahaba ny mpandinika rehetra!
zao ny ahy ny fanontaniako: moa fampianarana ara-pivavahana kristianisma marina nampianarin'ny TOMPO ve ny mikasika ny alarobian'ny lavenona? aiza ao amin'ny soratra ...
tohiny
novalian'i piste ny 23/07/2007 22:51
niryna
(
15/07/2007 04:41)
L'independance de la France: 14 Juillet
Miarahaba an'ireo gasy ao France izahay amin'izao fetin'ny fahaleovantena izao.
Ny aty aminay koa dia mankalaza ny fetin'ny frantsay isan-taona ka feno sakafo sy filalaovana ary feno frantsay ny toer...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/07/2007 03:01
Jeankely
(
15/07/2007 02:45)
FMI & BM:Mivadidela i bazylou & consort
Izany tokoa ny hoe izay ahitana hirika dia idirana na mifanohitra amin'ny resaka nataony aza. Jereo fa nilaza mazava i bazylou sy ny namany fa tsy tokony hiantehitra @'ireo FMI sy Banque Mondiale ireo...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 02:03
