Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Zazala
(
21/07/2007 15:24)
Vita hatr'eto ny Fahantrana
Hanomboka ami'zay zao ny fandrosoa, efa tsy hisy tsony ny delestazy satria tratra ny mpanakorontana.
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1258&ART=24316...
tohiny
novalian'i kanota ny 28/07/2007 01:48
rajohn
(
21/07/2007 15:14)
ny tatsambo sy ny ranomasina
Izay manan-kevitra momba ny tatsambo (na ny asa na ny tontolony;na ny ranomasina )na liana ny amin'izany,dia ato no pejy manokana ahitana an'izany.
rajohn...
tohiny
novalian'i princesseN ny 04/08/2007 09:36
boubounezy
(
21/07/2007 14:36)
ina ny tena tinareo sy tsy tinareo
fa ny anah alou dé ny tena tiko mangery poritra(miala tsiny @ lé fitenenana fa tsy aiko ny anazava azy @ fomba hafa) ary ny tena tsy tiko dé ny tara 1sc ndrindra ra wé zavatra tena important b ren...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 24/07/2007 11:31
deric
(
21/07/2007 11:05)
sekta
:^)Hitako eo amin'ny soratry ny sasany miady hevitra eto amin'ny serasera ry namana ny filazan'ny sasany an'ireo fiangonana hafa hoe "sekta".
Fa ny iza moa kay no sekta, na manao ahoana no sekta ary ...
tohiny
novalian'i deric ny 24/08/2007 13:19
xxx
(
21/07/2007 08:22)
mifidy namana sy ny sary
Hono ho aho, misy fanontaniana manitikitika kely ahy ity, voalohany aloha dia izao: raha ohatra ka misy namana [b]a[/b] mifidy namana an'i [b]b[/b] dia mazava ho azy fa hitan'i [b]b[/b] ny sarin'i [b]...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 30/07/2007 07:06
xxx
(
21/07/2007 07:01)
Arahabaina Tratry ny fetim-pirenena ny any Belgique
Miarahaba ny ankizy any Belgique tratry ny fety androany. Hiraraka ny labiera sy ny frites ary ny chocolats.:-*...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/07/2007 18:56
Jeankely
(
21/07/2007 02:56)
Miteny Parantsay na milaza tsy Hiasa ny ELITA Tezitra andafy
Izao no manampahaizana sasany lasa andafy. Na mirehoka sy manazava amin'ny teny Pararantsay mipoapoaka ho vakian'ny Frantsay na milaza tsy hiasa. Ka aiza no azo harahina ny amin'izany? Ny vahoaka na h...
tohiny
novalian'i kanota ny 21/07/2007 07:51
ikaretsaka
(
21/07/2007 02:43)
Ahoana indray ity
nitsipalotra teto ny masoko dia mba te hizara sy hanontany ny hevitrareo:
Misy tonom-bavaka nataon'olomasina iray izay ao anaty diariny manao hoe:
"Ny tena otako lehibe indrindra ry Tompo, Dia ...
tohiny
novalian'i piste ny 03/08/2007 22:36
cutie
(
20/07/2007 20:43)
jereo nge ty fa mampa :(
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/6905625.stm...
tohiny
novalian'i watafon ny 28/07/2007 12:15
xxx
(
20/07/2007 15:42)
film,feuilleton taloha na ankehitriny
chateauvallon, la vengeance aux deux visages
dia tohizo......
tohiny
novalian'i mignone ny 03/08/2007 18:41
princesseN
(
20/07/2007 15:32)
raha hanasa hisakafo!
sao de mba hisy hanasa ahy hisakafo ihany nareo 1andro any!de saucisse atao laoka de zay fangarony ataona reo fa tiko dôly!zany kory tsy midika oe tsy hihinana aho ra zvtr hafa fa mihinana fôna zà ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 26/02/2008 09:48
xxx
(
20/07/2007 13:55)
Lundi sa mardi sa zoma sa inona ny SABBAT ?
Sabotsy sa Alahady sa inona ny Sabata ao @ didy 10 ?
Izay mamaly dia aoka ny Hevitr'i JESOA no lazaina fa tsy ny RR na ny mpitandrina na ny mpitondra fivavahanareo.
1-Ataovy toa an'i Jesoa manao ho...
tohiny
novalian'i isambo ny 08/01/2008 17:09
ari.malala
(
20/07/2007 13:47)
Fanontaniana maintikitika
Hono tokoa hoa e, @ katolika dia mila manao fiekem-pinoana ampahibemaso ireo nifindra sectes ka te hiverina @ maha katolika azy indray (izany hoe reciter ny izaho mino ampahibemaso). Ary mba ahoana ko...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2007 21:59
xxx
(
20/07/2007 13:43)
Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy lehilahy mamaky...
tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 13:19
boraingy
(
20/07/2007 13:08)
Mbola tokony asiana adi-hevitra ve ny finoan'ny tsirairay?
[b]Mbola tokony asiana adi-hevitra ve ny finoan'ny tsirairay amin'izao taon-jato diavintsika izao?[/b]
Maro tokoa ny adi-hevitra mitranga raha vao resaka fivavahana no atao. Misy tokoa ireo olona n...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/08/2007 02:41
xxx
(
20/07/2007 12:33)
Mbola ilaina ve ny mitandrina ny lalàna ?
Izay hamaly dia aoka ny baiboly no hamaliana azy ( toa an'i [b]JESOA[/b] @ ilay [b]VOASORATRA HOE[/b]; fa tsy toy ny an'ny [b]FARISEO[/b] manao hoe : [b]araka ny fombandrazana sy ny nampianarina fahin...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 09/08/2007 11:07
ari.malala
(
20/07/2007 12:04)
Chaînes
Fa hono hoa e! ireny chaînes ireny ve tena zany mitsn hoe ts maints misy menaces kely fona ary am farany ary e! tsy znay mantsy fa zao, mahazo anrenyf ona za de misy hoe alefaso ny copie an'iyt mail ...
tohiny
novalian'i boraingy ny 25/07/2007 08:30
volana1
(
20/07/2007 11:50)
Orchidées sy ny voninkazo rehetra amin'ny ririnina
Ny tenako dia tsy havanana amin'ny fikarakarana voninkazo, nanao ihany fa tsy nanam-potoana, voatery nandova voninkazo tsara tarehy be dia be tsy fidiny aho fa tsy eto intsony i mamako, dia vonona be ...
tohiny
novalian'i VELOMIAH ny 01/04/2011 12:50
kanota
(
20/07/2007 11:01)
Dray tapaka ny Salaka niseo Zazala
=))=))=))Dia ahoana ry bazylou? Fa naninoa hono Razoky wanted izany?=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 05:01
miarina
(
20/07/2007 10:09)
Ny biby wa tena tss
C'est un fermier qui trouve qu'une de ses poules n'est plus assez rentable. Tous
les matins, lorsqu'il la croise dans la basse cour, il lui enfonce un doigt dans
l'anus afin de vérifier si elle v...
tohiny
novalian'i princesseN ny 02/08/2007 09:52
