Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tezitra ( 24/07/2007 09:52)
NON IL N'A PAS LE DROIT DE CHANGER LA CONSTITUTION
la confiance des investisseurs sur la stabilité de notre institution est en jeu : Quel président au Monde, a pu faire en 3 mois, arbitrairement: -pondre une nouvelle constitution -prolong... tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/08/2007 03:42
mioucool ( 24/07/2007 09:37)
mpakafy Ambondrona
misy mpakafy AA mandalo iany v ato? za manko mpakafi ty mandalo ty d mba manotany foutsiny!!!:!:... tohiny
novalian'i mioucool ny 30/07/2007 09:03
niryna ( 24/07/2007 07:14)
Inona no atao hoe rahona/what is a cloud?
Nahatonga saina ahy androany raha sendra teny ambon'ny fiaramanidina aho.Fotsy be daholo izay jereko ary toa tsy mandeha izahay,toa tsy mihetsika.Tara ny fiainganay satria nisy orambe .Nandeha ihany a... tohiny
novalian'i niryna ny 27/07/2007 22:01
niryna ( 24/07/2007 06:23)
Firenena aiza no misy matsilo- saina indrindra ny ankizy?
Mitovy ve ry ireto ny firenena raha resaka hoe intellingent izany no resahina? Misy milaza mantsy fa hoe any Japon hono no tena mahay indrindra ny mpianatra. Vokatry ny sakafo sa ny ora hianarana no... tohiny
niryna ( 24/07/2007 06:02)
Namana tahakan'ny ahoana no tianareo/tsy tianareo?
Sarotra hono no mahita namana tena azo antoka sy hamborahana ny alahelo sy ny fahoriana.Ataovy maro ny sakaiza fa iray ihany no itokio. Ny namana tahaka ny ahoana no tianareo ho namana? ary ny toetr... tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:16
ari.malala ( 23/07/2007 13:58)
tiava marina tokoa dia ataovy izay tinao atao
Inona marina ny tena hevitr'io teny io e! Misy miafina ao ambadik'izy io mantsy hanaovany ny haratsian-toetrany. Azavaiko, manana ny vadiny ilay olona nefa mbola maka olonkafa iany koa, dia nony noten... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2007 20:40
bozyboleta ( 23/07/2007 11:02)
Bevoka ratsiana
Ahitana karazany mitsy ty ratsiana ty. Misy ratsiana sôkôla Misy ratsiana savony Misy ratsiana biriky Misy ratsiana lakire ... Fa tena misy koa ny ratsiana "ady" an!:-D:-D:-D... tohiny
tinalalaina117 ( 23/07/2007 07:57)
CLOS MAHAJANGA
Mba ho fanomezam-boninahitra an'i Clos Mahajanga, dia mba mangataka ny tenanay mba ampidirina ato ny hirany izay mahay fa misy ihany ato fa vitsy kely. MISAOTRA MIALOHA TOMPOKO... tohiny
novalian'i zamazama ny 25/07/2007 15:25
soleil ( 23/07/2007 07:07)
MILA TOROHEVITRA SY VAVAKA
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ forum ary dia manantena indrindra ny torohevitra sy fitondrana am-bavaka ny olana Vao tsy ela akory aho de nijoro ho vavalombelon'ny fitiavan'Andriamanitra sy... tohiny
novalian'i niryna ny 29/07/2007 07:19
Jeankely ( 23/07/2007 02:47)
Fampihenana ny fahantrana no voasoratra fa tsy fanafohanana
Mbola hita ihany ny mpamendrefondro fa tsy mitsahatra ny manadala saimbahoaka. Ny voasoratra dia fampihenana ny fahantrana fa tsy fanafohanana. mazava fa raha misy tanjona hampihena ho 50% izay voalaz... tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/07/2007 05:21
majoro ( 22/07/2007 16:54)
mba mitady
mba mitady ny tononkira mika & davis izay misy. misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Bditra ny 23/07/2007 14:32
simplex ( 22/07/2007 08:55)
...
tsy hitako izay lazaina fa te hitomany fotsiny ah :snif::snif::snif: ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:27
xxx ( 22/07/2007 08:48)
alahelo tsy tana .....
:cry::cry: ho an'i Neny , 24 taona lasa izay ...., [url]=http://www.dailymotion.com/relevance/search/thierry+amiel/video/x1yrqy_thierry-amiel-de-la-haut_music[/url]... tohiny
novalian'i tiarah ny 29/08/2007 11:27
Jeankely ( 22/07/2007 04:19)
Manampahaizana mamaha olana sa mpametraka olana?
Be tokoa ny Malagasy no manana faripahaizana avo ary ny tenany moa no afaka manambara fa avo nohon'ny an'ireo manampahaizana vahiny ve sa tsia ny azy? Alohan'ny hanaovana zavatra dia tanisaina ny olan... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/07/2007 06:25
kanota ( 22/07/2007 03:57)
Hafahafa toy ny vazaha mihinamparaky (bazylou+Zazala...)
Fanina toy ny vazaha nihinamparaky ry bazylou sy Zazala ka miteniteny foana. Izay tratra dia azo fa izany tsy midika fa hiandry fahanana vary ao ambavany ny vahoaka. Zatra ny mpitaingina vahoaka loatr... tohiny
novalian'i rahiratra ny 27/07/2007 09:41
Herimiafina ( 21/07/2007 21:46)
Mitady hira!
Misy hiran'i BESSA efa tranaininainy izay tadiaviko saingy sady tsy haiko ny lohateniny, na ny tonony, fa ny feony fotsiny no tena tadidiko, ka sao mba misy afaka ny hanampy ahy hanome an'ireo. Ny ... tohiny
ftma ( 21/07/2007 20:06)
"tena"
Niheno tantara t@ RVG aho androany dia sorena maheno ilay ragahy manao "tena" "vonoako eo tena" mbola te hahazo ve tena" asa nareo fa tsy tatin'ny sofiko io teny io.... tohiny
xxx ( 21/07/2007 19:23)
xxx lehilahy
Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ? Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy vehivavy mamaky ... tohiny
novalian'i kiadi ny 17/09/2007 18:41
hj ( 21/07/2007 18:19)
Nodimandry i Clo Mahajanga
Mampalahelo ihany ny toe-tsaintsika gasy nefa tezitra rehefa atao hoe manao lohan-gasy. Tsy aritro ny tsy hiresaka ny zavatra nisy tany Mahajanga raha nandalo tany ny tenanay. Nanaovana fitia tsy mba ... tohiny
novalian'i mabloo ny 23/07/2007 11:20
mrk ( 21/07/2007 16:58)
black jacks
antso avo e mba andefaso ny hira sy tonin'ilay hiran'i BLACKJAKCS hoe asa ianao raha hoatra ahy e efa mba ela no nitadiavako aza ka na misy manana cd aza dia atao izay azo ifanarahana fa de mafy mihin... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7637