mpakafy Ambondrona
1. mioucool
(
24/07/2007 09:37)
misy mpakafy AA mandalo iany v ato?
za manko mpakafi ty mandalo ty d mba manotany foutsiny!!!:!:
za manko mpakafi ty mandalo ty d mba manotany foutsiny!!!:!:
novalian'i mioucool ny 30/07/2007 09:03
3. rafify
(
24/07/2007 11:30)
:lol::lol: mahandrasa kely ary fa andalo eo ry fasaly, mamz, kely... sns tsiary vôtanisa eto fa indrindra i SITLO :-D:-D:-D
4. mioucool
(
24/07/2007 11:37)
efa naita ani fasaly s mamz a!!
sitlo zao mbola ts fatako sad rà vo AA d tonga doli ny sipa keli reetra!!
za,mamz,hermione ao doli2!!
sitlo zao mbola ts fatako sad rà vo AA d tonga doli ny sipa keli reetra!!
za,mamz,hermione ao doli2!!
5. mamzelkely
(
24/07/2007 12:41)
jemimah ountsssssssss :-D:-D i sitlo aza tena allergik mits ko hihi fa t smampiova anay zany ak sa aôna ry miou kely :wink:
9. printsy
(
24/07/2007 14:13)
Ambondrona represent eh
Anisany mankafy ny vazon'io tarika io ny tenanay. Fan de raimbla talou de izy ireo ndray no mba hitako fa anisany groupe de rock manana hira mirindra tsara na dia hoe tsy dia tena mafonja sy lalina loatra ary ny tononkirany.
Dédicace ho an'ireo zay mirevy andr'i zalah eh

10. jemimah
(
24/07/2007 20:00)
ny tena mpakafy ambondrona indrindra eto @ sera aloa dia tsisy hafa tsy sitlo
12. mioucool
(
25/07/2007 08:57)
jemimah!!nandé a t@20 k!!nis nanomé bié foutsn!!sda zé mpakafy no anotaniko ato fa zé ts ti afk ts manoratr k!!sa aona r mamz??:P
13. mamzelkely
(
25/07/2007 09:14)
ie afaka mits asdy milay ange refa tafaraka bdb ee ambiance beuu :wink:
14. mioucool
(
25/07/2007 09:40)
itannji lé wé efa saika iona iny nef to tsis ndray!!
andao ar tsika zao vacs zao anao fionana ny mpakafi e!!
tenénina ry zareo rà andé refa ts andé d tant pis hein!!:o
andao ar tsika zao vacs zao anao fionana ny mpakafi e!!
tenénina ry zareo rà andé refa ts andé d tant pis hein!!:o
17. sitlo
(
25/07/2007 10:54)
Ka ny fanontaniako ange mbola tsy nisy nahavaly mahomby mihitsy eh.
Inona ary wa no itiavanareo AA? kamo aho hamerina ny fanazavana fa http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4696908e898ab :wink:
ps: dia aza jemimah koa no ketoketohina fa vazivazy iray andalana ;-)

18. mimi7
(
25/07/2007 14:21)
slt mioucool!lovekix tany @ wanadoo ty e! d aona?mba iz t@ reny sip teo alou reny ar nji t@ 20 fa za kou mantsy teo??
20. mamzelkely
(
25/07/2007 14:30)
za ts hiteny hoe iza mioukely hihihii
sitlo k'efa hoe ny hirany , ny feony , ny pozindry zareo tout dans le groupe ka inn njay aza :°):}:} be za:-D:-D:-D
mioucool ary naninn marina mo no ts nasina revanche le saika hiahaona iny marina eee njaso fa bedesiko misy J... fa tssssssss :-D:-D:-D