mpakafy Ambondrona

21. mimi7 ( 25/07/2007 14:36)
Hey!!in doly ke ntitr le hira n-interpretendrzalah tany @ hilton iny fa b tskoboko alou e!merci d'av mamaly e!
22. sitlo ( 25/07/2007 15:26)
n-interpretendrzalah


tsy efa niteny aho
23. fasaly ( 25/07/2007 15:53)
in ndray no tsy efa notenen'i sitl klou!....
ita zao fa reussi kosa ny spect tao am hilton koun8-)
24. ratonga ( 25/07/2007 19:00)
http://www.madanight.com/articles/musique/407-interview-du-groupe-ambondrona.html
25. fasaly ( 25/07/2007 19:08)
:-D:-D:-Dmisaota an'i mpanao gazety ratonga:roll::-D:-D:-D
misaotra ratonga fa zay zà vao nahalala hoe eric no anarany:-D:-D:-D:-D nilay lay intervew ka!:-P de manantena sy manana fahatokisana an'i tarika ampandrana ambondrona zany hihihi..
tsy maka tahaka kosa izy e!:-D:-D:-D
26. ratonga ( 25/07/2007 19:16)
:wink::-D:-D:-D
27. ngoiha ( 26/07/2007 06:58)
salut! merci aloh ry Ambondrona a mahafinaritra fa tohizo e,izahay tsy tapaka rehefa misy ny fampisehoana,milay eee
28. mioucool ( 26/07/2007 07:28)
mimi7,zà lé teo alouan i kix ndrindra iny e!!d lé zik niinterprétény reny zao oatra wé:Wherever u will go 2 the calling, wild morld, toxicity d nis Nickelback 1 fa ts tadidiko ny titre...

atovi betsaka alou ny élément e?iza doli ny vonona???:?::?:

mba tsidiho reto ny ambondrona.myrealbord.com fa d tsis ita tsony nareo a!io lé forum manokana AA!!
ry mamz tsita tsony ko:oops:
29. mioucool ( 26/07/2007 07:35)
ambondrona.myrealboard.com no tena izy zfd
30. mamzelkely ( 26/07/2007 07:53)
sitlo aaa cabaret ange no nataondry zareo fa ts hoe spectacle tout court ee de le concept an le cabaret afaka mi-interpreter hira vahiny ry zareo fa refa hoe spectacle ry zareo vô hiran'izy reo iray manontolo:lol::lol:

mimi7 bdb ny hira no interpreter-ny fa reto no tadidiko: toxicity (soad), wind of change(scorp),how you remind me (nickelback), have you ever seen the rain(tracy chapman mo sa iza ts tadidiko), baby can i hold you, you an me (lifehouse) (l)(l)(l), whenever you call (the calling), de mbola betsaka fa ts tadidiko trouny hiihih...

de mba ny faniriko zao ataon'ireo ra hiran nickelback de someday na far away :}:}

mioucool za efa partante fôna ra vô misy fihaonana fa teneno ftsn za aaa :wink:
31. mamzelkely ( 26/07/2007 08:24)
miou aa ts hoe ts hita tsony za fa ts tadidiko le adiresse n le forum de zay za fa hiditra fôna njay zao fa mbola manenjika resaka alou :-D:-D
32. kelly13 ( 26/07/2007 08:51)
have u ever see the rain tsy tracy chapman fa toa i bonnie tyler kou, io baby can I hold U tonight io no tracy C.
33. mamzelkely ( 26/07/2007 09:00)
:-D:-D soa ihany fa teo kelly hihihi:-D:-D
34. mioucool ( 26/07/2007 09:10)
ts tracy ary no tena topony fa creedence clearwater revival!!
Wild World lé ery amboni fa diso d lov of my life ko tao an!!

miandry ny akiz zany sisa tsika r mamz!!
d je tenvoi ton mo de pass ttàleur
35. mamzelkely ( 26/07/2007 11:54)
ok mici akia aa ;)

ie nisy love of my life toko kay tao :-D
36. mioucool ( 27/07/2007 06:28)
Mamz,s tu peu me donner nickelback fa vofafa tao doli aki zareo d ts naita tsoni a!!ira 2 sisa no tavela!!stp:oops:
37. mamzelkely ( 27/07/2007 07:04)
ok qd tu veux za ange vitsivitsy ihany ny nickelback ato amiko fa ameko njy k t'inquiète:wink:
38. mioucool ( 27/07/2007 08:47)
meci kia!!:lol:

lé forum ou anzé té andray anjara surtt ri mimi7: ambondrona.myrealboard.com
39. mamzelkely ( 27/07/2007 10:04)
ny tsara akia de refa mifankahita tska de omeko andry le izy ok :wink:
40. sitlo ( 27/07/2007 14:45)
tsisy majy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078