Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kallie ( 27/07/2007 06:30)
soin chocolat
iza taminareo no efa nanao soins chocolat? any am institut efa bdb ny mi propose épilation chocolat, soin amincissant, relaxant sns... za manko t anao fa za ty chocolat be, fa tsy azo oanina hony lÃ... tohiny
BOZYLOVE3 ( 27/07/2007 00:21)
MESSAGE
[size=13px]fanontaniana mila valiny avy any @ be sy maro efa tsy hamaly ny tompon'andraikitra hery : " Maninona ny ordinateur personnel-ko [u][b]misy message fanamboarana kely""???[/[/u]b] [... tohiny
novalian'i aloalo ny 10/08/2007 21:31
kiadi ( 26/07/2007 20:21)
i kelly keliko !
http://www.dailymotion.com/miamchocobn/video/x22yni_nombril-qui-sourit_family io njy zany refa mihira an! :-D:-D:-D de aiza mamz??... tohiny
novalian'i SHOAN ny 22/08/2007 13:18
xxx ( 26/07/2007 17:40)
misaona ve ny artista
Maty i clo mahajanga! mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany... tohiny
xxx ( 26/07/2007 16:58)
anarana gasy
Rakotomalala : nom de famille Rakotomalala. Nombre et localisation [b]699 personnes[/b] portent le nom Rakotomalala aujourd'hui en France selon les ... Le nom Rakotomalala figure au [b]12 748e rang de... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 20:53
xxx ( 26/07/2007 16:08)
Ankamantatra
Ali banbà ali banbà koman sempèl senlilà :-D?... tohiny
minouminou ( 26/07/2007 16:06)
Mariazy any Marseille
Miarahaba anareo mpamaky. Mikarakara mariazy aty Marseille ny tenako ka mba mila torohevitra aminareo namana izay mba mahalala olona afaka mba hanampy. Izaho moa mbola mpianatra ka kely ihany ny budg... tohiny
hery ( 26/07/2007 12:37)
Hira vaovao ao @ RVG
Hira vitsivitsy vao nampidirina ao amin'ny Radiovazogasy.com 1. Clo Mahajanga - MegaMix 2. Firmin - Baholy 3. Mamy Gotso - Asio tsapiky amizay 4. Melky - Faut pas compliquer la vie 5. Ndondolah... tohiny
farahhh ( 26/07/2007 11:41)
TANTARA TALOHA
Mba mangataka ny hiran' Aina tantara taloha eeeeeee!!!!!!!!!!!!!... tohiny
pinou ( 26/07/2007 11:23)
tsinjaka allo!
manahoana, so de mba misy tononl'e tsinjaka aloo an'i ndondolah sy tahiry?... tohiny
tslem ( 26/07/2007 09:48)
toriteny
[url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/vavaka/video/x2ebfm_misia-mazava-1-ny-iraka_family/1] [b]MISIA NY MAZAVA[/b][/url] Mba hitako tany dia alefako eto sao dia mba misy liana.... tohiny
nenni ( 26/07/2007 07:32)
Hiran'i lanitra
Mba omeo ny tononkiran'i hiran'i lanitra hiran'i V.H.F Misaotra tompoko... tohiny
xxx ( 26/07/2007 06:49)
mba toroy hevitra
Manahoana daholo, mety tsy ho eto no tokony hanoratako ity fa mino aho fa na izany aza dia mety hamaly ahy ihany ianareo. Inona no hataoko fa tsy mety mandray sms avy any dago intsony ny tel ko. Mari... tohiny
novalian'i Ranix65 ny 29/08/2007 15:23
niryna ( 26/07/2007 05:52)
Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra.Ahoana izany?
Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra ,raha mamaky,mijery,mianatra ary mamerimberina ny teniny.Ny tenin'Atra no mampiseho antsika ny zavatra tsy mety ataontsika ary ny fampiasana azy sy ny fianarana azy ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 12:49
Payci ( 26/07/2007 05:24)
very any iny - samoela
mba mangataka ny lyrics an'io hira io zany ze mahita e... tohiny
novalian'i mabloo ny 26/07/2007 21:52
LazaDaddy ( 26/07/2007 00:44)
wap.serasera.org
tsy manaiky teny mihafina ampiasaiko eto ny wap. Misy antony manokana ve? Misaotra.... tohiny
novalian'i hery ny 26/07/2007 09:28
xxx ( 25/07/2007 19:28)
de ahoana izany????
[img]http://img107.imageshack.us/img107/4350/1079659574xs4.gif[/img] ahoana indray ary lisany amin'ny izao pour ou contre????... tohiny
novalian'i karinah ny 29/07/2007 10:48
xxx ( 25/07/2007 19:25)
bagarre....
tena mba tsy mihaja kosa aloha ilay sipa miady mifampitolona eny ankalamanjàna e! tssssssss....[img]http://img510.imageshack.us/img510/5228/1079646494py4.gif[/img]... tohiny
totofy ( 25/07/2007 18:17)
veloma dooly!
ho an' ny namana rehetra sy ny namako manokana teto amin' ny serasera :wink:(l)(l)(l)(l) afaka efatr'andro dia tsy hiserasera tsouny .. dia mametraka veloma dooly ... nahafinaritra ny fiarahana... tohiny
novalian'i raozylisy ny 02/08/2007 14:19
kiadi ( 25/07/2007 18:00)
mangataka torohevitra indray
salut doly ohh! zao ry zareo an! niova accés internet zah wa de lasa tsy misy son tsony ny ordi-ko! zany oe refa te hiano hira zah na hijery clip de tsisy son mivoka tsony ka tsy aiko oe avy @ ilay ... tohiny
novalian'i kiadi ny 26/07/2007 17:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2481