veloma dooly!

1. totofy ( 25/07/2007 18:17)
ho an' ny namana rehetra sy ny namako manokana teto amin' ny serasera :wink:(l)(l)(l)(l)
afaka efatr'andro dia tsy hiserasera tsouny ..
dia mametraka veloma dooly ...
nahafinaritra ny fiarahana !:idea:
God bless you !(l)
novalian'i raozylisy ny 02/08/2007 14:19
2. fasaly ( 25/07/2007 18:54)
:snif::snif::snif::snif::snif:fa de naôn loatra ry totofy:cry: de tsy hiverina tson y zany fa nisy inona:(
eny ary de aza manadino na izan yaza:-*
3. wooda ( 25/07/2007 19:21)
Eny wa, de mirary ny ahita ny soa ho anao any ho any eh! so de las nanao Vacance aloha?

(Otrany efa nandalo t@ko!) lol
4. cutie ( 25/07/2007 19:24)
bye totofy :lol:
5. vale ( 25/07/2007 20:33)
Totofy: veloma aza e:(, d aza manadino anay na d izany azany!:-*:-*:-*
6. xxx ( 25/07/2007 21:24)
mampitomany kosa zany nama a
7. mamzelkely ( 26/07/2007 05:50)
:( ountsôôôô zay zany vô tena bye bye ve de mahita izay mahasoa aza eee :):-*:-*:-*:-*:-*
8. ari.malala ( 26/07/2007 06:30)
:cry: mirary soa hoan'i totofy hahita izay mahasoa aza e! :cry:nafinaritra toko ny hanihanysy ny sanigsangy nifanaovana teto:cry: lasa mpianiany 1 ndray zany ny namana:cry: bye e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
9. Mimhie ( 26/07/2007 07:55)
mahita ny soa ary e! de aza manadino na dia izany aza
:-*
10. xxx ( 26/07/2007 08:06)
Aza maharitra ela loatra fa refa miverina tianay ihany e! bon voyage d bon courage :-*:-* d tahianAndremanitra.
11. mamzelkely ( 26/07/2007 08:47)
fa ho aiza klou totofy :-w:-w :°):-D:-D:-D
12. sechat ( 26/07/2007 08:48)
tchô ary e! :lol:
13. benaly ( 26/07/2007 09:05)
Veloma ary ééé :roll:
14. kelly13 ( 26/07/2007 10:36)
andray ry totofy!! sa ande hiteraka ianao? hihihi je wwwiiigggooollleee, ka d vloum ary kou d malahelova anay d miverena aveo e :wink:
15. tywa68 ( 26/07/2007 10:52)
veloma vetivety moa ô ! miverena rehefa manina e :-*
16. sympa ( 26/07/2007 11:55)
De ho lasa tsikeli² doly zany ve ny oll ato kle :roll::roll:
17. mamzelkely ( 26/07/2007 13:06)
sympa meuh nonnnnnnnnnn zay mbola eto :lol::lol:
18. mignone ( 26/07/2007 14:25)
veloma mandrampiverina zany kou :lol:
19. dadie ( 26/07/2007 18:23)
d veloma zany o,oatran'ny omaly zay lé niarahaba anniv nao iny an ,maereza:-*
20. totofy ( 26/07/2007 19:20)
mampitomany kosa zany nama a


fasaly sy xxx : aza mitomany fa manjary mitomany kou zah klé :snif::snif:

bye daholo nareo : mamz , ari.malala, mimhie, tywa68, cousine :wink:, vale, dadie .......rehetra rehetra.

kelly13> hitera-bao veeuuuuuuuu hi hi hi hi ...

fa ho aiza klou totofy


mamz : chuuuuuuuuuuuuuttttt :idea:

misaotra an' i hery alou nanao ny serasera =D=D=D=D
tsara é !:lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858