veloma dooly!

21. fasaly ( 26/07/2007 20:51)
hande hanambady ngah totofy:wink::°):P8)
22. vale ( 26/07/2007 21:58)
Ary tsy mahazo miserasera intsony koa v :?:...bye zany koh :-*
23. mamzelkely ( 27/07/2007 06:36)
totofy :(
24. niryna ( 29/07/2007 04:48)
sympa:

De ho lasa tsikeli² doly zany ve ny oll ato kle :roll::roll:


hitakou
25. totofy ( 30/07/2007 13:13)
hande hanambady ngah totofy


Fasaly > :-D:-D:-D:-D=))=))=))=)) ngah ...:?:
(hadinonao ny nanao réservation klé :wink:)


totofy

mamz : ié anarako io (l):wink: mmmmmmmm !

ho an' ny namana tsy noteneniko ny anarana ..tsy hadino
k'aza malahelooooooooooooooooo!
(l)(l)(l)(l)(l)(l)
bye
26. sakaizakely ( 30/07/2007 13:16)
Veloma mbola hiaona an ; ary dia aza ela moa e (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
27. karinah ( 30/07/2007 16:19)
totofy::roll::roll: veloma:( d bon vacs na izany aza!(l)(l)(l):-*
28. sitlo ( 30/07/2007 16:26)
rehefa lasa izany totofy dia tonga ny foseptika :°)

29. melody ( 30/07/2007 16:31)
totofy: :cry::cry::cry::cry:
Mahereza hatrany akia, tsy manadino ny aty:-*:-*:-*
30. cutie ( 30/07/2007 21:45)
melody
soa ihany tonga njy fa heveriko hanao ohtran'i totofy eo koa :-D:wink::-*
31. Fiffi ( 01/08/2007 09:58)
"totofy":
ho an' ny namana tsy noteneniko ny anarana ..tsy hadino
k'aza malahelooooooooooooooooo!

bye
:(:(:( fa ho aiza totofy ? :-*:-*:-*
32. ianao ( 02/08/2007 11:59)
ity sitlo ity :-D, efa saika tsy hiteny ihany aho fa tsy tanako foana ny fihomehezako :-D
efa tsy manototra intsony izany izao ny saka :-D
33. boraingy ( 02/08/2007 13:00)
ataovy amin'ny fo rankizy rehetra ny Vatola,py tsy mikoro a!

(l)
34. Fiffi ( 02/08/2007 14:13)
35. raozylisy ( 02/08/2007 14:19)
veloma e!!!de mandram pihaona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.345