veloma dooly!
![](https://avatar.serasera.org/64c60e98e7d9e2a1b6a4f3be4215e028.jpg)
1. totofy
(
25/07/2007 18:17)
ho an' ny namana rehetra sy ny namako manokana teto amin' ny serasera :wink:(l)(l)(l)(l)
afaka efatr'andro dia tsy hiserasera tsouny ..
dia mametraka veloma dooly ...
nahafinaritra ny fiarahana !:idea:
God bless you !(l)
afaka efatr'andro dia tsy hiserasera tsouny ..
dia mametraka veloma dooly ...
nahafinaritra ny fiarahana !:idea:
God bless you !(l)
répondu par raozylisy le 02/08/2007 14:19
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
2. fasaly
(
25/07/2007 18:54)
:snif::snif::snif::snif::snif:fa de naôn loatra ry totofy:cry: de tsy hiverina tson y zany fa nisy inona:(
eny ary de aza manadino na izan yaza:-*
eny ary de aza manadino na izan yaza:-*
![](https://avatar.serasera.org/be8e24af4b1af0f04fae5c74298c2ff9.jpg)
3. wooda
(
25/07/2007 19:21)
Eny wa, de mirary ny ahita ny soa ho anao any ho any eh! so de las nanao Vacance aloha?
(Otrany efa nandalo t@ko!) lol
(Otrany efa nandalo t@ko!) lol
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
7. mamzelkely
(
26/07/2007 05:50)
:( ountsôôôô zay zany vô tena bye bye ve de mahita izay mahasoa aza eee :):-*:-*:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
8. ari.malala
(
26/07/2007 06:30)
:cry: mirary soa hoan'i totofy hahita izay mahasoa aza e! :cry:nafinaritra toko ny hanihanysy ny sanigsangy nifanaovana teto:cry: lasa mpianiany 1 ndray zany ny namana:cry: bye e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
10. xxx
(
26/07/2007 08:06)
Aza maharitra ela loatra fa refa miverina tianay ihany e! bon voyage d bon courage :-*:-* d tahianAndremanitra.
![](https://avatar.serasera.org/a48016e9bf305e2688b09fe3749a20a4.jpg)
14. kelly13
(
26/07/2007 10:36)
andray ry totofy!! sa ande hiteraka ianao? hihihi je wwwiiigggooollleee, ka d vloum ary kou d malahelova anay d miverena aveo e :wink:
![](https://avatar.serasera.org/a0b64c85ad0622141d7f3beeb33591f7.jpg)
19. dadie
(
26/07/2007 18:23)
d veloma zany o,oatran'ny omaly zay lé niarahaba anniv nao iny an ,maereza:-*
![](https://avatar.serasera.org/64c60e98e7d9e2a1b6a4f3be4215e028.jpg)
20. totofy
(
26/07/2007 19:20)
mampitomany kosa zany nama a
fasaly sy xxx : aza mitomany fa manjary mitomany kou zah klé :snif::snif:
bye daholo nareo : mamz , ari.malala, mimhie, tywa68, cousine :wink:, vale, dadie .......rehetra rehetra.
kelly13> hitera-bao veeuuuuuuuu hi hi hi hi ...
fa ho aiza klou totofy
mamz : chuuuuuuuuuuuuuttttt :idea:
misaotra an' i hery alou nanao ny serasera =D=D=D=D
tsara é !:lol: