Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ptitponey
(
01/08/2007 17:15)
Akaikinao Chaleureux DADAH DE FORT DAUPHIN
Misaotra anareo namana rehetra nanome valiny!...
tohiny
Ratoa
(
01/08/2007 17:10)
Voyage Madagascar
Iza ianareo no mahita billet tsy dia lafo na mora Paris-Antananarivo - Paris na Marseille - Antananarivo-Marseille.
Mba ilazao aho ary dia mba atory ahy iza na aiza no antonina...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 12:53
ravakamalala
(
01/08/2007 16:15)
vahona
Misy mivarotra aty frantsa hono ny "jus amer de l'aloé vera", lé ranon ny vahona ilay mangidy be iny izany. sao mba misy mahafantatra kay ianareo hoe aiza no mety ahitako an 'io? (efa nanontany fara...
tohiny
novalian'i Nickovy ny 24/09/2007 07:24
rasil
(
01/08/2007 14:55)
Te hitady ny vaovao momba an'i Madagasikara
Miarahaba anareo,
Inona kay no fomba ampiasainareo avy aty ivelany rehefa tia hikaroka vaovao momba an'i Madagasikara? Izaho mantsy mba manaraka forum, mamaky gazety, mijery dailymotion sy youtube fa...
tohiny
novalian'i rasil ny 02/08/2007 18:37
sasa
(
01/08/2007 10:59)
Bon annif i Bimanoa
Faly miarahaba an'i Bimanoa nahatratra i(l)zao anniversaire-ny izao, enga anie ka hitondra soa sy fahasalamana ho azy izao andro anio izao.
Dia mirary anjy mba ho tanteraka ny faniarianjy rehetra.
:...
tohiny
novalian'i bimanoa ny 21/08/2007 14:25
salopard
(
01/08/2007 10:45)
Flambée de prix?
Avec Ravalo sy ny amnistie fiscale, miaraka @ halatra tao @ banky centrale, dia hitombo ny masse monétaire:
-ny economiste matahotra ny [b]flambée de prix[/b]-Ra - salopard mahita fa misy ny[b] Fla...
tohiny
novalian'i kanota ny 06/08/2007 10:42
Fiffi
(
01/08/2007 10:23)
Êtes-vous un assassin de la grâce ?
Miala tsiny fa tena tsy vitako ny nandika azy am teny gasy an !
[i]Ah la grâce ! Quel beau sujet n’est-ce pas ? Cependant, combien de croyants ont voulu l’assassiner ? En lisant les Évangi...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 06/08/2007 05:18
Fiffi
(
01/08/2007 09:55)
Miarahaba antsika rehetra indray.....
[img]http://gs.smiliz.free.fr/08/Glits_f8c56969af4d0f9edd8b9428710f4296.gif[/img] antsika rehetra tsy misy ankanavaka njay zah an ! :) :-*:-*:-*
[img]http://img77.imageshack.us/img77/3929/tywo0...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 18:28
ANARIM
(
01/08/2007 09:33)
karajia serasera na resaka mivantana
miarahaba!
betsaka amintsika mpandalo ato amin'ny dinika ihany angamba ny mba mpiresaka mivantana ao amin'ny efitranon'ny karajia #serasera
mampalahelo ny zavanisy voatsikaritro tato ho ato fa dia m...
tohiny
novalian'i UB40 ny 27/08/2007 14:50
ninani
(
01/08/2007 08:35)
hôpitaly
:oops:[b]Bold text[/b]^:^=))...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 13:19
timih
(
01/08/2007 08:30)
tononkira
Slt!mba mangataka le tononkiran'i KARMELA "iANAO ILAY RAY TSY MBA MANDAO".mISAOTRA TOMPOKO.BYE....
tohiny
arson
(
01/08/2007 08:25)
ianao no heriko
ze mba manana io hiran'i Rija rasolandraibe io reto a fa reviko be io vazo io."IANAO NO HERIKO"no lohateny...
tohiny
amirah
(
01/08/2007 08:15)
navadiko ny pejy
Mba mangataka anio hiran Fanja Andriamanantena io azafady o!...
tohiny
novalian'i rhina ny 01/08/2007 10:38
boom
(
01/08/2007 06:46)
Hiran'i lanitra
Mankafy be izany hiran'i lanitra izany aho...
tohiny
Angolaina
(
01/08/2007 06:43)
ireny mamo ireny
Variana aho mahita ireo mamo matoritory eran'ny lalana, inona ary no tena tsiron'ilay mamo raha fahafaham-baraka sy fahoriana ho an'ny fianakaviana no azo avy aminy e ? :?::?::?:...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 15/08/2007 07:43
xxx
(
01/08/2007 06:21)
Inona no atao rehefa tonga izao...
Lalina mihitsy ity fitiavana ity fa ny aza voany ihany, nisy namana teto nifandray tamiko efa naharitraritra, nandeha teny ny andro sy ny volana, tsy nijanona nifanerasera teto izahay, roa volana lasa...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 21/08/2007 13:52
niryna
(
01/08/2007 05:03)
Manaja ny sainan'ny vahiny ve ny firenena misy anareo?
Manaja sy mankalaza ny fetim-pirenena vahiny ve ny any aminareo?
Ahoana no fankalazana izany ?
Manaiky ve ny fanjakana sa tsy mahazo atao?
Misy aty aminay toerana iray izay misy building avo ...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:14
ftma
(
31/07/2007 21:29)
manao veloma koa
Lasa tsy nanao veloma hono naman'ny tezitra, mbola miverina eo ihany rehefa ...
misaotra ireo namana tsy fohy indrindra ireo mpanome biz'oroka vokatry ny fo :D:-*:-*...
tohiny
novalian'i sympa ny 19/08/2007 19:30
RandyJackBrown
(
31/07/2007 21:15)
Fiarahabana vokatry ny fo
Tafahoana ihany tokoa isika ity ka dia faly miharahaba anareo rehetra re ny tenako no sady maneho fisaorana manokana ny mpikarakara sy ny mpandrindra ity serasera ity . Sehatra ifanakalozana ity:lol:,...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 04/08/2007 15:37
xxx
(
31/07/2007 18:45)
diso ve za rha raha manratsy ny rafozako @vadiko fa tena
zao eh! tena tsy tiako vitana mintsy ny rafozako vavy fa mahay atsy sy aroa ; za anefa kamboty de tsy zakako ny zavatra ataony amiko fa rehefa misy tsy mety de avy hatrany izy mandaza @vadiko ;...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/08/2007 00:18
